SABATRA HO ANAO| ANKIZY AO AMIN'i KRISTY | REDIFFUSION | Madagascar Christian Television (MCTV)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ต.ค. 2024
  • Manasa anao hanaraka ny famerenana ny fandaharana 𝗦𝗔𝗕𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡𝗔𝗢tamin'ity herinandro ity izay hizaran'ireo ankizy ao amin'i Kristy tenin'Andriamanitra ho anao
    𝑨𝒗𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒗𝒂𝒗𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒌𝒊𝒛𝒚 𝒎𝒂𝒅𝒊𝒏𝒊𝒌𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒏𝒐𝒏𝒐 𝒏𝒐 𝒏𝒂𝒏𝒐𝒓𝒆𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒉𝒆𝒓𝒚 𝒏𝒐𝒉𝒐 𝒏𝒚 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒇𝒚 𝑨𝒏𝒂𝒐, 𝒎𝒃𝒂 𝒉𝒂𝒎𝒑𝒂𝒏𝒈𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒗𝒂𝒍𝒐 𝒔𝒚 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒕𝒂-𝒉𝒂𝒎𝒂𝒍𝒚 𝒓𝒂𝒕𝒔𝒚. - 𝑺𝒂𝒍𝒂𝒎𝒐 𝟖:𝟐
    Ho anao ihany koa izay manana ankizy te handray anjara dia afaka mi contact anay eto amin'ny pejy ary mandefa avy hatrany ny vidéon'ankizy mizara tenin'Andriamanitra ! 😃
    Na afaka alefa mail ihany koa ato amin'ny : contact@mctv.mg
    Ny famerenana dia afaka jerenao ihany koa :
    - ao anatin'ny site
    -na ao amin'ny facebook MCTV.MG
    #fandaharana #sabatra_ho_anao_anio #votre_épée_du_jour #Jesosy #mctv #Madagascar #christian #television #clip #evangelique #toriteny #fampianarana #Jesoa #Andriamanitra #kristiana #Malagasy #Madagasikara #Kristy #Gasy #Fiangonana #mpino #fandaharana #vaovao #chretien #jesus #hira #fiderana #africa
    MCTV-MG

ความคิดเห็น •