Manana tetik'asa aho Mr le President ho an'ny fandriampahalemana sy fampandrosoana ny eny ambanivohitra, mba ampio raha azo atao fa tena tsy tafavoaka fa mila famatsiana ara-bola, efa manana busness plan aho afaka presenter-na aminao
Manome voninahitra an'I Tahiana ary mamporisika azy hatrany hatrany. Etsy ankilany anefa dia tsy mbola mahafa-po ny tanora mihitsy ny efa vitan'ny fitondrana manoloana ny olana sedrainay. Mora ny milaza fa tsotra ny mamorona orinasa, fa mba jereo anie ny fahasahiranana rehefa mindram-bola eny amin'ny banky. Misaotra an'Andriamatoa Rajaonarimampianina aloha nanao an'ity fandaharana ity.
Tahiana R. alo n anovako j'me eto f ts raprezy a!l fikirizany mints no mafnaritr ahy,ina mo n andoavan ol hetra eo ko n vol miditr az tss ny karama farany ambany zara f 3andro d lany ka na ny hetra-trano az ts voalo knf isataona
Mankasitraka an'i namana Tahina satria tanora Malagasy tahak'izany no ilainay halaina tahaka izany hoe afaka miainga amin'ny zavatra kely izahay tanora raha itondra ny anjara birikinay hampandrosoana ny firenena. Ho an'ny Filoha,mbola betsaka ny tanora na avara-pianarana na tsia manana hatolotra ho fampandrosoana nefa tsy sarotra be ny misehatra ka mba manainga re itodiho ary angatahana mba hodinihina tsara.Misaotra.
Ny iray miteny hoe 'Za tena tiako ary fanambiko ny hanome fidiram-bola sy asa hoan'ireo Tantsaha : Vidiko eny amin'izy ireo ny vokatra, eny am-potony d aveo izaho no manodina anazy ao amin'ny orinasako ...' ny iray indray miteny hoe : 'Ny tena mety d ianao mintsy no manana toerana fiompina ary famokarana tantely, amin'izay ianao no 'mi-contrôlé' ny process rehetra .... ' Tena ho 'normal' raha tsy mbola nandroso ary tsy handroso ny Firenena hatramin'izao ... Vina tsy mitovy ary tena mifanipaka tanteraka .... #Tanora_2018
Ny faniriana moa izany dia ny mba hanampian'ny mpitondra fanjakana ireo hetahetan'i zandrikely ireo tokoa mba ahafahany manatanteraka ny tetikasany, mankasitraka zandrikely
Mankasitraka! Mahafinaritra foana rehfa omena sehatra ny tanora: - Manana vina - Manana tetik'asa - Mahafantatra tsara ny zavatra ilainy - Tsy mipetra-potsiny Mariho tsara ny toro-hevitra sy ny fanontaniana avy @ Filoha fa "pertinents" tsara daholo ary fluide be ny fifanakalozana (na tsy fluide aza ny fandehanana, miandry top foana i Tahina lol). Ny tokony dinihan'ireo tsy mahita afa-tsy ny olana @ ity fitondrana ity dia izao, tsy mpamahana ny vahoaka malagasy ny fitondrana na ny filoha, Eny betsaka tokoa ireo fampanantenana poak'aty, ekena, zavatra tokony atao na rafitra tokony napetraka tsy misy, ekena, ao koa ireo mety hoe amphimamba na fanampiarana fahefana, azo itarainana tsara daholo izany, fa raha isaky izay mihetsika tsy hanao afa tsy ny hitaraina dia mety tsy Demokrasia sy systeme libre-marché sy Capitalisme no ilaintsika... Anjaranao ny mamokatra, mihary, anjaran'ny Fitondrana ny manao ny lalàna sy manao ny rafitra hahamora ny fandraharahanao, tsy anjarany mihitsy ny hampiakatra ny sotro am-bavanao na hanome ilay sakafo hoaninao: Mankasitraka
Merci monsieur le président. Tena tsampanao fa ny TANORA ny hoaviny malagasy.. Ary ny tanora no tena tokony ampina mba ampiroborobo ny TOEKARENA.. Be dia be mihintsy ny POTENTIEL ny tanora malagasy ary tokony homena SEHATRA MANOKANA mihintsy zareo mba ampivelatra anazy! Ny SYSTEME SCOLAIRE ko président tokony amboarina kely a! Tokony 9ans na 10 ans fotsiny ny ÉCOLE OBLIGATOIRE. Vita ny fianarana de alefa MIASA zay tia miasa, ary MANOY NY FIANARANA zay tia mianatra. Ny system scolaire aty SUISSE dia toi izay, ary "ça fonctionne très bien". Mieux qu`on France! TANORA MALAGASY ko za milaza any izany.. ary nanana CHANCE nandalo haute école pédagogique aty Suisse (Zürich).. Misaotra anao ary mankasitraka ny ezaka rehetra ataonao monsieur le président!
