Nareo koa nge 05 taona no teo amin'ny fitondrana ry zoky Sareraka ah! Fa nahoana no tsy niteny nandritra io fotoana io. Ekena ary hita-poko sy hita-pirenena fa tsy mamely ny fitondrana HVM am'zao. Manohy ny lalana efa nosokafanareo fotsiny ry zareo. Sa rehefa nareo no mihira dia voromanga fa rehefa ny hafa dia vorondolo, fafao aloha ny tokotaninareo teo am tetezamita fa tsy manadino ny fijaliana ny malagasy na dia hanadio tena ianareo
Manan-talenta kosa aloha aloha izy e! Merci Sareraka a. Entina anairana ireo zay tandrify anzany le tononkira. Zay le mpanakanto zay, mitondra n feon'ny tontolo s n fiaraha-monina.
2021/ Mihaino ilay hiranao aho Sareraka telo taona aty aoriana - miandry ny tonony manaraka fa be dia be izao ny vaovao azo atao tononkira... Sa?... hum.
Hira handihizana sisa izany an. N'y toniny tsy mampiraika ny olona intsony fa efa teo ianareo ry zokibe no niala ah. Kitrano an-trano n'y a nareo rehetra tonga ao an dapa ao fa ny majinika mihinana tay foana, dia teny ratsy ny desera. Mbola ho ela ve vao ho teraka ny génération hanarina io tany masina io ? 😥😥😥😥😥😥😥😥
Kiiii !!! Misaotra anao Sareraka fa vita fantina ny zava-misy ho voaozona hatramin'ny taranaky reo olona manao zanahary tsy misy. DIA MBA MIFOHAZA AMIZAY RY MALAGASY !!!! Ampianaro sy beazo ny zaza ry RAR !
Iangaviana maika ingahy Sareraka hanova @ izay ny tononkira fa efa be no tokony ovaina, indrinda fa ny anarana voatanisa ao! Ny lisitr'ireo anarana moa efa lavabe mihintsy no tokony ho tononina @ izao sy ny zavadratsy ataon'ireo sy ny vahiny mpiray petsapetsa aminy! Sa mbola tratran'ny hoe "Marenina aloha!"?
Iza no nilaza fa niharina ny firenena t@ 2003-2008? matoa niato ny famantsiambola t@ novembre 2008 satria tsisy bonne gouvernance de ao raha , matoa maro toy ireny ny nitroatra t@ 2009 de maro no nahita fa manomboka manao jadona ny fitondrana. Ohatra ny t@ 2002 iany io, maro no nahita fa manomboka ny jadona Dadabe. SAMY NANAO NY TSY NETY OA FA AZA DE FANATIKA BE FOTSINY
Iza no milaza aminao fa maro no nitroatra 2009? Antananarivo no nisy grevy nefa maninona no tsy nahasahy nandrotsaka olona tao Tana TgV? Jereo ny statystika 2003-2008 afaka Jerena izany
1) Tena maro toy ny t@ 2002 kosa ny nitroatra t@ 2009 eee, atao fijery @ maso tsy miangatra e; 2) ka ry zareo TGV ange refa vita le tetezamita notarihany de nitsahatra tsy nisehatra arapolitika t@ fitatana afatsy ny parlement iany e, ny dikan'izany de mba tsy hisian'ny jadona ho ataony eo @ fitondrana ndrindra oe ry zareo no tena maro anisa ao @ parlementa
Zah aloha tsy fanatika sady tsy mpanaraka an'iza n'iza fa ny zavatra tsapako hatreto ary tsy misy afaka ny handà an'izany dia nihena ny tahan'ny fahantrana t@zany 2003-2008 zany raha mijery ny statistique tsika. 2009 nakaty dia tena nanao chute libre mits. Ny problème an'i Ravalo dia ny ankabetsahan'ny secteur saika ho monopolisé-ny daholo sady be loha. Tsy ny olona rehetra nefa no voakasik'izany fa ireo izay tena naita takaitra t@ nataony ka tsy nahazaka. Fa t@ ankapobeny nandeha ihany ny fiainana, fa ilay @zao efa tena tsy izy intsony.
Aleo hi-kôzy ny artista e! rehefa tsy hiteny ireo, iza indray no mba hitondra ny feon'ny olona?? Ny Députés aza tsy mahazo manao tatitra??? Hifanome tsiny eto fotsiny ve, ny olona miha-maty ihany! kôzio zay tsy mety Sareraka..
hahahaha!Nga moa tsy nareo no nemetraka an'io teo ry Sareraka a!Méditation 99 ihany no azo henoina fa rehefa nandalo CT nareo dia lasa mankaleo be ny mihaino anareo,lasa mampiresaka koa!
