Finaritra rahalahy Maniry mafy ny hitendry solo guitare eo ambonin'ity feon-kira anao ity aho, koa raha mety aminao dia mangataka halàlana aminao. Tsy hanao fampisehoana sanatria fa te hidera ny Tompo araka ilay voalaza ao @ salamo 150:3 e! tahian'ny Tompo ny talenta sy ny fanompoana Azy
Finaritra rahalahy
Maniry mafy ny hitendry solo guitare eo ambonin'ity feon-kira anao ity aho, koa raha mety aminao dia mangataka halàlana aminao. Tsy hanao fampisehoana sanatria fa te hidera ny Tompo araka ilay voalaza ao @ salamo 150:3 e! tahian'ny Tompo ny talenta sy ny fanompoana Azy
Manahoana o tsy maninona ka, araka ny teninao ny tanjona anie dia ny hidera an'i JESOSY e ,mazotoa e
amen. voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany. zaraiko aminao eto ihany ny sary rehefa vita. mankasitraka indrindra. tahian'ny Tompo ianao
@@madagasitsaranj4119 io ary é! Mankasitraka dia deraina ny Tompo. Tahian'ny Tompo ianao th-cam.com/video/D6Bbc1hwut8/w-d-xo.html
@@harifidyandriamasinoro9146 tsy afaka nametraka commentaire tamin'ilay videonao aho fa Tsara be e misaotra anao ,dia mazotoa hatrany ho tahin'i Jesoa
Misaotra betsaka 👍
😊👍👍
Mankasitraka bdb 🙏🙏
👍👍👍