Mpanompo vita sedra - Groupe Ny Avo (Lyrics) Efa nandalo teo daholo Ireo fahoriana sy fijaliana Fa toa tsy maha-taitra ahy intsony Izany fahantrana sy tsy fisiana F’izaho mbola eto ihany Mijoro hatrany Satria ny Andriamanitro Tsy ampitondra ahy 'zay tsy zakako izany Fiv: Na inon-kidona na inon-kiatra Izaho mbola hitraka Na isesisesy hamely ahy aza ny ady Izaho efa zatra Ny afon’ny finoako Tsy ho faty intsony fa iredareda Ho porofo izany f’izaho dia mpanompo Efa vita sedra Lasa nandao ihany koa Ireo olona akaiky ny fo Nesorina tamiko avokoa Izay kely mba fananako F’izaho mbola eto ihany Mijoro hatrany Satria ny Andriamanitro Tsy ampitondra ahy 'zay tsy zakako izany Fiv: Na inon-kidona na inon-kiantra Izaho mbola hitraka Na isesisesy hamely ahy aza ny ady Izaho efa zatra Ny afon’ny finoako Tsy ho faty intsony fa iredareda Ho porofo izany f’izaho dia mpanompo Efa vita sedra Ka n’inona n’inona angeja Zaho efa VITA SEDRA Fiv: Na inon-kidona na inon-kiantra Izaho mbola hitraka Na isesisesy hamely ahy aza ny ady Izaho efa zatra Ny afon’ny finoako Tsy ho faty intsony fa iredareda Ho porofo izany f’izaho dia mpanompo Efa vita sedra
Kayyy, Hafa mintsy e! ❤❤❤ mankasitraka be
Mpanompo vita sedra - Groupe Ny Avo (Lyrics)
Efa nandalo teo daholo
Ireo fahoriana sy fijaliana
Fa toa tsy maha-taitra ahy intsony
Izany fahantrana sy tsy fisiana
F’izaho mbola eto ihany
Mijoro hatrany
Satria ny Andriamanitro
Tsy ampitondra ahy 'zay tsy zakako izany
Fiv:
Na inon-kidona na inon-kiatra
Izaho mbola hitraka
Na isesisesy hamely ahy aza ny ady
Izaho efa zatra
Ny afon’ny finoako
Tsy ho faty intsony fa iredareda
Ho porofo izany f’izaho dia mpanompo
Efa vita sedra
Lasa nandao ihany koa
Ireo olona akaiky ny fo
Nesorina tamiko avokoa
Izay kely mba fananako
F’izaho mbola eto ihany
Mijoro hatrany
Satria ny Andriamanitro
Tsy ampitondra ahy 'zay tsy zakako izany
Fiv:
Na inon-kidona na inon-kiantra
Izaho mbola hitraka
Na isesisesy hamely ahy aza ny ady
Izaho efa zatra
Ny afon’ny finoako
Tsy ho faty intsony fa iredareda
Ho porofo izany f’izaho dia mpanompo
Efa vita sedra
Ka n’inona n’inona angeja
Zaho efa VITA SEDRA
Fiv:
Na inon-kidona na inon-kiantra
Izaho mbola hitraka
Na isesisesy hamely ahy aza ny ady
Izaho efa zatra
Ny afon’ny finoako
Tsy ho faty intsony fa iredareda
Ho porofo izany f’izaho dia mpanompo
Efa vita sedra