Mr LE PRESIDENT..MBA VAKIO NY COMMENTAIRES-N' NY OLONA DIA ATAOV LAHARAM PAHAMEHANA ZAY COMMENTS BE INDRINDRA SY BE MPITENY. MBA JEREO FA MISY OLONA NATAONAO AM PIHIMAMBA NY FANANANY, NY COMPTE-NY DIA MIVERINA ZERO NY FIAINANY... SA HOE ANAO NY LOI DES BANQUES ET LOI DES BANDES...MERCI
Mila ampiana mafy izy eo @ sehatran'ny serasera ara-barotra, za mitady ny vokatr'i Tahiana fa mbola tsy mahita an'azy tena miparitaka @zao, tokony asiana Label tsara @zay ilay vokatra. Ny zava-misy aloa tena mbola miady irery ny mpandraharaha tanora ary maro ka tena tokony hamafisina ny fiaraha-miasa ny Fitondrana sy ny Fikambanan'ny Tanora misy, indrindra ity Ministeran'ny Asa ny Fampandrahara ary ny Fampiofanana Ara-Teknika. #SO_DIA_VAVA_SY_COMM_FOTSINY_INDRAY_IZY_TY_AVY_EO
Efa ho dimy taona ianao izao no teo, izay vao taitra ? Tohizo ny torimaso fa aza efa manantona ny fifidianana vao miseho mahay manao zava-bita ... raha tena nahay ianao, afaka ampitomboana folo heny ny zavabitanao .... Aéroports, gares routières isaky renivohi-paritany fa tsy ny ao Antananarivo ihany, ny lalana "tsy azo ho anina" tokony mba efa nahavita hifandraisana eto Madagasikara ahafahanao mandeha amin'ilay 4x4 novidinao handehanana manerana ny nosy ... Ny fampianarana natao ts'inontsinona ka nitondra ny toe-tsain'ny Malagasy amin'izao fotoana izao : lasa tia kely, mifamono, mifangalatra, satria natao izay maha-ory azy faran'izay mafy .... tsy mieritreritra afatsy ny paosinareo izay rovitra ka tsy mety feno .... Mba hendry vaovao, ka mialà ... misy ny olompirenena vahiny nahatsapa izany ka nanetri-tena tsy nilatsaka intsony satria manana ny maha-olona azy .... Marina ny filazan'ny hafa, fa na 2130 aza, tsy ho feno ny paosinao (na ny paosin'i madama) ....
Enyeeeee azo lazaina hoe tsara la rencontre ary tena mendrika ho deraina i TAHINA tanora koa zaho nefa tadidio fa tsy izy irery ihany ny Gasy mahay zavatra raha ny eran faritany 6 ka tokony ho jerena akaiky koa ary tokony ho tsandrahana akaiky atao mitovy @ kopi kole io fa mitsandraka an'zany MAHAY RANGA TSIKA MALAGASY EEEE n'aiza n'aiza tany misy antsika inon'inona atao tsika
facebook.com/groups/japaneseclubmanorintsoa/ mba jereo ihany itony Club itony fa mitondra soa be dia be hoan'ny firenena,tsy @ fampiroboroboana ny tourisme fotsiny,fa @ lafiny fivelarana @ lafinjavatra hafa toy ny technolojia,ny fandraharana @ tany mandroso toy ny japoney.ny fampianarana ny teny Japoney.Tena mitondra soa lavitra nohon'ny Sport sy ny Hira izy itony,fa aza dia variana loatra @ lazanjavatra loatra,ka hadino ny tena zava-dehibe.Misaotra ary mankasitraka mialoha @ fandraisana andraikitra @ fampandrosoana Andriamatoa Filoha
Bonjour, mankasitraka ny ezaka nataon'ny fitondram-panjakana, fa indrindra ny filoha Andriamatoa Hery Rajaonarimampianina, ho ela velona anie ny filoha sy malagasy rehetra
La situation des malgaches (insécurité, le coût dela vie qui est devenue de plus en plus chère, le social et la santé) bref la vie des malgaches, s'est dégradée de plus en plus depuis le coup d'état de 2009...c'était palpable, et l'explosion sociale ne tardera pas, car le peuple malgache n'en pouvait plus!!! Tsy nahafeno an'i mahamasina ny hvm t@ 26 juin raha tsy nividy 5000ar isan olona iskin'ny fkt,, hany ka natahotra ny demonstration de force ataon dravalo eo mahamasina!!! milingilingy ery fa faly raisin'i macron tanàna sy nampiantranoina tao @ élysée nefa tsy mahalala menatra fa ny firenena tantananao aza mahatra indrindra eran tany - faly mameno paosy fotsiny mitsangatsangana eran tany mandany ny vola tokony hanasoavana ny vahoaka fa tsy mijery izay tena mahasoa ny vahoaka akory, ny malagasy izao mandady @ tany !! miala tsiny ho an'izay tafintohina fa hotran'izay aho rehefa miresaka !!!!
