ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany amen 🙏
Mafonja be lay toriteny , Haleloia misaotra Jesosy Amen
Tena tsara Hianao JESOSY , tahio ao aminao fiainanay , tehirizo n'y finoanay Anao . HO ANAO IZAHAY JESOSY ARY HO ANAO MANDRAKIZAY . AMEN
Amen jesosy a mankasitraka zk tantely
Deraina Jesosy ,fa manefy tokoa IZY ,mampahery anareo manaiky ataon Jesosy fitaovana hitory ny fahatsarany
Alléluia Amen tena n’y délivrer ahy teto ampihainoana Ianao Jesosy makasitraka ny aminy fizarana
Mankasitraka hatrany fa tsara jesosy
AMEN 🙏 Marina loatra deraina Jesôsy
misaotra hatrany zoki Tantely a ! ary mampahery hahefa be amin ny asa fitoriana tena marina
Tena tsara Jesosy, vita lavage à haut pression. Deraina Jesosy
Misaotraa ee tena marina loatra izany ee isaoragna ny Tompo .
Tsar ny Tompo e!
merci @ hafatra fa tena marina
Misaotra zoky Tantely mitondra fampianarana izao
« K.O. debout » 👌😂😂😂😂