𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐘 @ 𝐏𝐈𝐒𝐎 (Unplugged 2021 . Sehatra.Com)
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 7 ก.พ. 2025
- HO ANY AMIN’NY PISO
Fa ankehitriny izao,
dia miondana tanteraka anao aho
Ni-imprimeko jiaby, ireo sarinao izy koboko tanaty ny fb Analan’ny ny bandy aho, hoe sipa mpisera, makorelina be Nefa efa hoatry ny babo, ka na inona kôzina, za marenina be
Isan’andininy :
Fa nolalovanao iny,
Dia tara avy hatrany aho !!! Notsikinao iny
Ka taitaitra be ihany Charmenao iny aho !!! Latsaka avy hatrany aho Rahoviana, ka rahoviana
No mba hamangy anao any aho !!!
Sasa-miandry be mihitsy aho, hoe rahoviana ihany no mba omenao fotoana Lasa saina be mihitsy aho, hoe atomboko avy aiza tany ‘ty isika mihaona Tsy mila safary, tsy mahay mikabary, tsy mikôty ela be
Tsy be sermône, fa sms amin’ny phone, dia efa samy paré
Raha valianao ok ! Mandray betax avy hatrany aho
Ndeha any amin’ny piso an ! hanao fitiavana be
Any aminao iny, … any aminao iny eh any aminao iny bb … any aminao iny eh
Tonony sy Feony: Samoëla RASOLOFONIAINA
Mba asio an'ilay live Fitia Zisitoara 2023 iny raha misy any e