ROVAN’I MADAGASIKARA : TANDINDON’NY LASA, ENDRIKY NY ANKEHITRINY ARY TARATRY NY HO AVIN’NY FIRENENA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 6 พ.ย. 2020
  • 06 novambra 2020: Tafatsangana indray ny lapan’i Besakana sy Manjakamiadana ankehitriny. Lapa ao Anatirova izay anisan’ireo kilan’ny afo, lasa lavenona, nampirotsa-dranomaso ny malagasy rehetra 25 taona lasa izay. Tanteraka arak’izany ny velirano nataon’ny Filoha Andry Rajoelina tamin’ny malagasy, dia ny famitàna ny fanarenana ny Rova, sy ny fanomezan-danja vakoka sy ny kolontsaina malagasy. Ny Rovan’Antananarivo teo aloha fa Rovan’ny Madagasikara kosa no fiantsoana azy manomboka izao dia hampiaina indray ny tantara-pirenena ary hampiantrano ireo harem-bako-pirenena ary hanokatra ny varavarany mba ho afaka ho tsidihin’ny rehetra alohan’ny fankalazana fetin’ny noely 2020.

ความคิดเห็น • 36

  • @soamalala5857
    @soamalala5857 3 ปีที่แล้ว +2

    Lapan tanàna .lapan Imanjakamiadana:vita soamantsara😍misaotra andriamatoa filoha ,ts azo odiantsi hita kosa zao e,mankasitraka tompoko o❤

  • @fezamadatsara5907
    @fezamadatsara5907 3 ปีที่แล้ว +11

    Misaotra anao amAndrimanaitro , fa mba misy zavatra mahafaly ny Malagasy taminy taona 2020

  • @hubertrandriamaholy4543
    @hubertrandriamaholy4543 3 ปีที่แล้ว +5

    Très satisfait

  • @praz2683
    @praz2683 3 ปีที่แล้ว +4

    Mendri-pankasitrahana ny asa vita. Tena mahafinaritra.
    Ry Malagasy mpiray tanindrazana: kolokoloy ny harenatsika, omeo lanja ny vakoka, ento mitsidika ireny toerana ireny ny ankizy, ampahafantaro azy ireo ny tantaran'ny fireneny.

  • @ginawhelan9988
    @ginawhelan9988 3 ปีที่แล้ว +5

    Arovy tsara mba tsy hisy andoro intsony

  • @rajomamarieadeline513
    @rajomamarieadeline513 3 ปีที่แล้ว +1

    ISAORANA ANIE ANDRIAMANITRA! ho ela velona anie Madagasikara

  • @nalisoarajerison2172
    @nalisoarajerison2172 3 ปีที่แล้ว +1

    kanto ery izy izany!misaotra ny fitondram-panajakana ankehitriny tamin'ny finiavany hanarina indray ity Rova izay nodoran'ireo tsy mataho-tody. Ary mila harovana tsara fa misy ireo tsy faly amin'izao.

  • @babarycharlie8495
    @babarycharlie8495 ปีที่แล้ว

    Misaotra Andriamatoa Filoha

  • @assurjulio1572
    @assurjulio1572 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra anareo izay nanarina ny Rova mankasitraka
    Izahay no anisany tsy nahita azy io fahiny .Tohizo fa tsara

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 3 ปีที่แล้ว +4

    Mahafinaritra ,mankasitraka président
    Rovan'i Madagascar 🙏🙏👍

  • @gasyonevision744
    @gasyonevision744 3 ปีที่แล้ว +5

    Vita izy izao ary misaotra anao President nitarika ary namita azy izao, maro ireo misintona miverina fa kosa rehefa mampandroso dia izay no zavadehibe

  • @niainaclaudine2961
    @niainaclaudine2961 3 ปีที่แล้ว +1

    MANKASITRAKA E !!!