Rehefa mahazo fitondrana mo zany Ry Sareraka, de oatran'ny rano-mangotraka notapoina rano glacé e !???Toa tsy heno mintsy le méditation😅😅😅Fa Rehefa tsy eo amin'ny fitondrana de iny ndray fa mi-vovo. Fa tsy lamody tsony Ry Sareraka à ! Aminay tsy ny miteny no zava-dehibe fa ny manatanteraka ny zavatra izay nolazaina e !
manino rah ts ajanona conscientisation fotsiny ihany raha tena vonona ny hiady. Ino ary ny andraiktra efa noraisanao? Sa ve Meditation commerciale l izy?
Shiiii,ny vaovao manerana ny Nosy dia niova nanomboka ny 24 janvier 2009 ,ohatry ny madio ingahy Sareraka e!Nefa dia tao, isany namono, nanimba ny Dago,CST nihinam-bola fotsiny tao, 2009 letsy defa tsy voavidy ny atody,tsy lazaina intsony ny fanafody,nareo no nampiditra fatin-tsonia teto,...aiza ny menaka nampana ntenain-dravolomboasary fa hoe hidina?Elah mitsy no itako hoe reraka e!manimanina ny tongolo Egypte.Mpitari-bato vilambava
OTRAN NY MPIJERY BAOLINA IO E,REHEFA ENY AM TRIBUNE MAHITA LAZAINA NEFA NA ATAO COACH ARY ZERO!SA VE LE DIMY TAONA NY TETEZAMITA NO TENA LAFATRA TETO MADAGASIKARA
mlay e!, mba asio Meditation ity 2023 ity zoky sareraka
Nareo koa nge 05 taona no teo amin'ny fitondrana ry zoky Sareraka ah! Fa nahoana no tsy niteny nandritra io fotoana io. Ekena ary hita-poko sy hita-pirenena fa tsy mamely ny fitondrana HVM am'zao. Manohy ny lalana efa nosokafanareo fotsiny ry zareo. Sa rehefa nareo no mihira dia voromanga fa rehefa ny hafa dia vorondolo, fafao aloha ny tokotaninareo teo am tetezamita fa tsy manadino ny fijaliana ny malagasy na dia hanadio tena ianareo
Manan-talenta kosa aloha aloha izy e! Merci Sareraka a. Entina anairana ireo zay tandrify anzany le tononkira. Zay le mpanakanto zay, mitondra n feon'ny tontolo s n fiaraha-monina.
mandrora miatsilany, tsy mila mamorona méditation 2021 tsony fa ity ihany defa metimety amty 2021 ity kkkkk
hiverina hiteny indray ve izany i Sareraka? 2021
abracadabraa lasa ny harenan'ialahy respect zoky sareraka
De ahoana indray ny méditation n'i PM NTSAY Christian sy ny Gouvernement HVM,MAPAR,TIM êêêêêêê^, vaovao eto Madagsikara!!!
2021/ Mihaino ilay hiranao aho Sareraka telo taona aty aoriana - miandry ny tonony manaraka fa be dia be izao ny vaovao azo atao tononkira... Sa?... hum.
De zoky be sareraka ve tsy mba efa tokony mba samy hampandroso fa tsy hifampitsikera
Hira handihizana sisa izany an. N'y toniny tsy mampiraika ny olona intsony fa efa teo ianareo ry zokibe no niala ah. Kitrano an-trano n'y a nareo rehetra tonga ao an dapa ao fa ny majinika mihinana tay foana, dia teny ratsy ny desera. Mbola ho ela ve vao ho teraka ny génération hanarina io tany masina io ? 😥😥😥😥😥😥😥😥
Mbola mitombona ilay hira hatramin'izao 2021 izao
Kiiii !!! Misaotra anao Sareraka fa vita fantina ny zava-misy ho voaozona hatramin'ny taranaky reo olona manao zanahary tsy misy. DIA MBA MIFOHAZA AMIZAY RY MALAGASY !!!! Ampianaro sy beazo ny zaza ry RAR !
efa tokony hiresaka am zay zoky be Sareraka
Iangaviana maika ingahy Sareraka hanova @ izay ny tononkira fa efa be no tokony ovaina, indrinda fa ny anarana voatanisa ao! Ny lisitr'ireo anarana moa efa lavabe mihintsy no tokony ho tononina @ izao sy ny zavadratsy ataon'ireo sy ny vahiny mpiray petsapetsa aminy! Sa mbola tratran'ny hoe "Marenina aloha!"?
