HIRA FANEVA FAHA 100 TAONA ANTILY

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 7 มิ.ย. 2023
  • Hira Fanevan'ny Faha 100 taonan'ny Antilin'i Madagasikara 🎼 🎺 🪘
    1️⃣ Ry Jesoa Tomponay, misaotra Anao zahay
    Mampianatra manompo amin'ireo lahasanay
    Raha tsy avy aminao, tsy mahefa izahay
    Fa miankina amin'ny fitiavanao
    ↩️ Ka aoka ianao hafana fo
    Hitondra ilay faneva koa
    Ka hanabe, hanasoa hatrany
    Jesoa hanilo anao an-dalana any
    ↩️ Ho zato taona, iray vina
    Ho zato taona, iray tanjona
    Ho zato taona, ho fahombiazana
    Amin'ny fanabeazana
    2️⃣ Fiarahana fifankatiavana
    Fiombonana Mihaza Mianjoria Mamakilay
    Jesoa no lalana, mitondra fiadanana
    Ankinina aminao ny ho avinay
    3️⃣ Ireo Filohanay Tonia Mpiandraikitra
    Fenoy firaisan-kina ho tena mpianatry ny ray
    Hilofo hanangana Antily vanona
    Hanarina ny nosindrazana

ความคิดเห็น •