Refa tsy eo am fitondrana anie May tsara mamelatra resaka ...teo iz fozaram bola am mahantra kel 25000 f mba hamenoana stade mahamasina s'y fizaram bolam bahoaka efa vahan n'y fahantra vola am député any zm hôtel pown d or no atao hoe fandrosoana..champions refa aminy théoriques...fa pratique??? Mivantana am potto n'y lohany.
Manana tetik'asa aho Mr le President ho an'ny fandriampahalemana sy fampandrosoana ny eny ambanivohitra, mba ampio raha azo atao fa tena tsy tafavoaka fa mila famatsiana ara-bola, efa manana busness plan aho afaka presenter-na aminao
Resin'io zandry io ianao Andriamatoa Filoha amin'ny fampandrosoana ny firenena.
TAHIANA
Tena notahian' Andriamanitra elah ry zandry kely rah jerena ny lalana nolalovana!
Manome voninahitra an'I Tahiana ary mamporisika azy hatrany hatrany. Etsy ankilany anefa dia tsy mbola mahafa-po ny tanora mihitsy ny efa vitan'ny fitondrana manoloana ny olana sedrainay. Mora ny milaza fa tsotra ny mamorona orinasa, fa mba jereo anie ny fahasahiranana rehefa mindram-bola eny amin'ny banky. Misaotra an'Andriamatoa Rajaonarimampianina aloha nanao an'ity fandaharana ity.
Tahiana R. alo n anovako j'me eto f ts raprezy a!l fikirizany mints no mafnaritr ahy,ina mo n andoavan ol hetra eo ko n vol miditr az tss ny karama farany ambany zara f 3andro d lany ka na ny hetra-trano az ts voalo knf isataona
Mankasitraka an'i namana Tahina satria tanora Malagasy tahak'izany no ilainay halaina tahaka izany hoe afaka miainga amin'ny zavatra kely izahay tanora raha itondra ny anjara birikinay hampandrosoana ny firenena.
Ho an'ny Filoha,mbola betsaka ny tanora na avara-pianarana na tsia manana hatolotra ho fampandrosoana nefa tsy sarotra be ny misehatra ka mba manainga re itodiho ary angatahana mba hodinihina tsara.Misaotra.
Cc filou afaka mba atsoina hilalao film ve ianao fa mahay milalao film be
Ny iray miteny hoe 'Za tena tiako ary fanambiko ny hanome fidiram-bola sy asa hoan'ireo Tantsaha : Vidiko eny amin'izy ireo ny vokatra, eny am-potony d aveo izaho no manodina anazy ao amin'ny orinasako ...' ny iray indray miteny hoe : 'Ny tena mety d ianao mintsy no manana toerana fiompina ary famokarana tantely, amin'izay ianao no 'mi-contrôlé' ny process rehetra .... ' Tena ho 'normal' raha tsy mbola nandroso ary tsy handroso ny Firenena hatramin'izao ... Vina tsy mitovy ary tena mifanipaka tanteraka .... #Tanora_2018
mba teneno moa hoany zay afaka miresaka mivantana any am filoha fa toa matetiky loatra izy manao huumm huumm huumm otrany hoe manadala lay olona miresaka aminy, lay olona anefa tsy manao hum hum rehefa miresaka izy.
Ny faniriana moa izany dia ny mba hanampian'ny mpitondra fanjakana ireo hetahetan'i zandrikely ireo tokoa mba ahafahany manatanteraka ny tetikasany, mankasitraka zandrikely
Mankasitraka! Mahafinaritra foana rehfa omena sehatra ny tanora:
- Manana vina
- Manana tetik'asa
- Mahafantatra tsara ny zavatra ilainy
- Tsy mipetra-potsiny
Mariho tsara ny toro-hevitra sy ny fanontaniana avy @ Filoha fa "pertinents" tsara daholo ary fluide be ny fifanakalozana (na tsy fluide aza ny fandehanana, miandry top foana i Tahina lol).
