𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐅𝐀 𝐈𝐙𝐀𝐘 (Be Mozik ! Unplugged 2024)
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 25 ธ.ค. 2024
- REHEFA IZAY
Azafady malala, tsy faly ny handratra ano
Tsy hoe niniako natao, na izaho naniry an’izao
Ilay izy anie ry malala
Tsy izy tianao no atao
Rehefa izaho aloha ny rainy
Dia izaho izany no ilainy
Zaho koa tsy hoe, tia anao
Fa ny ahy reveko amin’izao
Mitaraina lava ianao hoe:
Simbako ny ho avinao
Mikafara mazana ianao hoe:
Zaho ve bandy hoatry izao
Miala tsiny aho malalako
Nitory ny havanareo
Zakaiko ny anjarako
Zaho no tratra farany teo
Ilay kôfa tena tianao iny
Tsofy rano avy hatrany
Rarao tsy hisodisody eto iny
Ny bandy kobonao ihany
Miala tsiny aho malalko
Tsy haiko ny tany aloha tany
Fa ny ahy koa aza faranako,
Mainka fa ny anao izany
Tonony sy feony : Samoëla RASOLOFONIAINA
Tsy ho adino letsy ela Mika ahh///
❤❤❤ tsara e 🔥
Lehibe Samoela ! Arahaba avy any Italie
Ndriii Ramikakely eee.
❤❤ tsara e
Sur mintsy!!!
:)
nankafiziko hatrizay , atrizao, 𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 ❤💥
Mankasitraka eh ...
tsara be 💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖....
Saotra eh ...
Bandy Akama hatrizay👍👍
Ndrii efa ela ity hira ity ka !
😅😍
mlay be 🔥
merciiii brooo
Mvoka woaz n feo ❤❤❤
Mankalaza e
Soatra eh ...
Ity vazo milay efa hatramin'izay
MILAY
Sur mihitsy ...
tiko loatra ilay concept le clip, ilay hira moa zany milay foana
Sur mihitsy eh ...
M'lay tompoko