Samoela - Hiverina

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 13 ม.ค. 2025
  • Ecoutez & téléchargez "Radio-N’ Ambanivolo" de Samoëla sur toutes les plateformes légal.
    Parole - HIVERINA
    Henoko ianao nandalo,
    Hoe: Haka tso-drano
    Tso-drano nomeko anao efa marobe
    Hitako ny sms-nao, manamamo
    Mba lanjalanjao ihany ny vavabe
    Menace-nao tafahoatra, feno ny fb
    Manala-tena, tsy menatra eh!
    Tsy haiko ny atao anao ‘ty ramose
    Ny halaheloko, ny hatezerako be dia be
    Tsy haiko ny atao anao ‘ty ramoseko ôh!
    Mbola tsy te-hiverina aho, fa sao manenina
    Henoko ny antsonao, fa tsy voaraiko
    Tatasiaka tsy misy farany, ka tsy haiko
    Henoko ny dédicace-nao fa tsy nilaiko
    Kafara tsy mety vita, marary zaho
    Tsy vitan’ny mikiakiaka, fa manaliaka
    Tsy te-hiaina an’izany aho, na iray minitra
    Tsy haiko ny atao anao ‘ty ramose
    Ny foko, tsy mety tony fa leo be
    Tsy haiko ny atao anao ‘ty ramoseko ôh!
    Zaho sady te-hiverina, no te-handeha
    Nefa aminao ihany ‘ty fo adala
    Lay nandrako nafindra, fa tsy tamana
    Zaho mbola te-hiantso anao malala ôh!
    Tsy maintsy mbola hiverina ihany aho
    Fa andraso any …
    Nefa aminao ihany ‘ty fo adala
    Ianao ve no tena tsara, sa hoe zaho no tara
    Kara raha olona azon’ody aho ‘ty chérie eh!
    Tsy mety manadino, ka halamino
    Ny foko, tsy mety miala, tsy miova
    Ka raha misy fotoana kely, dia mandalova
    A/C: Samoëla RASOLOFONIAINA
    vevo.ly/beUpzw

ความคิดเห็น • 13

  • @hanitrasehwi8262
    @hanitrasehwi8262 2 หลายเดือนก่อน

    Le nandra ko nafindra fa tsy tamana 🤩😆😆🖐️💞

  • @RojoNANCY
    @RojoNANCY ปีที่แล้ว +1

    Le gadonkira aloha tonga d ao am le hitiavako azy mitsy. Plus ny toniny

  • @renemartin6002
    @renemartin6002 ปีที่แล้ว

    Misatra be samoela

  • @rambalatantely9269
    @rambalatantely9269 ปีที่แล้ว

    merci e gasy be mintsy

  • @YvaS100
    @YvaS100 ปีที่แล้ว

    A zalahy e 💃👌

  • @andrealize1357
    @andrealize1357 ปีที่แล้ว

    Tres belle chanson ❤Merci beaucoup

  • @rogerrahanetra8213
    @rogerrahanetra8213 ปีที่แล้ว

    What's I say Ray Charles

  • @TidakaVictor
    @TidakaVictor ปีที่แล้ว

    Bigmj

  • @zBitcoin
    @zBitcoin 6 หลายเดือนก่อน

    What language is this?