Aleo averina tetezamita fonaaaaaa, fa efa tsy de salama ny posin sarerakaaaa
2019 fa mbola tsy lany daty
Sareraka ! vao maika loza ane ny amin'zao 22 Aout 2024. 1€ = 5000 Ariary plus.
Meditation 2021 mbola Ts misy ve,
Sao oe tss mihaino lay sioka tokana 😂
Inona ny vaovao manerana ny tany? Mirava @ 22h ny mpanala BACC ahhhhhh
tsy hita tsony zay iainana, fa dia henoina fotsiny, resaho koa ny t@ tetezamita ra tena misy ny mangarahara sareraka a!
sareraka e sareraka , sareraka tsy mba reraka hikabaro ny zavamisy
Avoay ny meditation manaraka zoky be Sareraka efa feno ny fepetra
Merci zoky sareraka
Ty zany n méditation farany ataon Sareraka :)
Tsara Be, the best!!!
asio meditation 2022 alo mba enona
Merci zoky be a! So iany fa mbola misy anareo
Azo ndraha ny lehilahy be!
teo fona la nadritry ny 5 tona tsitako ze vita-p*** n'la ko eo la vô blablabla eo ! Foza marina ! aleonay Grand Maître Ramora
nareo any DAgo any, tena tsy nisy vita marina ve tany e?
tongava aty refa tsy d mahita e
Eny eeee..ihindrana vola @tsika zao NY comore..😂
nareo ko nge ry zoky refa naazo seza nareo tsy ita izay natao e.
inon n vaovao manerana ny tany e
be vava nefa teo no niala!!!nareo indrindra no tena nanomboka ny famotehana teo ee
Fanovana, very hevitra izay vahoaka eto @ 13 mai
Tohizo fa mety e! vaovao marina io e!
miandry meditation 2020 sareraka!!!
5 taona nameno paosy ry sareraka, potika tanteraka ilay firenena efa niharina 2003-2008 amin'izao anaty lavaka, tanteraka.
Iza no nilaza fa niharina ny firenena t@ 2003-2008? matoa niato ny famantsiambola t@ novembre 2008 satria tsisy bonne gouvernance de ao raha , matoa maro toy ireny ny nitroatra t@ 2009 de maro no nahita fa manomboka manao jadona ny fitondrana. Ohatra ny t@ 2002 iany io, maro no nahita fa manomboka ny jadona Dadabe. SAMY NANAO NY TSY NETY OA FA AZA DE FANATIKA BE FOTSINY
Iza no milaza aminao fa maro no nitroatra 2009? Antananarivo no nisy grevy nefa maninona no tsy nahasahy nandrotsaka olona tao Tana TgV? Jereo ny statystika 2003-2008 afaka Jerena izany
1) Tena maro toy ny t@ 2002 kosa ny nitroatra t@ 2009 eee, atao fijery @ maso tsy miangatra e; 2) ka ry zareo TGV ange refa vita le tetezamita notarihany de nitsahatra tsy nisehatra arapolitika t@ fitatana afatsy ny parlement iany e, ny dikan'izany de mba tsy hisian'ny jadona ho ataony eo @ fitondrana ndrindra oe ry zareo no tena maro anisa ao @ parlementa
Zah aloha tsy fanatika sady tsy mpanaraka an'iza n'iza fa ny zavatra tsapako hatreto ary tsy misy afaka ny handà an'izany dia nihena ny tahan'ny fahantrana t@zany 2003-2008 zany raha mijery ny statistique tsika. 2009 nakaty dia tena nanao chute libre mits. Ny problème an'i Ravalo dia ny ankabetsahan'ny secteur saika ho monopolisé-ny daholo sady be loha. Tsy ny olona rehetra nefa no voakasik'izany fa ireo izay tena naita takaitra t@ nataony ka tsy nahazaka. Fa t@ ankapobeny nandeha ihany ny fiainana, fa ilay @zao efa tena tsy izy intsony.
Rosalie Tinahh
Aleo hi-kôzy ny artista e! rehefa tsy hiteny ireo, iza indray no mba hitondra ny feon'ny olona?? Ny Députés aza tsy mahazo manao tatitra??? Hifanome tsiny eto fotsiny ve, ny olona miha-maty ihany! kôzio zay tsy mety Sareraka..
