Za lo mahita we tsaraRMQ; le cœur tsy ampy kely fotsiny d le zavamaneno tSy mahatosika ny feonao lotra.fa na izany aza makasitraka fa tsara ary tafita ny afatra.
Tsara be ilay fandaharana fa mba ho fanatsarana kely ny ahy ity ; eo amin'ilay réglage "micro" tena misy tsy milamina tsara mihitsy (maina be loatra), merci
Havizanana sy masoandro ary sakafo no mahatonga an'io. Tsisy dikany ny manala an'io : savony Nosy alona anaty rano madio tsara mandritry ny alina. Rehefa malemy ilay savony dia maka kely amn'izany dia afangaro vahona sy fraise dia ahosotra ilay faritra ary ampandriana eo mandritry ny 10 min hatramin'ny 30 min. Averina isanandro. Azo soloina akondro ny fraise raha tsy misy. Tonga dia miala io panda io.
hahah,,,mb asio sira kos Tatie Fanja e....za maka an lah fon Tonton Jackson ah😚😚
Mankasitraka ny fandaharana hatrany e❤
mrc Didi, sek ts tafa ny an i zoky t@ le mandramaty aaaa, bisous njy
Za lo mahita we tsaraRMQ; le cœur tsy ampy kely fotsiny d le zavamaneno tSy mahatosika ny feonao lotra.fa na izany aza makasitraka fa tsara ary tafita ny afatra.
Tsy miova le feo na live na studio. Tsara
Merci # Lôla tjr Milay 👍
Merci lola ts mb mankaleo hiranao
tsy mahita ra tenenina angamba de hoe Panda ??? merci lola
Tiko 🥰❤2021
Tena mpakafy lola fa tena kivy za mahita an’ity, 2mn50 , aleoko mijery ny originale fa tsss,
i love Tsiory ( Carly Rose gasy) 💓💜💟💞👯👱👸
Misosotraaa eee LOLA am vazo
Tsara be ilay fandaharana fa mba ho fanatsarana kely ny ahy ity ; eo amin'ilay réglage "micro" tena misy tsy milamina tsara mihitsy (maina be loatra), merci
Ny mpankafia Lola rhtra
fa nankaiza ho aho SKYONE E???merci LOLA fa tena henjana ianao,tena tsy heno intsony LOLA
le tsikitsiky tena mahay mitia marina,misaotra e
Misaotra Lola fa mafinaritra jiaby hira nw
io fitiavana UUUU, hahaha
merci zoky an ,milay foana e
ary to lasa feno panda itena ry Lola ????
Tsy ny panda n'i Lola kosa no asiana commentaires fa ny talentany ê ! Tohizo ry Lola fa mahafinaritra marina .
haha, iny ndray ny tsy hitako
Havizanana sy masoandro ary sakafo no mahatonga an'io. Tsisy dikany ny manala an'io : savony Nosy alona anaty rano madio tsara mandritry ny alina. Rehefa malemy ilay savony dia maka kely amn'izany dia afangaro vahona sy fraise dia ahosotra ilay faritra ary ampandriana eo mandritry ny 10 min hatramin'ny 30 min. Averina isanandro. Azo soloina akondro ny fraise raha tsy misy. Tonga dia miala io panda io.
Azo tehirizina ary ampiasaina amin'ny andro hafa ilay savony nilona rano