LYRICS LOKOINY Pike 1:23 : Aminah, hafa mintsy , fahasoavana omeny anah isanandro Maso ataony mahita Sofina ataony maheno Vava ataony miteny Nomeny fiarahamonina MBA tsy ho solo Namana marobe nataony à gogo Nomeny vahaolana eh Raha sendra olana eh Amin'ny lalan'tsarotra eh Nomeny fanahy Itarika ana Ihavahako amin'ireo natiora *2 Réf: Lokolokoy ny lanitra tsy hiova Asio rahona de asio Masôva F'izay ety ambany Miandrandra anao ihany Any ambony any Izzli 2:36 : Misaotra oh! Misaotra an’i Zanahary Izy no nahary, nanao an’izao tontolo izao Ankafizo, hiaino le hatsaran’ny zava-boary Fa tena tsara, milay, ho rehanao fa tsy angatsika intsony fa hisy hafanana Zanahary no nanome Fahasoavana marobe Sy ny hetahetam-poko rehefa za mitoloko Rimjah 3:32 : Inona no azo hanampiana? anao iny ah ! Fa naninona? Toa mahavariana anah? Sa tsy novaliny anh? Ilay zavatra zay mba nirinao oh mety tsy ho voavaliny oh androany io manana faharetana (enao io zao mila misaotra, satria enao ve tsy mba te hivoatra) Fa famindram-po be no azoko Amin'ilay tsy takatro Aleo mifanasoa fa tsy mifanantota Amzay mifampatoky ah Tompo oh omeko anao ny foko ah Réf: Lokolokoy ny lanitra tsy hiova Asio rahona de asio Masôva F'izay ety ambany Miandrandra anao ihany Any ambony any Mek's 4:28 : Ry Ngiahy mpahary oh Rain'ireo zavaboary Nanome hazavana Maso mba ahitana tontonlo zay nomeny I Ngiahy no lavorary oh Omeo anay ny hery Handresena androany Omeo fiovana sy fahalehovantena Ref ; Lokoy ny lanitra tsy hiova Asio rahona de asio Masôva F'izay ety ambany Miandrandra anao ihany Any ambony any Lokolokoy ny lanitra tsy hiova Asio rahona de asio Masôva F'izay ety ambany Miandrandra anao ihany Any ambony any
LYRICS LOKOINY
Pike 1:23 : Aminah, hafa mintsy , fahasoavana omeny anah isanandro
Maso ataony mahita
Sofina ataony maheno
Vava ataony miteny
Nomeny fiarahamonina MBA tsy ho solo
Namana marobe nataony à gogo
Nomeny vahaolana eh
Raha sendra olana eh
Amin'ny lalan'tsarotra eh
Nomeny fanahy
Itarika ana
Ihavahako amin'ireo natiora *2
Réf:
Lokolokoy ny lanitra tsy hiova
Asio rahona de asio Masôva
F'izay ety ambany
Miandrandra anao ihany
Any ambony any
Izzli 2:36 :
Misaotra oh! Misaotra an’i Zanahary
Izy no nahary, nanao an’izao tontolo izao
Ankafizo, hiaino le hatsaran’ny zava-boary
Fa tena tsara, milay, ho rehanao fa tsy angatsika intsony fa hisy hafanana
Zanahary no nanome
Fahasoavana marobe
Sy ny hetahetam-poko rehefa za mitoloko
Rimjah 3:32 :
Inona no azo hanampiana? anao iny ah !
Fa naninona? Toa mahavariana anah?
Sa tsy novaliny anh?
Ilay zavatra zay mba nirinao oh
mety tsy ho voavaliny oh androany io manana faharetana
(enao io zao mila misaotra, satria enao ve tsy mba te hivoatra)
Fa famindram-po be no azoko
Amin'ilay tsy takatro
Aleo mifanasoa fa tsy mifanantota
Amzay mifampatoky ah
Tompo oh omeko anao ny foko ah
Réf:
Lokolokoy ny lanitra tsy hiova
Asio rahona de asio Masôva
F'izay ety ambany
Miandrandra anao ihany
Any ambony any
Mek's 4:28 :
Ry Ngiahy mpahary oh
Rain'ireo zavaboary
Nanome hazavana
Maso mba ahitana tontonlo zay nomeny
I Ngiahy no lavorary oh
Omeo anay ny hery
Handresena androany
Omeo fiovana sy fahalehovantena
Ref ;
Lokoy ny lanitra tsy hiova
Asio rahona de asio Masôva
F'izay ety ambany
Miandrandra anao ihany
Any ambony any
Lokolokoy ny lanitra tsy hiova
Asio rahona de asio Masôva
F'izay ety ambany
Miandrandra anao ihany
Any ambony any
Mila mihaino an'ito foana za alohan'ny manomboka miasa isan'andro, trop addictif
One of the best video I've seen 😍 Great job showcasing our country while praising the Lord!! #proud
Absolutely incredible. Deserves millions of views, i hope the world sees this 🙏🏾
mlay ranga ny hirany lisany ! peace avy aty Londres ehh
Ela lesy nedrasako anty vazo ty le❤❤
This one is the best kosa e❤️ praise the lord🥰🌸
Tena tsara les zalah ah... mankasitraka bdb fa momolivoly n'y fanahin'ny boto mihintsy ✍🏾
Wouaaah 🥹🤩 merci Jesus pour vos vies, milay lisany
Tena tsara be le hira zalah a !! Peace and love...
