1- Taona maro no efa nijoroana Nitoriana Teny mahasoa Nihazomanao ny finoana Ry Fiangona-mamin'ni Jesoa Isan'andininy: Tsy fanahy osa fa mahery no nomena Sady be fitiavana no mahafehy tena Aoka tsy ho menatra fa mba hijoro hatrany Ho vavolom-belon'i Jesoa ihany 2- Koa sahia, tano ny fanilo Eto anivon'ity Nosy ity Ho fahazavana ka hitsilo Ny haizina mandrakotra aty 3- Mila anao ny Tompo ankehitriny Ry fiangonana ô! Ka mijoroa miaingà fa Ianao no iriny Mba ho irany tokoa tokoa
1- Années de prédication de la bonne nouvelle Accrochez-vous à la foi L' Église de Jésus-Christ : pas un esprit faible mais fort , un homme aimant et auto-contrôlé N'ayez pas honte, mais tenez-vous ferme comme témoin. Jésus seulement 2- Alors soyez courageux, tenez le flambeau Dans cette île Pour la lumière et voyez les ténèbres qui couvrent ici 3- Le Seigneur a besoin de vous maintenant Église! Et lève-toi, car ils sont son ambition
Mahasambatra ny mihaino ny hiran'ny lanitra. Fanamarihana kely, miala tsiny aho. Ny solfa hoy aho toa tsy misy "indication" mihitsy momba ny "métronome"? Anefa tena ilainy @ figadon'ny hira.
Misaotra ny Tompo fa omeny olona mana talenta toa ireo fianakaviana ireo. Mahereza ry vahoaka FJKM fa momba antsika ny TOMPO. Voninahitra ho AZY irery ihany.
1- Taona maro no efa nijoroana
Nitoriana Teny mahasoa
Nihazomanao ny finoana
Ry Fiangona-mamin'ni Jesoa
Isan'andininy:
Tsy fanahy osa fa mahery no nomena
Sady be fitiavana no mahafehy tena
Aoka tsy ho menatra fa mba hijoro hatrany
Ho vavolom-belon'i Jesoa ihany
2- Koa sahia, tano ny fanilo
Eto anivon'ity Nosy ity
Ho fahazavana ka hitsilo
Ny haizina mandrakotra aty
3- Mila anao ny Tompo ankehitriny
Ry fiangonana ô!
Ka mijoroa miaingà fa Ianao no iriny
Mba ho irany tokoa tokoa
FJKM tsy mivadi-belirano
Homba antsika rehetra anie ny Tompo Jesoa Amen !
Mankasitraka indrindra amin’ny hira Faneva 💐💐🙏🏻🙏🏻
Tsy fanahy osa fa Mahery no nomena sady be fitiavana no mahafehy tena....... TSY HO MENATRA FA HIJORO HATRANY!!!!! FJKM hatramin'ny farany
Tena tsara, fiere d'etre FJKM
Misaotra Tompoko nizara
Tsara loatra ity Faneva ity
Vive la FJKM et Gloire à Dieu
AMEN
Je suis né en 1968.....même âge que la FJKM mon ÉGLISE
C est la classe
tena touché be za rehefa mihaino ity hira ity satria tena marina loatra,ary mampahery tokoa,misaotra ny nomena talenta
Tsara be!.Mankasitraka ny nizara!..Ho an'Andriamanitra Ray,Zanaka, Fanahy Masina irery ny voninahitra!
Mankasitrak eee ❤🙏🙏🙏🙏
Deraina ny Tompo ny amin'ny taompankalazana. Isaorana ireo vovonana hiadian'ny lohany nahafahana nijoro tsy tamin-kenatra. Misaotra ny Mpanakanto nifaninana ho amin'ny hira faneva. Misaotra indrindra ny amin'ny mpisafidy nahazoana ity (tsy maintsy ho amin"izany koa e). Tsara be! Tahian'ny Tompo indrindra
1- Années de
prédication de la
bonne nouvelle Accrochez-vous à la foi L'
Église de Jésus-Christ
:
pas un esprit faible mais fort
, un homme aimant et auto-contrôlé
N'ayez pas honte, mais tenez-vous ferme comme
témoin. Jésus seulement
2- Alors soyez courageux, tenez le flambeau
Dans cette île
Pour la lumière et voyez
les ténèbres qui couvrent ici
3- Le Seigneur a besoin de vous maintenant
Église!
Et lève-toi, car ils sont
son ambition
Deraina ny Tompo, tsara foana ilay hira,marina daholo, misaotra ny mpamorona
Tsara Be Misaotra Tompoko Jesosy Tahio ny Nosinay, ny Fiangonanay rehetra tsy misy ankanavaka
Misaotra ny Vavolombelon'i Jesoa rehetra Misaotra an' Andriamanitra
Mankasitraka e! miezaka ny hampianatra ny kristiana FJKM aty aminay e
Amen de misaotree ny mpandrindree
hira misy Fanahy. manentana. tena Hifoha anie ny malagasy sy ny kristiana rehetra
tsara be, misaotra an'izay nizara, deraina ny Tompo
Misaotra indrindra Rija !!! Mankasitraka letsy ah
Izao zavatra miseho eto amin'ny firenentsika izao no tena tokony hanamafisana ny fijoroana vavolombelona
Mangataka raha azo atao mba asina tonony le faneva 50 taona
Hitahy anao hatrany anie ny Tompo ry FJKM oh!
Merci Rija. THT
Mahafinaritra ilay hira! Ho an' ANDRIAMANITRA irery ihany ny voninahitra
Mankasitraka e, FJKM anio ka ho mandrakizay
Misaotra fa afaka tonga dia mianatra ny hira ny mpiara-mivavaka e
Tena tsara sady manome hery tsy fanahy osa no nomena antsika samia mijoro
Tokony nampiarahana @ tonony... Misaotra.
TENA TSARA E. Ho an' ANDRIAMANITRA IRERY NY VONINAHITRA
Mankasitraka o!
tena tsara le hira faneva e
ho Kristianina mandrakzay ...tsy ho menatra aho fa hijoro hatrany
Efa misy clip
Mahasambatra ny mihaino ny hiran'ny lanitra. Fanamarihana kely, miala tsiny aho. Ny solfa hoy aho toa tsy misy "indication" mihitsy momba ny "métronome"? Anefa tena ilainy @ figadon'ny hira.
Tsara be
Mba hamangy ny Nosintsika tokoa anie ny Tompo!
Hery Ramambasoa Amen
Hira Salamo faha25
mankasitraka oo
MISAOTRA NY AMIN'NY HIRA FANEVANTSIKA FJKM e!!! NY FAHASOAVAN'ANDRIAMANITRA HIROTSAKA AMINTSIKA TSIRAIRAY AMENA .
Sao ihany aho fa fjkm
Misaotra Jesosy
tsara be ilay hira e
Mankasitraka
Misaotra betsaka tompoko. Sao afaka alefa you tube ny playback azafady?Misaotra betsaka mialoha.
Aleo fa rehefa hitako dia alefako ihany.
Misaotra tompoko, raha mety dia asio an'ilay version misy tonony koa e .
Tsara ny tompo e
Tiako loatra eh
Tena tsara ilay hira e,deraina mandrakariva ny tompo e
ay v ato e
like like like (y)
Tsara ery le arrangement an Sonn... :p :p :p
Rado Rambolamalala
Misaotra ny Tompo fa omeny olona mana talenta toa ireo fianakaviana ireo. Mahereza ry vahoaka FJKM fa momba antsika ny TOMPO. Voninahitra ho AZY irery ihany.
Tsara ny midera ny TOMPO