Mahazo asa daholo ny tanora rehefa maty! :(
Merci zoky be Sareraka 👍👍👍
Milay be zoky e,zaha maka anao hatram farany!!Tohizo atrany ny meditation ka dia miandry n manaraka indray e!!sur!!!
MBA ASIO RESAKA ILES EPARSES ZOKY BE SARERAKA, IZAY MODINAO MODY TSY ITA SONIA T@ TETEZAMITA
Sady tsyfoy ny volombavani Ganyenie ,, leladlafin ko ....kkkkaa
hahahaha!Nga moa tsy nareo no nemetraka an'io teo ry Sareraka a!Méditation 99 ihany no azo henoina fa rehefa nandalo CT nareo dia lasa mankaleo be ny mihaino anareo,lasa mampiresaka koa!
k aefa hoe RANAMANA tsy azo anteherana rehefa mba nahazo toerana ko , donc nisy fanantenana diso tao kkkkkkk
Atratra tsy lavo Antso ray lahy be hihihi
sao everin'lah misy mihaino ary ny hira sy fangatahana andalambe, eto madagascar tsika zao lou
Misaotra ny mpaminany sareraka miteny ampahasahina toy ny efa nataony 30 taona lasa izao.Mitaky izany ny vanimpotoana
Mpanakanton'ny Bois de..r....tsy mipoitrra rah ts mitady toerana indray !hihihi
Rehefa mahazo fitondrana mo zany Ry Sareraka, de oatran'ny rano-mangotraka notapoina rano glacé e !???Toa tsy heno mintsy le méditation😅😅😅Fa Rehefa tsy eo amin'ny fitondrana de iny ndray fa mi-vovo. Fa tsy lamody tsony Ry Sareraka à ! Aminay tsy ny miteny no zava-dehibe fa ny manatanteraka ny zavatra izay nolazaina e !
NGA TS MAZAK EEE MILAY B SARERAKA ASIO TOHIN NDRAY
Zokibe tohizo ny asanao fa milay sady voray nay tanora fa haza manohana politika ny
manino rah ts ajanona conscientisation fotsiny ihany raha tena vonona ny hiady. Ino ary ny andraiktra efa noraisanao? Sa ve Meditation commerciale l izy?
Miandry méditation 2024
Tokony efa hasina version vao2 ndray @zao zava-miseho eto atanana zao a
Referendum we referendum... asio fantsy mafimafy mitsy sareraka a, ianareo mpanakanto sisa no mba farafanantenanay we misy mieno.
Grave be ny tononi ity hira ty kkkkaa .
Vita ny lalanga Ambilobe / vohemar ai merci filoha Andry Rajoelina
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
MISY FARANY DAHOLO NY ZAVA DREHETRA KA AZA TRATRANY FA RATSY FATY EO !!!!!!!!!!!!!!
5 taona ry SARERAKA teo amin'ny FITONDRANA = Nameno PAOSY ... Notohizan'ny HAFA fotsiny ary vao maika mihamahantra ny vahoaka valalabemandry!!! Rahoviana tokoa vao ho valalabemifoha ??
tetezamita, fiaraha-mitantana
Ia ko ary gaga mb everiko f revolutionnaore kay anisan gasy maivandoha
Mba mahara baovao angay ee
Hay varé Agrad ka zanak’i Sareraka e! 😁
« Abracadabra lasa ny hanarenan’ilà... » 😂😂😂
Fa mba nakaiza l vato tany tsididy?
Teo toko l ranamana mpiira!
Mankasitraka oooh! Sûr Zamaaaa!
Makasitraka hatrany marina tsy azo lavina ny tonokiranao
Mozika Malagasy
mitatara ny zava misy
Hi3 hi3 mafinaritra be zoky ah! makasitraky indrindra e!
tantarao ndray mandea raha azo atao mba ho tafiditra any antsisinkoditra e
Merci Sareraka a
Meci Sareka efa miso izy zao! ok!
mba asio clip rangahy io Sareraka a!
Eny hoa🤣🤣🤣hitako ery
aza be tatasika ry sareraka sa mitady toerana dray alou e, sady efa tsy lamody tsony le hiranao
Mbola aleo ry Sareraka miditra @ HVM toy izay miditra @ MAPAR-nareo a! Aiza ianao izao tsy heno satria mameno paosy avo 100 heny ianareo mianakavy ao.
