FIAINANA GASY - AMBATOLAMPY

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 4 มี.ค. 2019
  • Fanamboarana vilany, fanamboarana baby foot, haingotrano vita amin'ny aluminium, hita ao Ambatolampy avokoa izany.
    Tonga nitsidika ireny fanamboarana ireny ny ekipan'ny Fiainana Gasy sy ny Lumahee Films, mba ahitanao ny herim-po sy ny fahafehezana teknika ananan'ireo mponin'Ambatolampy.
    Noforonina sy novokarin'ny LUMAHEE FILMS
    www.lumahee.com
  • เพลง

ความคิดเห็น • 11

  • @lahyantanibe5735
    @lahyantanibe5735 5 ปีที่แล้ว +1

    Tena soa !!!!! 🇲🇬Tsy andriko ny hijery ny ambiny!! Misaotra e !!

  • @user-pr9by4hz4t
    @user-pr9by4hz4t 2 หลายเดือนก่อน

    Asio resaka arapahasalamana ny alu, tokony mivadika mampiasa fonte.

  • @sissymamisoa8234
    @sissymamisoa8234 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be fa tohizo👍👍💞

  • @joelrakotondrazaka1515
    @joelrakotondrazaka1515 ปีที่แล้ว

    Ratsy be ny kafe ao

  • @veroniquera2254
    @veroniquera2254 3 หลายเดือนก่อน

    Bjr Mr Tantelyisy kely morimorine ve ny baby-foot ao aminao azafady

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 2 ปีที่แล้ว

    Eee ny any aminay eee😭😭😭💔💔🙏🙏🙏

  • @raatanbajan9464
    @raatanbajan9464 ปีที่แล้ว

    Je vous regarde depuis île Maurice et vous videos sont très cool.
    Esaye de mettre en transaction française ou même anglaise
    Sa aidera pour le tourisme.
    La langue Malagasy, on parle que a Madagascar et ce difficile pour les touristes y comprend.

  • @veroniquera2254
    @veroniquera2254 3 หลายเดือนก่อน

    Mba omeo contact fa ho avy any izaho demain 3Avril maraina merci

  • @JollyDuskull
    @JollyDuskull 2 ปีที่แล้ว

    Tena tsara ny kalitao an’le video. Misaotra e!

  • @dassiar9332
    @dassiar9332 5 ปีที่แล้ว +1

    Fa za lesy nikaly teo t@heritaona dia itako tena lasa niova be mints ny qualité an ilay vary amin anana, fa tokony mba averiny ho toy ny taloha ihany, lasa tsy dia be anana matsatsotsatso