L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 29 NOVAMBRA 2023: 👉 Pr RALISON Roger

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 22

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 11 หลายเดือนก่อน +1

    Olona corect enao Pr Ralison Roger .Misaotra era-po era-tsaina aminao ,ary ho ela velona anie ianao hifanasoa amin'ny malagasy mahatra rehetra .

  • @rakotoarimangaradolalaina6090
    @rakotoarimangaradolalaina6090 11 หลายเดือนก่อน +3

    Merci Professeur🫶🙏

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 11 หลายเดือนก่อน

    Indrisy professeur fa tsy mahakasika ny feon'ny fieritreretan",,ireo intsony ny teny fahendrena. Raha tsy izany ve hahavita hamono izay mitady hitory n'a hitaky ny rariny.

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 11 หลายเดือนก่อน

    Voavidy vola daholo ny Ralahanao Pr, ka mivarotra fanahy reto HCC io resahiko io an , anisan'ny Fototra nampahantra ny Malagasy nanomboka ny 2018

  • @andryrakoto2958
    @andryrakoto2958 11 หลายเดือนก่อน +1

    Feno fahendrena mahafinaritra

  • @andrianantenainathierraval9684
    @andrianantenainathierraval9684 11 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka profeseseur, fa ny olona adala ve hieno anizany

  • @tantelydaphne496
    @tantelydaphne496 11 หลายเดือนก่อน +1

    2023.11.29
    Tena misaotra anao Ato Gasikara (Gascar) niantso an'i Atoa Profesiora Ralison Roger!
    Misaotra an' Ray Aman-dreny Atoa Ralison Roger namoaka ny tena zavatra marina tsy mihafina ho an' ny Vahoaka Malagasy sy ireo mpitondra @ zao fotoana izao miaraka @ i Boaikely Andry Rajoelina!!!!!
    Hanatra tsara soa lehibe no napetrakao ho an' ny Malagasy Mpiray Tanindrazana!!!
    Mino fa afaka nijery ity fandaharana ity koa ny Malagasy rehetra indrindra fa ny ao @ ny fitondrana sy ny filoha-halindahy miaraka @ i boaikely Andry Rajoelina @ izao fotoana izao!!!!
    Fomba fampisehoana fa Malagasy iska ary manana ny maha Malagasy an-tsika:
    dia tokony jerena sy hajaina ny Teny Malagasy izay ho hambarako eto:
    Izay mihintsy no tokony hampisehoana fa mananana ny Tenin-ndrazan-tsika isika!
    Ny tany na firenena any @ tany mandroso rehetra ireo @ kabary iraisam-pirenena dia miteny sy manaja ny teniny izy ireo, fa tsy miteny ny fitenenana vahiny mihintsy toy ny Gasy miteny Farantsay! farantay hoy aho fa fsy frantsay!!! Toy ny Gasy vao tonga any france vao telo volana: dia miteny hoe: raha mipetraka ny fanontaniana::
    "depuis quand vous êtes ici en france? Moi déjá trois mois quoi hein! mais j'ai déja oublié
    la langue malgache quoi hein!!!
    Farany:
    Ianareo ao @ HCC: dinio tsara ny fanampahan-kevitrareo t@ Fifidianana nisy teo!!!
    Malagasy ianareo! Ary manana ny fahaizanareo t@ fanomezanareo ny teny t@ nahazoanareo ny maha-olona manantanteraka eo @ fitsarana havo indrindra!!!!
    Mandehana @ FAHAMARINANA eo @ lafin' ny Fitsarana izay nanaovanareo fiankinana eo @ Tanindrazana!!!
    Mino ny tenako: fa mba voajerI-ndry zareo ao @ fITONDRANA ity FANDAHARANA ITY SY NY komemtaraA!!!
    Mankalaza sy mankasitra Tompoko!!!
    Daphne Tantely

  • @ibrahimmaromiha7060
    @ibrahimmaromiha7060 11 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka Pr Fa Ray amandReny ianao ary m'sôtra betsaka an'i Gascar F

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 11 หลายเดือนก่อน +1

    Tena ilaina ny Mpitondra nandalo université , fa ny antsyka BEPC aza tsy ananany

  • @manjakamiadana5554
    @manjakamiadana5554 11 หลายเดือนก่อน +1

    Mankasitraka tompoko

  • @vololonaramanitra8676
    @vololonaramanitra8676 11 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka indrindra ray aman-dreny dia misaotra ny Real

  • @herynoromananarahamefy5960
    @herynoromananarahamefy5960 11 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka professeur, manam-pahendrena ianao. Andriamanitra anie hitahy anao sy ny fianakavianao tompoko.