Tsy mbola niaina fangirifiriana mihoatra ny iainany @ izao ny vahoaka malagasy.
Fitondrana manao sain-jaza, manjaka tokana i Mamy Ravatomanga; saingy tsy re feo ianao satria miara-migoka ny fangalaram-bola ataon'ity fitondrana tsy manjary ity.
milaylay fa le taloha no tena milay, ataovy matetika zoky a lazao daholo ny marina
Shiiii,ny vaovao manerana ny Nosy dia niova nanomboka ny 24 janvier 2009 ,ohatry ny madio ingahy Sareraka e!Nefa dia tao, isany namono, nanimba ny Dago,CST nihinam-bola fotsiny tao, 2009 letsy defa tsy voavidy ny atody,tsy lazaina intsony ny fanafody,nareo no nampiditra fatin-tsonia teto,...aiza ny menaka nampana
ntenain-dravolomboasary fa hoe hidina?Elah mitsy no itako hoe reraka e!manimanina ny tongolo Egypte.Mpitari-bato vilambava
Misaotra betsaka fa marina daholo raha jiaby zakainao zaigny.
Mlay n apamokan'zokybe fa aza adino fa mba isan'le ninono tao ao nge nareo e
MORAMORA ZOKY FA MBA EFA TAO IANAO AN, aleo mijanona ho mpanakanto re fa io ihany no METY AMINTSIKA AN! ........Rehefa mba tao toa .....
atao ahoana fa mihevitra ry lerony fa dia nandra daholo ny gasy
AVELAO IZY HILAZA ZAVAMISY LETSY A
th-cam.com/video/-PtcrFDJeD8/w-d-xo.html
marina daholo euh! siora zouk ah
lery anisan'ilay nahatonga antsika laharana fahadimy @ gisitra manerantany dia miseho ho be vava miala bala eto an!hihihihihi
Mlay e👍👍👍
Malahelo toerana ndray ve de manao an'zao tanisa rehetra zao nefa elisany ihany no tompon'antoka voalohany namotika an'i madagasikara e!
mety hoe marina ilay hira fa tokony mitady bandy hafa ianao nanao ilay hira fa tena tsy crédible intsony ianao ....
Tena marina!
Vita marokoroko ohatry ny voay ny làlana Francophonie ;)
Maninona honony filohan'ny HCC ?
Mihevitra ny ol ho vendrana ko ve le bandy ty e? ren elah teo tsita ze vita ko zao vo mody..... mampalahelo ilay fisainana
ary voan amnésie le ingahy ty ah ???
mampalahelo ihany anefa, ory ny vahoaka !
inty vao tena mitonontena hoe misy tay ny kilaotiko.Loza, sady manongo tena izany no mihira amin'izao?
Alahelon-kanina nobetsaka !
Lazao ny zava-misy e.
Nareo mambra mafatatra po am fambotrina firenena e
OTRAN NY MPIJERY BAOLINA IO E,REHEFA ENY AM TRIBUNE MAHITA LAZAINA NEFA NA ATAO COACH ARY ZERO!SA VE LE DIMY TAONA NY TETEZAMITA NO TENA LAFATRA TETO MADAGASIKARA
Tratra tsara ty grand Sareraka
Bdb l sarivongana e! Ra ts zany ts otrzao Gaskara. Mampalaelo
SUR LETSY A ALAN'NY VAHOAKA LETSY REFA TSY TIANY HVM =0 RA8 NAONGAN'ny oloana
marna zany grand
Reveko be 👌👌
Refa maazo seza tandremo dr1 revy isan'andro any Tve e
Bsr kkkkk😅😅😅😅😅😙😙😙
Marina zany ee!! tafitra ny hafatra fa ny ankony no andrasana eee! asio klip am zay eee
Elah koa ary mba efa nanabanaka ihany t@ tetezamita koa hoe hoy ah hoy
🙏🙏🙏🙏🙏🙏 merci zokibe Sareraka
Mahazo asa daholo ny tanora rehefa Maty 😂😂😂
ny an letia ny teneniny hafa nefa hafa ny ataony
voky de mampiresaka eo ndray e sa ve tapaka antenatenany ny finanana
vahoaka letsy no nanongana a
Mbol te hihinanan mihits lery!!!
Ary ty mpihira ty Zao tsisy ambara tsony amin'izao fahoriana mahazo ny malagasy amizao fotoana zao