TANTANO - Antsa an'i Kristy - Instrumental

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 29 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 3

  • @lifeyiu
    @lifeyiu 4 ปีที่แล้ว +1

    Tantano aho Jesosy Tompo Ho eo ambany elatrao mandrakizay mba hanompo anao sy ho tia anao Tompo Ka hanaja anao... He tanora saina aho Tsy mendrika anao Tsy mendrika tokoa, nefa Tompo ô! Ny ato anatiko dia tia Tia anao tokoa Tano aho Jesosy Tompo, hiaraka aminao Hanao ny asanao, ekeko tsotra izao Ny mba ho fanirakao, vonona aho izao Esory amiko izay tsy nambolenao ho ahy Aty anatiko, fa te ho fanakao Fanaka fitondranao, ny Anaranao Fa izay rehetra atao, ankiniko aminao Mba ho tantananao Tompo ô! Mba ho arovanao tokoa Mba tsy ho solafaka aho He na dia maro aza ireo adalana Sy ireo fitsapana ety an-tany Mba tefeo aho Tompo ô! Haharitra aminao. Mangataka eto aho ho an'ireo namako Mba ho arovanao sy ho tahianao Mba ho henika ny soa tokoa Ny soa avy aminao He, afaho ny mijaly Sitrano izay marary Matoky anao aho amin'izay atao Satria ianao Jesosy Tia Ilay be indrafo tononkira.serasera.org/hira/antsa-ani-kristy/tantano Tsiky dia ampy

  • @nicolenomenjanahary1493
    @nicolenomenjanahary1493 5 ปีที่แล้ว

    tena tsara tompoko, izahay zao sampana any am_piangonana mihira am itony asa tananao itony. Mankasitraka, mirary anao hahavita be

  • @nicolenomenjanahary1493
    @nicolenomenjanahary1493 5 ปีที่แล้ว

    mba mangataka karaoke" manaova ny mety" antsa an'i Kristy
    tompoko