Ny tokony dinihan'ireo tsy mahita afa-tsy ny olana @ ity fitondrana ity dia izao, tsy mpamahana ny vahoaka malagasy ny fitondrana na ny filoha, Eny betsaka tokoa ireo fampanantenana poak'aty, ekena, zavatra tokony atao na rafitra tokony napetraka tsy misy, ekena, ao koa ireo mety hoe amphimamba na fanampiarana fahefana, azo itarainana tsara daholo izany, fa raha isaky izay mihetsika tsy hanao afa tsy ny hitaraina dia mety tsy Demokrasia sy systeme libre-marché sy Capitalisme no ilaintsika... Anjaranao ny mamokatra, mihary, anjaran'ny Fitondrana ny manao ny lalàna sy manao ny rafitra hahamora ny fandraharahanao, tsy anjarany mihitsy ny hampiakatra ny sotro am-bavanao na hanome ilay sakafo hoaninao:
Mankasitraka
Tena milay be raha miverina mpampianatra mpikarako fotsiny ihany enao ra Président Hery a.
Merci monsieur le président. Tena tsampanao fa ny TANORA ny hoaviny malagasy.. Ary ny tanora no tena tokony ampina mba ampiroborobo ny TOEKARENA.. Be dia be mihintsy ny POTENTIEL ny tanora malagasy ary tokony homena SEHATRA MANOKANA mihintsy zareo mba ampivelatra anazy!
Ny SYSTEME SCOLAIRE ko président tokony amboarina kely a! Tokony 9ans na 10 ans fotsiny ny ÉCOLE OBLIGATOIRE. Vita ny fianarana de alefa MIASA zay tia miasa, ary MANOY NY FIANARANA zay tia mianatra. Ny system scolaire aty SUISSE dia toi izay, ary "ça fonctionne très bien". Mieux qu`on France!
TANORA MALAGASY ko za milaza any izany.. ary nanana CHANCE nandalo haute école pédagogique aty Suisse (Zürich)..
Misaotra anao ary mankasitraka ny ezaka rehetra ataonao monsieur le président!
Handimby an i Victor Solo na Vahandanitra ngamba ti raprezy ti
Mr LE PRESIDENT..MBA VAKIO NY COMMENTAIRES-N' NY OLONA DIA ATAOV LAHARAM PAHAMEHANA ZAY COMMENTS BE INDRINDRA SY BE MPITENY. MBA JEREO FA MISY OLONA NATAONAO AM PIHIMAMBA NY FANANANY, NY COMPTE-NY DIA MIVERINA ZERO NY FIAINANY... SA HOE ANAO NY LOI DES BANQUES ET LOI DES BANDES...MERCI
Cva abon asa ok cva hery pile anao zo tu ma trouvé cva rdv vieu port ok merci cva .
Mmmmm.....
hahaha IE!
in bdb mihitsy le izy de mandreraka be!
lol ... be loatra. tena mandreraka be indray na mihaino azy
tsy mahagaga iny fa fewan'le resor mihevotra reny ka hahaha
Mila ampiana mafy izy eo @ sehatran'ny serasera ara-barotra, za mitady ny vokatr'i Tahiana fa mbola tsy mahita an'azy tena miparitaka @zao, tokony asiana Label tsara @zay ilay vokatra. Ny zava-misy aloa tena mbola miady irery ny mpandraharaha tanora ary maro ka tena tokony hamafisina ny fiaraha-miasa ny Fitondrana sy ny Fikambanan'ny Tanora misy, indrindra ity Ministeran'ny Asa ny Fampandrahara ary ny Fampiofanana Ara-Teknika. #SO_DIA_VAVA_SY_COMM_FOTSINY_INDRAY_IZY_TY_AVY_EO
Efa ho dimy taona ianao izao no teo, izay vao taitra ? Tohizo ny torimaso fa aza efa manantona ny fifidianana vao miseho mahay manao zava-bita ... raha tena nahay ianao, afaka ampitomboana folo heny ny zavabitanao .... Aéroports, gares routières isaky renivohi-paritany fa tsy ny ao Antananarivo ihany, ny lalana "tsy azo ho anina" tokony mba efa nahavita hifandraisana eto Madagasikara ahafahanao mandeha amin'ilay 4x4 novidinao handehanana manerana ny nosy ... Ny fampianarana natao ts'inontsinona ka nitondra ny toe-tsain'ny Malagasy amin'izao fotoana izao : lasa tia kely, mifamono, mifangalatra, satria natao izay maha-ory azy faran'izay mafy .... tsy mieritreritra afatsy ny paosinareo izay rovitra ka tsy mety feno .... Mba hendry vaovao, ka mialà ... misy ny olompirenena vahiny nahatsapa izany ka nanetri-tena tsy nilatsaka intsony satria manana ny maha-olona azy .... Marina ny filazan'ny hafa, fa na 2130 aza, tsy ho feno ny paosinao (na ny paosin'i madama) ....
