SamoelaVEVO
SamoelaVEVO
  • 26
  • 1 796 800
Samoela - Alao Hery
Parole :
Goavy no nisy tao, tsy nisy pôma
Petafanay, fa zahay moa mamba noana
Mandrapaka tsy mivavaka tain’ty
Ramaka be nenjehan’i Ramaria
Misy mamalan-kira fa tsy manahy
Fanafodin’ny aretikibo, smecta
Zahay nailikao, tsy very anjara
Zanahary mahay anay, malala tsara
Alaolao hery eh
Alao hery …
Ilay fiainana efa tsisy raha manjary
Miafiafy lava, pain lasary
‘Ty raha tsy karemy, ramadany
Ho faty mosary eto no hiafarany
Aleo manala kely maka ambiansy
Zay kaontiny, dia vidiny, dépense
Midoboka ny aponga, dia combat
Miolakolana eo dia efa tsy quoi
Na miakatra avo be ny maripana
Elefanta tsy ampiadiana amin’ny ganagana
Lamozika sy politika tsy fampitaha
Ron’angivy tsy afangaro amin’ny chocolat
Io raha tsy omenareo amin’ny fo
Tsy maintsy revenay amin’ny mokon-doha
Tsapiky, na kawitry, na blues
Raha tsy vitanay raikiraiky, Partouse
Raharaham-pirenena rosoroso
Tsy hiaraka aminay, mandeha mijotso
Rehefa atoro mihaino tsara, tsy manda
Odi-moka, tsy mahaseky corona
Laginy diso toerana, likiliky
Mifamadika ny kasikety sy ny slipy
Anatin’ny fahoriana no mihaniany
Akombony ny vavanao, fa maimbo amany
A/C : Samoëla RASOLOFONIAINA
vevo.ly/B9a4p6
มุมมอง: 424

