FFPM 109 - NAHAFOY NY AIKO AHO

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • FFPM 109 - NAHAFOY NY AIKO AHO

ความคิดเห็น • 6

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu3906 2 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra Anao Jesoa Tompo, niharitra ny mafy Ianao namonjy anay mpanota. Fitiavana tsy voafetra no natolotrao anay ! 💜

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Voninahitra ho anao Tomponay🙏

  • @HubertRajosoa
    @HubertRajosoa หลายเดือนก่อน

    Ré ny aim-panahy zarainareo, ny Tompo Jesosy hampahery anareo hahatanteraka ny asa masina nanirahany anareo,, handehananareo arakin'ny lalana izay nofaritany ho anareo tsirairay, misaotra anareo.

  • @rakotoarisonmamisoa2824
    @rakotoarisonmamisoa2824 2 ปีที่แล้ว +1

    Zte je suis

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu3906 2 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara io hira io. Misaotra betsaka anareo telo tompoko. Mihaino anareo foana aho. Hira-pivavahana tena tsara.

  • @herizoantoine6912
    @herizoantoine6912 2 ปีที่แล้ว +3

    Salama tompoko ,
    Ireto koa hira FFPM tena mba tsara fa tsy mbola misy manao hatreto :
    FFPM 612 - RY RAY MPIARO LEHIBE
    FFPM 550 - RY TOMPO NY TANY MAINA