Ny fitiavana 22/01/2017

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.พ. 2025
  • Sahala amin'ny ahoana moa izany endriky ny fitiavana izany raha ny Baiboly no jerena? ho hitantsika ao anatin' ity fitoriana ity ny santionany....

ความคิดเห็น • 14

  • @AaAZMA
    @AaAZMA 5 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra fampianarana tena zany didy lehibe mba mangataka aminy jesosy tenako mba hoisy fitiavana amen

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 4 ปีที่แล้ว +1

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany,misaotra Anao aho Andriamanitra t@nanomezanao ny mpanomponao hampianatra anay izany FITIAVANA izany aleloia amen🙏

  • @tokynandrasanajudianah5143
    @tokynandrasanajudianah5143 6 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra betsak nareo nitory ny tena fitiavana marina
    Ary isaorana mandrakariv koa Jesosy Kristy Tompontsika izay nanome nareo ny Fanahy masiny sy ny fahamarinany ka nitorinareo teny marina tss Tomika ireo izay nanafak ny tenako izao @ zavatra fanao ts mendrika maro isankarazany, sy nanafak ny hafa koa.
    Ary hotoetra amiko sy ny rehetra mandrakariv anie izany tena fitiavana marina izany tsy @ fiatsam-belatsihy fa @ fo feno fahamarinana sy fahadiovana vokatriny fiasany Fanahy Masina.
    Ka dia Mahereza anareo aza mitsahatra motory
    Ny tena fahamarinana
    Ary aza reraka,ary matanjaha
    Fa ny Tompo izay namapahalala nareo ny tena teny marina izn, dia mbl hampitombao mandrakariv ny hery ao antinareo sy fahamarinana ary fahendreny tsy hay lazaina izay omeny nareo.
    ( Zho dia FRANCLA miasa Aty koeity
    Raha sitrapon'ny Jesosy koa mbl tsy tonga eny @ Rahon'ny Lanitra izy; dia mbl hiaona isika indray andro agny rah vao mody aho. )
    Veloma mandrapiona.

  • @johnagapefitia4614
    @johnagapefitia4614 7 ปีที่แล้ว +1

    Fiadanana e..Misaotra betsaka tam fampianarana sady mampahery atsika ato am kristiana ve..Ny tenako de mpitarika ato am fikambanana Agape Fitia eto Madagascar...Mitovy tanteraka am fenitra na slogan_nay ny Fampianarana nentinap teo mahakasika ny Tena Fitiavana....

    • @kristianave5380
      @kristianave5380  7 ปีที่แล้ว

      Faly mahafantatra! Mahereza hatrany! mahareta ao amin'ny Teny tsy misy kilema

  • @louisrananja8832
    @louisrananja8832 5 ปีที่แล้ว

    C

  • @malalafelicerakotobe5216
    @malalafelicerakotobe5216 11 หลายเดือนก่อน

    MISAOTRA TOMPO @ HAFATRAO❤❤

  • @eichbergernatacha4808
    @eichbergernatacha4808 7 ปีที่แล้ว +1

    Aty alemaina koa ba miheno ny toriteny Miomana Efa ataona Maro , Misaotra betsaka fa mampahery ny teny zay heno. Natacha no anarako avy any Manakara . fa mipetraka aty alemaina Mnabady efa niteraka ray . mialatsiny raha misy diso angaba ny teny soratro.

    • @kristianave5380
      @kristianave5380  7 ปีที่แล้ว +1

      Faly mahafantatra an'i Natacha. Deraina ny Tompo amin'ny faisany tsy takatry ny saintsika. Mirasy soa anareo rehetra any Allemagne any, ho feno ny Fanahy ary ho vavolombelona mahery vaika an'i Jesosy Tompo sy Mpamonjy antsika

    • @eichbergernatacha4808
      @eichbergernatacha4808 7 ปีที่แล้ว +3

      Misaontra betsaka faly tokoa ny fanahiko raha nahita fa voavaly zah. Nadia tsimiangona miaraka aminareo aza zaho dia ny fanahiko te miaraka aminareo , ary aminy fotoana io zay manaraka ny fotoana dia kasiany Tompo zah, faly dia faly tokoa zaho fa bola misy olona tahaka nareo mitoriteny Lanintra,santria raha voanandray ny teny nifamarinana, zaho de natoalika ka nisaontra any Tompo. efa Taona ray mahery kely zaho dia tsimadeha any ampiangonana, Ny fanahy tato anatiko Mahelo aminy zavatra hita ny Maso sy aminy zavatra torina, Misaontra betsaka anareo aminy fitoroanteny aminy fasahiana ary aminy Hery avy aminy Jesosy Tompo tsika, Miazafady mialoha zaho raha be diso ny sorantro. Gottes segen , Ny fitahian'Andriamanitra sy fasoavany sy fahatsarany rehetra dia ao an-tokantranonao sy mpiray tam-po aminy Tompo manerana izao Totolo izao, Raha sitrampo Tompo de mbola ifakahita ihany itsika (Bis bald -:) Veloma

    • @tokynandrasanajudianah5143
      @tokynandrasanajudianah5143 6 ปีที่แล้ว +2

      eichberger natacha
      Salaam rahavavy malala @ Tompo.
      Tahaka ahy koa anao izn
      Fa zaho rehef tonga any @ tany fiaviako tsy ny andeha hiazakazaka mankany ampiangonana izany ataoko mahaika fa ny hahitan'olona zaho miova fo no tiako hita aloha.
      Satria fahalotoana sy tsy fahamarinana no betsak hita ao
      Aleo misarak amnizany rehefa tsy fahamarinana toy izay miombona aminy (Apokalypsy 18: 4 )
      Homba antsika mandrakariv anie ny fahatahorana ny Tompo, mba tsy hanotantsika aminy
      Ary ny heriny Fanahy Masina anie hotondra hery mahery vaika ho antsika ka hamotika ny tsy fahamarinana rehetra anie isika @ tany rehetra izay misy antsika any
      ( Veloma Rahavavy malala mandra'piaona. )

    • @mibebahafahoavyjesosy
      @mibebahafahoavyjesosy 6 ปีที่แล้ว +1

      Miarahaba aminy anarany tompo ry rahavavy zaho Koa aty liban Felana. Misaotra aminy fampianarana momba ny fitiavana fa Tena mampahery
      Andriamanitry Dia fitiavana

    • @rakondrainyannie2704
      @rakondrainyannie2704 5 ปีที่แล้ว

      Tompo oh misaotranao noho ny mpanomponao zay manambara ny fahamarinanao sy ny fahatsaranao,sy ny fahalebiazana ,misaotra fa nomenao pampianatra izahay amen,,,misaotra betsaka pasitera nizara ny fahamarinana ny tompo anie hombanao sy ny ankohonanao ary ny minisiteranao ,andriamanitra avo indrindra anie androtsaka ny fasoavany aminao,,Annie aty maurice manaraka ny miomana mandrakariva misaotra fa noho ny fampianaranao dia nivoka tao @ fiangonana fombafomba aho ankehitriny misaotra indrindra tompoko

  • @kostkaniekostkanie4474
    @kostkaniekostkanie4474 6 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka ee