🎂Espace Rose ByPass : Efa ao anatin’ny fikarakarana ny fankalazana ny fahadimy taonan’ny REAL TV

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • Efa miditra tanteraka anatin’ny fikarakarana ny fankalazana ny fahadimy taonan’ireo fandaharana ankafizinao mpijery eto amin’ny Real TV Madagasikara amin’izao. Ary efa azo jifaina ao amin’ny foiben’ny Real Tv Madagasikara eto Manandona ByPass ihany koa ny tapakila ho an’ireo izay rehetra maniry ny hiara-hikorana amin’ny lanonana izay hotanterahina ny 12 jolay 2024 ho avy izao eny amin’ny Espace Rose ByPass.

ความคิดเห็น •