Mankasitraka zalah! 🙏🏽 Motivaka be ❤️
Trop letsy izany SONG izany!!!! Manaiky ny tsangan'asa zalah!
Tena tsara ry zandry isany e!!misondrota amin'ny avo kokoa👍👍👍👍
Enfinnn 🎉
Merci beaucoup fa tsara bee ❤️
Tsara be. Tena kanto ny mozika ataonareo. Mivoatra any amin'ny tsara, nefa tsy mitsipa-doha ny laka-nitana. Mirary soa zalahy. Tohizo hatrany.
Mérite millions de vue
Mafy le inspiraka 💪💪
Respect lesy ry Bro 👏👏
Mafy lisany 🔥🔥🔥🔥
Good vibes foana oa miaraka am FSC ehh !! 🕺🏽❤️
Tena tiako be kosa e, bravo les gars👏👊❤
Tasara kosa e!!!!
Milay fona zalaah🔥🔥 tohizo fona ny mozika ee🔥
Gratitude infinie 🤍🤍 Beautiful song and beautiful people ❣️
Tsaraaa kosaaaa eh ❤️❤️❤️
Fa tsara beeee. 🙌
Tsara kosa zalah. Ilay inspiraka tena mamay, na feon-kira na tonony 💪🙏
Manja eh!👍
Bravo guys ! mampitony be mihaino ny hiranareo ❤
Mankasitraka be fa tsara loatra❤️😭🔥
Mafinaritra fona les zalah makasitra eee❤❤❤🙏🙏🙏🙏
Tsara be, mitomboa talenta foana foana ee
Love the vibe, always positive. Keep it up!
Tena tsara be lty e,tohizo fona fa tena wow👊💪
Tiako kosa an ! 😍
Merci e. Tohizo fa tsara e.
Tiiiako... 🤩🤩🤩💞 Hainareo Tsara 🖐️🤙
Tsara be mihitsy.
Tena tsara loatra ❤
Efa ELA no niandrasana an'ty hivoaka fa fzay Zay VO nivoaka maraina 🥺🥺🥺
Respect Bro isany🔥😎
Tiako kosa eeee🥰❤❤
milay be le hira ee tena tsr loatra ❤❤❤❤❤
Kifeko trop les ty vazo ty 😋👊👊
Tsara loatra 😍😍bravo be
Tsara ❤ hirànareo rehetra mihintsy
GG lesy zalah 👏🏽👏🏽👏🏽👏🏽❤️
ilay niandrasako atraminy ela 🎉❤
Mahafinaritra anah le gadona anlisany efa hatrizay, tohizo fa mlay
Belle inspiration pour la réalisation du clip zalahy, ilay tononkira efa mandona foana ....Oroka mamy
good vibration 🥰
Tena tsara be ✨
Gloire à Jesus les gars !!! ☀️ Praise Jesus in all you do 🕊️
Bravo
toizo less zalah fa tsara ah
Mlay lisany
Maka an lisany fona ❤👍👊💪🔥🙏🙏🙏
Tena oe tiako e♥️
mangataka paroloooo😍
Magnifique 💪 okay be
Misaotra zalah 🙏🏽
Bravo ❤️❤️❤️
Nareo kosa❤🎉
For the Society ❤❤
tena hoe tsara 🤩😊
bravo à vous tous
Tsara loatra ❤
Misaotra Ilay Nahary ! dia misaotra anareo.
Waouh kosa 💗
Milay lay inspiraka
Chill be aty antanilavitra aty ❤😢2:58 2:59 3:00 3:20 3:24
🥺❤❤❤❤🙌
I LOVE YOU GUYS🥰🥰
💫
Mankasitraka 🤗
Enfinn🔥
Bravo 👏
Mlay lesy zalah
Tsara ♥️
🎉🎉🙏☝️
💛
tsy mety afaka ato ambavako
🔥🔥🔥
vao manomboka le beats dia efa milay be(avec ecouteur)
tiako loatra 🐻
Mlay b le iz
💪💖
nice!
cette petite danse à 5:09 hihihiih
Merci nareo🫶
tsara letsy
Lisany kosa alo tonga d hita b oe vokolokolo tao anatiny ilay Art sy ny zava Kanto mints e, mankasitraka foana e, aza miova fa tohizo foana
❤❤
🤘🤘🤘
❤
Mwrcib tsara be
ça va be
tiko , 🎉
milay ilay vazo e,
in'efatra isanandro ah no maketo mdr
So cute❤😊 Mankasitraka fsc🥳🥰🥺
Inona zany dikany ty maso ilany ty 😅
Tsara ❤
❤❤❤❤❤❤❤❤
❤