Enyeeeee azo lazaina hoe tsara la rencontre ary tena mendrika ho deraina i TAHINA tanora koa zaho nefa tadidio fa tsy izy irery ihany ny Gasy mahay zavatra raha ny eran faritany 6 ka tokony ho jerena akaiky koa ary tokony ho tsandrahana akaiky atao mitovy @ kopi kole io fa mitsandraka an'zany MAHAY RANGA TSIKA MALAGASY EEEE n'aiza n'aiza tany misy antsika inon'inona atao tsika
Mahafinaritra kosa e.. tohizo ry tanora namako a
tsy mety velona ilay fiara... mmmh...
mdr. tokony atao contre attaque. hahaha
mais bon.. in-bedebe lotra le mmmmh. de mandreraka
facebook.com/groups/japaneseclubmanorintsoa/
mba jereo ihany itony Club itony fa mitondra soa be dia be hoan'ny
firenena,tsy @ fampiroboroboana ny tourisme fotsiny,fa @ lafiny
fivelarana @ lafinjavatra hafa toy ny technolojia,ny fandraharana @ tany
mandroso toy ny japoney.ny fampianarana ny teny Japoney.Tena mitondra soa lavitra nohon'ny Sport sy ny Hira izy itony,fa aza dia variana loatra @ lazanjavatra loatra,ka hadino ny tena zava-dehibe.Misaotra ary mankasitraka mialoha @ fandraisana
andraikitra @ fampandrosoana Andriamatoa Filoha
Andriamatoa filoha, ny lalana ambatondrazaka zao efa filoha firy no teo tsy vita?!?
Bonjour, mankasitraka ny ezaka nataon'ny fitondram-panjakana, fa indrindra ny filoha Andriamatoa Hery Rajaonarimampianina, ho ela velona anie ny filoha sy malagasy rehetra
jesta no hitako bdb an ty president ty f miha mahatra hateany ny Malagasy
La situation des malgaches (insécurité, le coût dela vie qui est devenue de plus en plus chère, le social et la santé) bref la vie des malgaches, s'est dégradée de plus en plus depuis le coup d'état de 2009...c'était palpable, et l'explosion sociale ne tardera pas, car le peuple malgache n'en pouvait plus!!! Tsy nahafeno an'i mahamasina ny hvm t@ 26 juin raha tsy nividy 5000ar isan olona iskin'ny fkt,, hany ka natahotra ny demonstration de force ataon dravalo eo mahamasina!!! milingilingy ery fa faly raisin'i macron tanàna sy nampiantranoina tao @ élysée nefa tsy mahalala menatra fa ny firenena tantananao aza mahatra indrindra eran tany - faly mameno paosy fotsiny mitsangatsangana eran tany mandany ny vola tokony hanasoavana ny vahoaka fa tsy mijery izay tena mahasoa ny vahoaka akory, ny malagasy izao mandady @ tany !! miala tsiny ho an'izay tafintohina fa hotran'izay aho rehefa miresaka !!!!
1200 kg/herinandro = tantsaha 1200 efa volabe hoy ingahy filoha. 😊
Refa tsy eo am fitondrana anie May tsara mamelatra resaka ...teo iz fozaram bola am mahantra kel 25000 f mba hamenoana stade mahamasina s'y fizaram bolam bahoaka efa vahan n'y fahantra vola am député any zm hôtel pown d or no atao hoe fandrosoana..champions refa aminy théoriques...fa pratique??? Mivantana am potto n'y lohany.
🕵
Pourquoi pas Louis de Funès.
Fa manin ny oe mahagaga ra tena gasy???????
TIKO SA AAA mmmm....
Otran'ny hafahafa fihetsika ty Raprezy ty a....mihidy vody a raha za no amin'ny plasin'io Tahina io...
lelena zao ve no andrasan olona @ lah? miandry fanazavana @ resaka ts fandriampalemana ny olona fa ts blabla