  • @heryandrianarivelo8294
    @heryandrianarivelo8294 11 หลายเดือนก่อน

    Misaotra ny RealTv nanasa ny Prof. Ralison. Tena mipetrapetraka tsy misy azo kianina sady mazava ny fanazavàna sy ny fananarana rehetra nentiny... Ireny no tena mpampianatra, mpanabe azo alain-tahaka. Mankasitraka tanteraka Professeur, ary ho lava velona indrindra... Hisaorana ny mpanao gazety nanasa...

  • @kailashbrahmaloka908
    @kailashbrahmaloka908 11 หลายเดือนก่อน

    Mr Ralison pouvez vous me dire plus sur le projet MAG 1986 DE Mr GAbah.Pourquoi un avoeux de vieillesse comme ca .Triste realite .La page tourne de l epoque de debany Bilan echec total.Tout ce que vous declarez la est assez subjective..on voit que vous voulez garder a tout prix le pouvoir Triste et il faut assumer la conscience .Discours contradictoire.

  • @bodoharisoaravoavahy5238
    @bodoharisoaravoavahy5238 11 หลายเดือนก่อน

    Merci professeur,masina ny tanindrazana masina ny vahoaka malagasy.
    Misaotra tompoko

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 11 หลายเดือนก่อน +7

    Dia mihirahira ery rajoelina fa hoe fandresen'ny malagasy hono iny fifidianana azony t@ fraude mibaribary iny.. Dia mihevitra ny malagasy mbola bado saina nohon ilay akoho novolosan'i Hitler, ka rehefa efa notsipazany fotsimbary dia mbola nanaraka azy. Ny malagasy anie ka tsy nahazo akpry na fotsimbary aza ! Fa ny iray sotro arapak'ireo mpambotry firenena ireo dia vary iray sotro tsy miditra any am-bavan'ny zazamalagasy. Dia heverin'i rajoelina fa tokony hifaly @ izany ny malagasy satria fandresena ho azy iny fifidanana iny. Dia toa maneso ny malagasy ity rajoelina ity tsy nahasakana ny halatra nataony ireto..

  • @ibrahimmaromiha7060
    @ibrahimmaromiha7060 11 หลายเดือนก่อน

    Tena feno hanatra sy lesona no azo teto ka dia hisaorana sy ankasitrahana , m'sôtra betsaka tompoko

  • @ravelosonvoaharisoatakalo3406
    @ravelosonvoaharisoatakalo3406 11 หลายเดือนก่อน

    Misaotra indrindra tompoko, hafa mihitsy ny miheno olo-kendry ohatran'izao Mila tonga saina ny sasany hoe maninona ny olon-dehibe rehetra mijoro fa tsy mety ny zava-misy ankehitriny. Tsy adala daolo ireo olona ireo sady olona manampahaiza no manampahendrena.

  • @RilaRila-vl7fs
    @RilaRila-vl7fs 11 หลายเดือนก่อน

    Tadidiko le teny ankatso fahiny, Sao manampahaizana tsy manampahendrena na manampahaizana tia vola, fa aleo manampahaizana hendry, tsara fitondran-tena, modely (hoatran'ny vitsy izany an an)

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 11 หลายเดือนก่อน

    Tsy ilaina mitsy, ny fifidianana forcé sy feno hala-batobe, sy ny herisetra atao amin'i vahoaka, tena tsy rariny mintsy. Ny manao ny tsy indray no midrikina.

  • @TheLivas16
    @TheLivas16 11 หลายเดือนก่อน +5

    izany no tena olona manampanahy, manana hevitra azo raisina, fa tsy fatinolona toa ry HASINA ANDRIAM......sy ry PAUL RABARY , sady efa tsy mahay nefa mbola b geste ihany, misaotra anao Gasikara fenosoa, hafapo zahay