Ianareo tao Majunga tao ihany no olomarobe nifidy ny tgv. Tsay Christien anie tsy Merina e! Joclyne koa tsy Merina, Nina koa tsy Merina, ka nahoana ireo olona ireo no tsy tianao, nefa cotiers mitovy aminao izy ireo. Naninona tam fifidianana 2019 no tsy nofidianareo i Rolland Ratsiraka cotier mitovy aminao, fa i ANR indray no nofidianareo maro an isa quantité fa tsy qualité. Ny adalanareo ihany no nampivarina ny Firenena, satria ianareo tsy nahay, tsy mahay ary tsy hahay hifidy. Raha izaho no teo am toeran i Rolland Ratsiraka cotier, d ho sosotra anareo aho satria Merina no nofidianareo fa tsy Rolland Ratsiraka cotier tahaka anareo... Koa reefa tsy mahay nifidy dia aza mitomany, aza mankany any Tana intsony fa mandoto ny ville de Tana ianareo. Sady tsy tia an i Rolland R.cotier sy tsy tia Merina ianareo ry Luc tengon...dia mialà ao Mscar. Raha ny vaton ny Merina no jerena tam fifidianana 2019 iny, dia tsy lany tao Tana ny tgv, fa ianareo tonga nifindra monina be tsy nahoana tao Tana no maro nifidy ny tgv. Simba sy maloto sy be emboutaillage ny ville ao Tana noho ianareo
Ok ! Zandry kely
Egane ba masina resaka nao Lic Hervé ❤❤❤❤ makasitraka vao2 tompoko 🎉🎉🎉🎉bravo ❤❤❤❤bravo masina Tani drazana
tiako koranga nao ai manome courange vahoaka ❤❤❤🎉
J'adore beaucoup ça
Tena marina izany ,mon frère Luc.eto Ambony ,tany Dia fandalovagna,fa izay manao ratsy rehetra eto Madagascar,ity ,Dia ho tsarainy, Tantara,s'y izay rehetra mampijaly izahay vahoaka Malagasy.
Firy taona izay mbola marary saina ihany côtier # merina ( tara saina)
Ny tsy fitiavana Merina sy Boriziny aza afangaro @ resaka pôlitika fa manerana ny Nosy ny olana, isaky ny Faritra rehetra.
Ianareo tao Majunga tao ihany no olomarobe nifidy ny tgv. Tsay Christien anie tsy Merina e! Joclyne koa tsy Merina, Nina koa tsy Merina, ka nahoana ireo olona ireo no tsy tianao, nefa cotiers mitovy aminao izy ireo. Naninona tam fifidianana 2019 no tsy nofidianareo i Rolland Ratsiraka cotier mitovy aminao, fa i ANR indray no nofidianareo maro an isa quantité fa tsy qualité.
Ny adalanareo ihany no nampivarina ny Firenena, satria ianareo tsy nahay, tsy mahay ary tsy hahay hifidy.
Raha izaho no teo am toeran i Rolland Ratsiraka cotier, d ho sosotra anareo aho satria Merina no nofidianareo fa tsy Rolland Ratsiraka cotier tahaka anareo...
Koa reefa tsy mahay nifidy dia aza mitomany, aza mankany any Tana intsony fa mandoto ny ville de Tana ianareo.
Sady tsy tia an i Rolland R.cotier sy tsy tia Merina ianareo ry Luc tengon...dia mialà ao Mscar. Raha ny vaton ny Merina no jerena tam fifidianana 2019 iny, dia tsy lany tao Tana ny tgv, fa ianareo tonga nifindra monina be tsy nahoana tao Tana no maro nifidy ny tgv.
Simba sy maloto sy be emboutaillage ny ville ao Tana noho ianareo
Mafana loatra ngamba ny toetr' andro any amin toerana misy anao zany no mahatonga anao otrany misary gaigy io,aza taitra koa ianao fa misy farany io vavanao be teny ratsy io
Jocelyne Maxime mpangalatra tanin’olo
Lany hasigny eky donc ê 😂😂Mbola hoavy tours ndrô jiaby io , même Andry Rajoelina zegny satria matiny jaly vahoaka
Ngengegny loatra ke
Tafitokiky manôkana za mizaha vidéo ty😂😂😂😂😂😂
Tateraka koragna nabowaka naojiaby merisy àminao zokibe tegna meti koragna nao oelavelogno anao zokiko merisy merisy
Masotainlah mamaok tay tsis farany
Anao baka Mivoleza magnasaha fa compte nô hi bloqiény FB koa anao
Ary tsisy olo mila Andry Rajoelina koa anie
Satria tsisy raha manjary ra ataony mampahantra Madagasikara
Iza moa zoky Vody izany? kkkkkkk
😂😂 zoky vonjy 😂😂
mba normal v ty bandy ty?
Tsy norm
Merina borizano tengodre... Miteny ratsy loatra
Null 😅