TOHINY RIVO RAKOTOVAO SY SITENY RANDRIANASOLONAIKO VOVONANA NY FIRAISANKINA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 4 ก.พ. 2025

ความคิดเห็น • 19

  • @juliennelieven3356
    @juliennelieven3356 9 วันที่ผ่านมา +2

    Ampy izay fa mijale mare ny vahoaka ka Minjangana président SiTENY miaraka Amin’ny VAHOAKA 🇲🇬🇲🇬🙏❤️🫶

  • @jocelinrakoto2518
    @jocelinrakoto2518 10 วันที่ผ่านมา +3

    Merci dia bon courage daholo e fa tena très grave ity hoy ny medécine fa tsy grave intsony .

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 9 วันที่ผ่านมา +2

    Alefa amin'izay hivondrona tsika, hijoro hiaraka aminareo ny vahoaka efa leo ny fijalina sy fahatrana.
    Misaotra betsaka anareo mialoha.

  • @LysHeck
    @LysHeck 10 วันที่ผ่านมา +2

    Alefa ry mahery fo malagasy hanavotra tanindrazana hanafahana azy , eo an tananan ilay kely io 😊😊😊👍🙏

  • @bonnepierrevanderlinden2882
    @bonnepierrevanderlinden2882 9 วันที่ผ่านมา +2

    Efa trop fa mila halefa. Mijaly ny vahoaka Malagasy

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 9 วันที่ผ่านมา +1

    Siteny avao leroa atao président

  • @laepoyam202
    @laepoyam202 9 วันที่ผ่านมา

    Ataovy ao anatiny plan ny Lundi noir e !

  • @PhilibertRandrianarivelo
    @PhilibertRandrianarivelo 9 วันที่ผ่านมา +2

    Io rajoelina io zany tsy mba mahatsapa mihintsy hoe potika ty firenena ty

  • @marieangelerasoamanalina4497
    @marieangelerasoamanalina4497 10 วันที่ผ่านมา +1

    11=5 😂😂😂😂😂 Akanga sisa Nanamborana 😂😂😂😂

  • @DARIVONY
    @DARIVONY 10 วันที่ผ่านมา

    Ka midîna ianareo roalahy mialoha làlana sy mitarika ny vahoaka, f'aza ny vahoaka no asainareo midina voalohany, hataonareo bouclier!!!

  • @Rasahy-s4o
    @Rasahy-s4o 10 วันที่ผ่านมา

    Tena very fanahy mbola velona tahakan'ny valala voatango tokoa ny vahoaka.Nefa tsy afa-manoatra fa matahotra vava-basy na te hitroatra mafy aza.Nefa mainka ho mafy kokoa noho izao no hiainana raha mbola tsy hisy firaisankina isika Malagasy.

  • @dimisiarisoa1827
    @dimisiarisoa1827 9 วันที่ผ่านมา

    Efa trop
    Mijaly ny olombelogno velogno

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 10 วันที่ผ่านมา

    Patriotes ireo

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 10 วันที่ผ่านมา

      Patriotes mon c....!!!

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 9 วันที่ผ่านมา

    Libérez député Irene il n y a pas que todjo

  • @mpinoiray-d5p
    @mpinoiray-d5p 9 วันที่ผ่านมา

    Ny malagasy dia mino fa misy Andriamanitra,fa VITSY na ZARA RAHA MISY KOSA izany hoe matahotra an Andriamanitra izany!
    Ny mpanao politika dia mampanantena fa paradisa madagasikara raha ry zareo no tonga am fitondrana!
    Mpanohitra firy moa izay tompoko no efa nitondra sy nahazo fitondrana ?sambatra ve ny malagasy fony nitondra ianareo???RESABE FOTSINY! tam andron tim firy ny maty teto,olona voagadra,orinasa nikatona sns.....sns an arivony pejy ?
    teo ny hvm , sambatra ve ny malagasy????
    Tena manamafy ny tenin Jesosy milaza FA SAROTRA AM MPANAO POLITIKA NY HIDITRA AM FANJAKAN LANITRA!!!Very daholo koa toa an mpanao baolina kitra ,arts martiaux rehetra ,sns....

  • @user-sadika
    @user-sadika 10 วันที่ผ่านมา +1

    afaka mireiredy ianareo ,na firaisakina io na fanandevozana.Nareo rehetra ihany no mahiratra, fa ny hafa jamba daholo. Ataovy izay tianareo atao , fa matoa io mbola mijoro dia mbola misy ny Malagasy makasitraka sy mino ny mpitondra, fa ianareo no efa lany ambara ka mitady ny fomba rehetra anonamam-panjaka, sy ampiady ny Malaga. Ianareo ireo no exemple ho an'ny Malagasy.Tsisy idirako

    • @sharashara7179
      @sharashara7179 10 วันที่ผ่านมา +1

      Ts idiranao satria ianao zao n Malagasy sambatra s mino lay olona lazainao tiny vahoka nao, vahoaka Malagasy 90%ef ts tia Rajoelina fa ts sahy grève satria matahotra basy,fa Mbola ho avy ihany zany fahasahina zany rehef feno kapoka

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 9 วันที่ผ่านมา

    Malemy ianareo malemy''tsy lany tany mahajanga' ry rivio.. '' tonga eto antananaririvo hanao action... MBa mangataha am fitondrana MBA hamela mqlalaka azy ireo hanao action fa ela nandrangarangan iz ireo korontana io fa' mangataka am mpitondra ? Aoka akatona mi aloha n'y aéroport rehetra '' 'aleo MBA samy hanao action hi contre ireto goiaik antitra ireto' 'akatony n'y aéroport.