Ianareo tezitra @ Fabiola laeainateo fa tdy manaja ny razana efa maty kanefa koa i Hervé dia maniratsira ny finoana kristiana dy silamo. Samy mifanao tsinontsinona koa nahoana no tezitr1 raha nahita artiste tany @ afobe i Fabiola. Ianateo ihany izany no manana monopole manilika ny tsy mitovy@ finoanareo ? Reraka eo fa tsy ahatapina ny vavan'ny olona toy ny tsy misy afaka manampina ny fanaratsiana ataonareo @ mpivavaka !
Ireo milaza fa hoe kristianina nefa mandainga sy mangoro karena ary manaratsy sainolona dia oharina amy vehivavy njaga na makorely ao amy baiboly . Vevehivavy janga mitaingina bibi dia hoy apokalipsy ka noho izany mahatonga azy ireo manao ze tiany ka matahotra az ireo ny fanjakana Bidi dia ny mpitondra sy ny fanjakana mihevitra fa handamina kanjo anefa manahirana .ka hivadika ny bibi dia hanampitra ny ainy vevehivavy janga na hikaondoha ny fanjakana hampijanona ni asany ireo fiangonana miatsaravelatsihy ireo.efa ao baiboly zany fa ianareo no hampiasana hanantateraka izany
Amy fanjakana ao tokony mba misy antokona olona mpandalina baiboly ka afaka mandray fanampahakevitra momba ny fiangonana miforona .inona no tanjony ino no tiany hatao hanampi sa hampisaraka .marina sa fampianarandiso foutsiny
Modia raha Mafy be fa tsy mitatata andafy agny. Agny anao manao vavabenao agny. Midira an'i Antananarivo raha sahy amin'ny vavabenao fankahalanao merina io. Tsy manjary Maty vakimbaratra ankabone ao
Mampalahelo ianareo roa lahy fa samy tsy misy saina
Tsy mahazaka fahamarinana
I luc Hervé sy i koto = même esprit, même mentalité
Sambatra izay henjehina ny am FAHAMARINANA fa azy ny fanjakan'ANDRIAMANITRA.
Marina loatra.
Ianareo tezitra @ Fabiola laeainateo fa tdy manaja ny razana efa maty kanefa koa i Hervé dia maniratsira ny finoana kristiana dy silamo. Samy mifanao tsinontsinona koa nahoana no tezitr1 raha nahita artiste tany @ afobe i Fabiola. Ianateo ihany izany no manana monopole manilika ny tsy mitovy@ finoanareo ? Reraka eo fa tsy ahatapina ny vavan'ny olona toy ny tsy misy afaka manampina ny fanaratsiana ataonareo @ mpivavaka !
Misaotra anao Koto a,
Tena Mampalahelo lay malagasy ankehitriny, tsy hitako tson zay lazaina tena Mampalahelo ny malgasy e
Ireo milaza fa hoe kristianina nefa mandainga sy mangoro karena ary manaratsy sainolona dia oharina amy vehivavy njaga na makorely ao amy baiboly .
Vevehivavy janga mitaingina bibi dia hoy apokalipsy ka noho izany mahatonga azy ireo manao ze tiany ka matahotra az ireo ny fanjakana
Bidi dia ny mpitondra sy ny fanjakana mihevitra fa handamina kanjo anefa manahirana .ka hivadika ny bibi dia hanampitra ny ainy vevehivavy janga na hikaondoha ny fanjakana hampijanona ni asany ireo fiangonana miatsaravelatsihy ireo.efa ao baiboly zany fa ianareo no hampiasana hanantateraka izany
Inona zany no finoana tena milay???😅😅😅😅
Niakatra tany andanitra jiaby zarô fa tsy naita afa tsy ny afobe!!!! 😂😂😂😂😂😂😂;;;d iza daholo ny hitanzarô tany teto Madagascar oeeee???😂😂😂😂😂😂😂
Mitapy daholo ialahisany rehetra !!!
Siteny ? Aleoko Tsy miteny !
Maloto vava loatra ialahisany mitsam'
MARARY SAINA SY FENO DEVOLY. DAHOLO 😂
marina zanee
Amy fanjakana ao tokony mba misy antokona olona mpandalina baiboly ka afaka mandray fanampahakevitra momba ny fiangonana miforona .inona no tanjony ino no tiany hatao hanampi sa hampisaraka .marina sa fampianarandiso foutsiny
Tsy kristianina no olona fa olona mampiasa azy am fomba ratsy.
Mila mandalo sivana ..fa tsy hoe izy rehetra no ratsy na ianao io nandefa videos mitovy an'olona voaresaka tato .le olo nanao tsy mety ambarao fa aza mitsara hoe ny kristianina rehetra...ny sasany mandika amy fomba feno io baiboly io no diso
😀😀😀
Inona no hidiran ny Muslim Amin adalan ny secte Kristina rehetra any.
foana tanteraka ireo sectes
😂😂😂😂