  • @judithsofia4627
    @judithsofia4627 3 ปีที่แล้ว +6

    Collesium, Hopitaly manara-penitra, lapan'ny tanàna Antananarivo, Rova, efa miainga any koa Tanamasoandro, manginy fotsiny ireo lalana vita, .....ROSO ISIKA E

  • @herilalainafa5357
    @herilalainafa5357 3 ปีที่แล้ว +5

    Mankasitraka anao Atoa filoha ANDRY Rajoelina ,raha tsy teo ianao sy ny TOMPO mbola nampiasa anao tsy tanteraka io

  • @fanantenanasarobidy5422
    @fanantenanasarobidy5422 3 ปีที่แล้ว +6

    Mankasitraka anao Andriamatoa filoha Andry Rajoelina, tena velona ao am-po indray ny fitiavan-tanindrazana amin'ny ohatra rehetra omenao hatrany . Tafatsangana indray ny Rovan'i Madagasikara izay taratry ny fikarakarana marina ny Firenentsika , miaraka amin'ny fikarakarana rehetra hafa . Mankatelina Tompoko

  • @rijasonfenohery9055
    @rijasonfenohery9055 3 ปีที่แล้ว +5

    Misaotra ny filoha Andry Rajoelina namelina indray ilay ambom-pom-pirenena sy fitiavan-tanindrazana tao am-pon'ny malagasy ka nahavita sy nanarina indray ny Rovavan'i Madagasikara.

  • @ginawhelan9988
    @ginawhelan9988 3 ปีที่แล้ว

    👏👏👏

  • @noelvivian5432
    @noelvivian5432 3 ปีที่แล้ว +4

    Mankasitraka Mr le Président isika tsy naman ny mihemotra fa mahereza hatrany ary ny mpamingana tsy avy ao aloha no misy azy fa avy ao aoriana hatrany no manenjika koa dia mirary soa hatrany anao mba hirosoan ity Madagasikara mamintsika ity

  • @betsyadala
    @betsyadala 3 ปีที่แล้ว +1

    Bravo 👏👏👏

  • @rasoa82
    @rasoa82 3 ปีที่แล้ว +7

    Mankasitraka indrindra andriamato filoha a ianao no tena tia tanindrazana tahin'ny tompo e

  • @rogerroger7163
    @rogerroger7163 3 ปีที่แล้ว

    Tsara é ! Mankasitraka é

  • @gabrielleamd3966
    @gabrielleamd3966 3 ปีที่แล้ว

    🙏♥️🍀🇲🇬

  • @yvesratsimbazafy5161
    @yvesratsimbazafy5161 10 หลายเดือนก่อน

    Tsisy zavatra vita gasy mintsy ny 1o anaty n’ilay lapa fa lova tamin’ny anglisy sy ny frantsay

  • @bellehirnuca9740
    @bellehirnuca9740 4 หลายเดือนก่อน

    Tsy reraka v mitazona aniny helo iny e ?

  • @yvesratsimbazafy5161
    @yvesratsimbazafy5161 10 หลายเดือนก่อน

    Hafa ihany ilay rova taloha , tsisy itovizany mihintsy

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 3 ปีที่แล้ว +5

    ELA NY ELA NDAO AROVANA TOKOA ARAKY ZANY HAFATRA IZANY RE NY ROVA ZAY VAKOKA NAMPAMIRAPIRTRA AN'I MADAGASIKARA NA MBOLA MISY AZA NY TOKONY HARENINA DIA RAISO IZANY TENY FITIAVANA IZANY KOA RY MALAGASY REHETRA !MIVERINA MITRAKA MALAGASY AMIZAOI ASA NIARANANAO IZAO !HO TOY IZAO DAHOLLO ANIE NY FANARENANA REHETRA DIA TSY HO MITSANGA MENATRA INTSONY I MADAGASIKARA
    HOELA VELONA I MADAGASIKARA ARY REHAREHA INDRAY HO AN'NY ANDRIANA MERINA

  • @rakatavoanjo8681
    @rakatavoanjo8681 3 ปีที่แล้ว

    Salama daholo tompoko, a driamatoa filoha iangaviako indrindra ré tompoko ra toa ka mba afaka ianao manala ny kiraro rehefa miditra amin ireo toerana vakoka ireo misaotra indrindra tompoko.

