REAL NEWS / NY VAOVAO MARINA MIVANTANA 21 NOVEMBRE 2024

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 9

  • @Nirina-zk1pi
    @Nirina-zk1pi 2 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Alefa Tojo aaa!vitanao io aza miraharaha izay fanaratsina etsy sy eroa ireny fa tohizo ny lalantsika❤
    Mankasitraka indrindra ny vahoaka an'Antananarivo izay manohana an'i Tojo Ravalomanana ❤

    • @ngedabe2515
      @ngedabe2515 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Averiko : Tsy misy Hilaina ny Clan Ravalomanana Faux-Cul daholo ireo Des Putes ireo Be Deal amin'i Rajoelina mazava Fata-Mbaoka i Ravalomanana Rainy izany. Tojo, jereo tsy misy Hita ao aminy ny Foto-Ntsaina Matotra faha Bandy Kely Enfant gâté-pourri tsy Sérieux ,izy Misidisidina ny Fijerinay eto Antananarivo azy ary ny tena Grave tsy vohatsikaritra mihintsy faha mba manana Notion naha kely aza mikasika ny hoe : Homme d'Etat Parvenus daholo ny TIM. Aminay tsy miala aminy TAHINA Antananarivo.

  • @LikeAPro.1995
    @LikeAPro.1995 3 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    Enjana ity Tahiana Razafinjoelina ity fa izao sahady dia hita ny tsy fahaiza-miaina.
    ---> Indrisy tanteraka ny sitrapon'ny Fitondrana: VAKY NY MPANOHITRA, MALEMY NY MPIFANANDRINA, VERY NY VAHOAKA ...

  • @Nirina-zk1pi
    @Nirina-zk1pi 2 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Mankasitraka SG Rina sy i Aina Rakotoarison!

  • @tianarakototovao5079
    @tianarakototovao5079 2 ชั่วโมงที่ผ่านมา +2

    AAmboary ilay Jirama’ fa na ecole culinaire fotsiny aza ilaina courant.Ny international Culinary School of Madagascar dia any Antalaha(Teny Anglisy sy Francais ary mety hisy hafa koa); arakaraky ny fahazotoako. Ny Mpanjaka dia capitaliste donc ny tsy miankina no atosiko, ary mamposeho ohatra aho/ Dilany mila mandeha tsara ny’Tsaradia” ary ny RN5 misokatra tonga hatrany Antalaha. Ampy ny politique des imbeciles

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Harilala ny Biby noho Fahanana Sakafo faha tsy ny Olombelona. Sal...