Rojo Ny Avo & Jacquot Ny Fanilo "Ny Fanahiko" (Ndriana RAMAMONJY)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 11 ต.ค. 2024
  • Hommage Ndriana RAMAMONJY
    Amitié TV

ความคิดเห็น •

  • @elodymirill3569
    @elodymirill3569 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitrake indrindra tompoko 🥰💖💝💖🙏🙏🙏

  • @guillaumerakotomalala8834
    @guillaumerakotomalala8834 3 ปีที่แล้ว +2

    tena tiako be ilay version, misaotra éééé !!!

  • @valihmimi
    @valihmimi 3 ปีที่แล้ว

    Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahy ka mitoloko anatiko ao. ManantenA an Andriamanitra ianao fa mbola hidera antranon i Jehovah

  • @lydierajaona424
    @lydierajaona424 3 ปีที่แล้ว

    tsara be nanaovanareo ity hira ity, tena mampagorangorana fanahy tokoa eo anoloan ny finoana an i Jehovah Ray, voninahitra ho Azy irery, misaotra tompoko ho anareo mpikarakara sy mpihira ara pilazantsara

  • @grelletvonjiniaina8639
    @grelletvonjiniaina8639 3 ปีที่แล้ว

    Tena toina ny fo. Misaotra indridra Tompko. Mahereza mandrakariva tokoa ianareo mpanompon'Andriamanitra.

  • @lydierajaona424
    @lydierajaona424 3 ปีที่แล้ว

    le izy somary ataonareo mirahalahy zafindraony kely iny tena tsara be le hira Ny Fanahiko (Ndriana Ramamonjy), tratry ny paska daholo ary mahereza e

  • @jonnathanrasamiony2132
    @jonnathanrasamiony2132 3 ปีที่แล้ว

    MISAOTRA NY AMITIE TELEVISION E

  • @imont7709
    @imont7709 3 ปีที่แล้ว

    😥😥