    • @rakatavoanjo8681
      @rakatavoanjo8681 3 ปีที่แล้ว

      Indrindra ilay besakana, trano haja, trano hazo.

  • @sendramilanja551
    @sendramilanja551 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra ny Filoha Andry RAJOELINA mivady nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka ka nahatsangana sy nahavita namerina amin'ny laoniny ny Rovan'i Manjakamiadana sy anatirova iray manontolo fa tsy vitan'ny olona tsy manam-pitiavana sy finiavana tokoa ny asa lehibe natao tety

  • @judithsofia4627
    @judithsofia4627 3 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra ny Tompo, Misaotra an ' Andriamatoa filoha, Mankasitraka. Na sarotra ny lalana aleha, tsy mahasakana antsika tsy handea. . . . . . Roso isika e.!

  • @razanakotoleonid4645
    @razanakotoleonid4645 3 ปีที่แล้ว

    Masosotrabe koa prinssece nareo
    Efa zafi elabe
    Mitovy hiany isika aza pesypesy eo

  • @rakotonirinanoelson7411
    @rakotonirinanoelson7411 3 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka an' Andriamatoa Filoha hajaina sy ianareo rehetra nikarakara ka nahatafaverina indray izao lapa manan-tantara izao. Ny irariana dia mba ho samy hiezaka hamerina ny hasintsika isika ka handala mandrankariva ny fihavanana sy ny Firaisan-kina ary ny fahalalam-pomba izay tena nanamarika antsika hatramin'izay. Tokony averina amin'izay ny kolo-tsaina rehetra izay mitady ho very ary tokony hiezahina ny hitenenana ny fiteny Malagasy ranoray, satria maro amintsika Malagasy ny mahatsiaro menatra rehefa miteny Gasy.

  • @lalarafalinjatovoson1697
    @lalarafalinjatovoson1697 3 ปีที่แล้ว +1

    mankasitraka amin'ny ezaka
    Fa ny 06 Novambra 1995 moa izy io no may sa volana aogositra izy zay???

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 3 ปีที่แล้ว

    Princesse aah ! Volam-Bahoaka no Nampijoro indray an'i Manjamiadana faha tsy i Rajoelina, Ravalomanana piasam-bahoaka no nanantanteraka an'izany fotsiny, fisaorana sisa noho Hatolotran'izieo. Ny Andrianatompokindrindra mba fahafiry aminy Laharah"Andriana moa ianao milaza faha Solon-tenany Andriana. Azafady Tompoko lavin'izireo izany. Masina ny Tanindazana Madagascar.

  • @ym.4699
    @ym.4699 3 ปีที่แล้ว +1

    Ireo antennes mameno ahaiky eo ve mba hafaka esorina teo fa tsy esthétique mihintsy fa horera ? Misaotra tompoko.

  • @stephanetiana4834
    @stephanetiana4834 3 ปีที่แล้ว +1

    Moderna loatra kosa eh... Somary very sy nampandeferina ilay "authenticité" tao anatin'ilay fanarenana mba ho fiantana amin'ny fisaina tandrefana loatra. Angamba koa anefa fa raha ny rariny sy ny hitsiny (izay tsy ampy eo anivon'ny sy manoloana ny firenena an-dalam-pandrosoana toy i Madagasikara) dia tokony ho teny Gasy no omem-boninahitra amin'ilay fampiratiana. Mahazendana manko ilay mahita fa tonga teny Frantsay no tonga dia hita voalohany eo ("Aperçu Général" moa izy teo? Tsy tadidiko) hany ka mbola hampandeferina foana ve ilay tenin-drazantsika? Ka raha mba misy mahita ity, mba miangavy hijery izay akaiky. Ankohatr'izay dia tsy haiko kosa ny tsy hankasitraka sy hisaotra ary hiarahaba ny fahavitan'izao fa efa ezaka be.