Androany aho tonga saina ihany raha nanontany Tomany ve no ho asetriko izany fianana an-tany ? Ny omaly haiko ihany e ny nihafarany Dia handany andro hiondrika eto ihany fa hoe ambany Jesosy anefa niteny hoe: "Aza manahy fa Izaho dia mandre" Ka anio e, hifonako avokoa Ireo izay tsy finoako namatotra ahy mafy taloha Ho fadiako e, ny hamoy fo Satria ny Jesosiko no miasa loha, misahirana amiko Ho anao izay mbola gejain'izao fiainana izao Injao mandona ka mba vahao Ilay tsy mandao Ialao ny tahotrao ô, f'Izy no ao Andao fa miandry ny anjaranao, fiainam-baovao Jesosy mantsy raha manome dia fiainana sady be dia be Haizin'io e, dia mbola hisava ihany K'aza mitomany fa fianana izany, mirosoa hatrany Ka valio hoe :"HAFA NY TALOHA", Satria ny Jesosiko no miasa loha, misahirana amiko TANORA MASINA Itaosy A/C : LovaN
Woow wooow!hiranareo tiako indrindra😍..tena hoe Fanahy masina no niasa tao amin'ny mpanoratra..tsara lotra.❤❤..Maro anie no ho voakasika , Jesosy tokoa no misahirana ny amntsika izay tia Azy.
Tsy haiko ny hafa fa izaho na mihaino an'ty hira ty isanandro aza dia manganohanondranomaso foana! Mahatsiaro ho tena tin'Jesosy be mihitsy 🥰🥲
Hitovizana! Mandona fo be mht ity hira ity.
Mankasitraka indrindra! Ho Azy irery anie ny voninahitra!
Vaky ny foko 😭😭😭❤
ny azina dia mbola hisava satira ny Tompo misahirana ny amiko Amen.
Misaotra Jesosy misahirana aminay isanandro sy miasa loha ho anay izay tsinotsinona miohatra ny VONINAHITRAO🙏❤️
Tiako loatra! Misaotra Jésus nanome izao talenta izao! Hatra@farany tokoa Jésus oo❤❤❤
Soli Deo Gloria ❤😢 Mampahatsiaro ahy ny fijerevako TMI fony mbola tany Madagasikara
Androany aho tonga saina ihany raha nanontany
Tomany ve no ho asetriko izany fianana an-tany ?
Ny omaly haiko ihany e ny nihafarany
Dia handany andro hiondrika eto ihany fa hoe ambany
Jesosy anefa niteny hoe: "Aza manahy fa Izaho dia mandre"
Ka anio e, hifonako avokoa
Ireo izay tsy finoako namatotra ahy mafy taloha
Ho fadiako e, ny hamoy fo
Satria ny Jesosiko no miasa loha, misahirana amiko
Ho anao izay mbola gejain'izao fiainana izao
Injao mandona ka mba vahao Ilay tsy mandao
Ialao ny tahotrao ô, f'Izy no ao
Andao fa miandry ny anjaranao, fiainam-baovao
Jesosy mantsy raha manome dia fiainana sady be dia be
Haizin'io e, dia mbola hisava ihany
K'aza mitomany fa fianana izany, mirosoa hatrany
Ka valio hoe :"HAFA NY TALOHA",
Satria ny Jesosiko no miasa loha, misahirana amiko
TANORA MASINA Itaosy
A/C : LovaN
Misaotra ny amin'ny toninkira. ♥️
Kanto laotra eh! Mankasitraka ny TMI Hatrany, mitomboa talenta !!!
Jesoa manana aho, manana anao❤️..
Makasitraka, mampahery be foana ny hiranareo
merci beaucoup fa efa tiako loatra ity hira ity,
Tsara ny Tompo e! Mankasitraka amle hira!
tena manana aho manana ilay Jesosiko, satria izy no miasa loha misahirana amiko. misaotra Tompo.
Tsara n'y midera any Jesosy ❤❤❤❤
Woow wooow!hiranareo tiako indrindra😍..tena hoe Fanahy masina no niasa tao amin'ny mpanoratra..tsara lotra.❤❤..Maro anie no ho voakasika , Jesosy tokoa no misahirana ny amntsika izay tia Azy.
Tsara loatra TOMPO anh!!!
Hianao tokoa no miasa loha Sy misahirana amiko ♥️❤️♥️❤️
Aizina io e, dia mbola hisava ihanyy 🥰🥰
Misaotra Jesoa❤ tiako loatra 💖
Tsara loatra❤ ,ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra🙏
Ka anio e hifonako avokoa
Reo Zay Tsy finoako namatotra ahy mafy taloha❤️💕Tsara foanaa
Ka valio oe hafa ny taloha ❤❤
Tena milay fa mankasitraka anareo.
Mampahery foana😍😍
Tiako loatra ity hira ity......HAFA NY TALOHA
Hafa ny taloha🥰
Haizin'io e, dia mbola hisava ihany
K'aza mitomany fa fianana izany
misaotra Jesosy nisy sy nisahirana amiko .
Mampahery ny hiranareo, tsara
Havanay nareo e ! 🥰🥰😍😍
Tsara Dia tsara , Tahin'nyTompo eee!❤️❤️❤️
ka anio eh .. hafa ny taloha
Mankasitraka e! Tsara be
Tsara !!! mankasitraka !
Satria ny Jesosiko no miasa loha,misahirana amiko❤️
Hafapo foana fa mankasitraka ❤️
Misaotra Jesoa o, Amen.
tsara be😍
Misaotra Jesosy oh 😘
Mankasitraka indrindra anareo e.... Avy aty Fianarantsoa
Tsy makaleo mintsy mihaino azy
ankasitrhana betsaka tompoko fa tena voaray ny hfatra e
Mankasitraka indrindra ❤
Mahafinaritra fa tohizo atramin'ny fatany aza miova
Tsara ny Tompo eh!
Misaotra Jesosy
Merci Merci beaucoup, très belle chansons 💕
TENA TSARA BE NY TONINY SY NY FEONY
Tsara lotra
Tena vaky foko😭😭😭
Tsara be
Merci TMI
Jésus revient bientôt. J'aime votre chanson. Continuez.
❤❤😊
Shahundrah Razafy
Tkooo🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉
💯
♥️♥️♥️
Mankasitraka indrindra tompoko
🙏💕🥰🥰🥰
🥰
🥰😍
🎧😍🤩🙏
Tsara tokoa ô!
Tiako loatra ity Hira ity
❤❤❤❤
🤩🥰