วีดีโอ

Samoela - Fitiavana Malaza
มุมมอง 27Kปีที่แล้ว
Ecoutez & téléchargez « Maha-domelina » de Samoëla sur toutes les plateformes légal. Parole - FITIAVANA MALAZA Fitiavana malaza be, malaza be eran-tany. Samy mila an’izany, mitady an’izany ; samy manopo an’izany. Madama ianao, na ramose, kôfboay ianao, na sipa be, mena-vava ianao, na olon-dehibe, … Tsy an-kanavaka izany ! Io fitiavana io ve maha-domelina eh ! Sa ny olombelona no tena adala be ?...
Samoela - Hiverina
มุมมอง 62Kปีที่แล้ว
Ecoutez & téléchargez "Radio-N’ Ambanivolo" de Samoëla sur toutes les plateformes légal. Parole - HIVERINA Henoko ianao nandalo, Hoe: Haka tso-drano Tso-drano nomeko anao efa marobe Hitako ny sms-nao, manamamo Mba lanjalanjao ihany ny vavabe Menace-nao tafahoatra, feno ny fb Manala-tena, tsy menatra eh! Tsy haiko ny atao anao ‘ty ramose Ny halaheloko, ny hatezerako be dia be Tsy haiko ny atao a...
Samoela - Fanjakana Mahavoa
มุมมอง 24Kปีที่แล้ว
Ecoutez & téléchargez « Maha-domelina » de Samoela sur toutes les plateformes légal. 𝐋𝐲𝐫𝐢𝐜 : Raha fanjakana mahavoa dia manao asa soa, mahita apoaka raha misy manjo. Raha mpitondra hendry mahay miady mafy an ! Mahita vola raha misy ny jaly. Raha fanjakana mahavoa, tsy mivadika horera, mila hajaina ny teny nomena oh ! Raha mpitondra milay, mila mahakarakara, mila mahay sady mangarahara oh ! Isan...
Samoela - Rava
มุมมอง 464Kปีที่แล้ว
Tout est fini maintenant entre nous. Le cœur blessé, la morale abaissée, l'amour en moi bât encore. Que pourrai-je faire pour te récupérer ? La famille ne nous laisse pas tranquille et trouve toujours des moyens pour nous départager. Je suis prêt à partir loin de tous ces mensonges, de toutes ces âneries, car tout le monde nous ennuie. Je prie fort à ce que tout soit fini car je t'aime encore e...
Samoela - Sambonay
มุมมอง 15Kปีที่แล้ว
Ecoutez & téléchargez "Ao anatiny " de Samoëla sur toutes les plateformes légal. Parole - Sambonay : Peu importe le temps qu’il pourra faire Qu’il vente ou qu’il pleuve peu importe les difficultés qui pourront se présenter nous n’abandonnerons point, nous continuerons à avancer peu importe les soucis et les problèmes peu importe où le vent nous mène nous nous lèverons en Homme, fort et de fière...
Samoela - Folaka ihany
มุมมอง 126Kปีที่แล้ว
FOLAKA IHANY (Parole et Traduction) La sensibilisation continue toujours. Ce morceau parle du rapport sexuel précoce et ses conséquences. Une situation qui ne cesse de prendre de l'ampleur, dans les pays en voie de développement en général et à Madagascar, en particulier Isan'andininy : Folaka ihany ny anao oh ! Tsy mandatsa, ary tsy mikafara aho Mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be moko...
Samoela - Ampio Lasary
มุมมอง 258Kปีที่แล้ว
AMPIO LASARY : Extrait de l'Album "BANDY RANGAHY" Il avait sorti « Bandy Akama » en 2004. 18 ans plus tard, il est resté le même, toujours un artiste engagé et le « bad boy » au légendaire franc parler, même si l’enveloppe a mûri. C’est pour cette raison qu’il a donné le titre de « Bandy rangahy » à son tout nouvel album. Il, c’est bien sûr Samoela Rasolofoniaina plus connu sous son nom de scèn...
Samoela - Zara-Mira
มุมมอง 19Kปีที่แล้ว
ZARA-MIRA : Extrait de l'Album "BANDY RANGAHY" Il avait sorti « Bandy Akama » en 2004. 18 ans plus tard, il est resté le même, toujours un artiste engagé et le « bad boy » au légendaire franc parler, même si l’enveloppe a mûri. C’est pour cette raison qu’il a donné le titre de « Bandy rangahy » à son tout nouvel album. Il, c’est bien sûr Samoela Rasolofoniaina plus connu sous son nom de scène S...
Samoela - Mbola io
มุมมอง 45Kปีที่แล้ว
Music video by Samoela performing Mbola io. Samoela vevo.ly/cNEcP7
Samoela - Miarahaba
มุมมอง 2.2Kปีที่แล้ว
Music video by Samoela performing Miarahaba. Samoela vevo.ly/iLNDpj
Samoela - Tandimerina
มุมมอง 9Kปีที่แล้ว
Music video by Samoela performing Tandimerina. Samoela vevo.ly/0BGaYj
Samoela - Taraiky
มุมมอง 124Kปีที่แล้ว
Music video by Samoela performing Taraiky. Samoela vevo.ly/DYmkK2
Samoela - Ho any @ Piso
มุมมอง 54Kปีที่แล้ว
Music video by Samoela performing Ho any @ Piso. Samoela vevo.ly/jHZ6xh
Samoela - Tiavina
มุมมอง 118Kปีที่แล้ว
Music video by Samoela performing Tiavina. Samoela vevo.ly/U7xX5h
Samoela - i Mody
มุมมอง 65Kปีที่แล้ว
Samoela - i Mody
Samoela - Mandeha
มุมมอง 108Kปีที่แล้ว
Samoela - Mandeha
Samoela - Valy Vato
มุมมอง 29Kปีที่แล้ว
Samoela - Valy Vato
Samoela - Vadiko
มุมมอง 4.9Kปีที่แล้ว
Samoela - Vadiko
Samoela - Mamirapiratra
มุมมอง 7Kปีที่แล้ว
Samoela - Mamirapiratra
Samoela - Hirahira ft. Rijade
มุมมอง 12Kปีที่แล้ว
Samoela - Hirahira ft. Rijade
Samoela - Mihodina
มุมมอง 2.6Kปีที่แล้ว
Samoela - Mihodina
Samoela - Vao Matingy
มุมมอง 76Kปีที่แล้ว
Samoela - Vao Matingy
Samoela - Izy irery
มุมมอง 28Kปีที่แล้ว
Samoela - Izy irery
Samoela - Mambabo
มุมมอง 49Kปีที่แล้ว
Samoela - Mambabo
Samoela - Manantena
มุมมอง 70Kปีที่แล้ว
Samoela - Manantena

ความคิดเห็น