- 342
- 666 321
madagasitsara N.j
เข้าร่วมเมื่อ 7 ส.ค. 2013
Rainay izay an-danitra-Tanora masina itaosy(Karaoké)
Karaoké évangélique Malagasy
Madagasitsara nj:
Madagasitsara nj:
มุมมอง: 10
วีดีโอ
Hifaly sy Hankalaza-Singers of Jesus -Vetsonkira -Antsa an'I Kristy(Karaoké)
มุมมอง 2827 วันที่ผ่านมา
Karaoké évangélique Malagasy Madagasitsara nj:
NY HATSARAGNANAO- NATHY(Karaoké)
มุมมอง 80หลายเดือนก่อน
Karaoké évangélique Malagasy Madagasitsara nj:
Hiverina indray - FIRMIN(Karaoké + Chœur)
มุมมอง 39หลายเดือนก่อน
Karaoké évangélique Malagasy Madagasitsara nj:
Ny Fahasoavanao- Rija Rakoto & Tanjuna(Karaoké)
มุมมอง 50หลายเดือนก่อน
Karaoké évangélique Malagasy Madagasitsara nj:
Mangataka rano-Rija Rasolondraibe(Karaoké)
มุมมอง 401หลายเดือนก่อน
Karaoké évangélique Malagasy Madagasitsara nj:
Mangataka rano-Rija Rasolondraibe(Karaoké+Choeurs)
มุมมอง 89หลายเดือนก่อน
Karaoké évangélique Malagasy Madagasitsara nj:
Nalainao avy lavitra loatra-Rija Rasolondraibe(Karaoké)
มุมมอง 4482 หลายเดือนก่อน
Karaoké évangélique Malagasy Madagasitsara nj:
Izay vonona no mandeha -Rija Rasolondraibe(Karaoké+Choeurs)
มุมมอง 2332 หลายเดือนก่อน
Karaoké évangélique Malagasy Madagasitsara nj:
Izay vonona no mandeha -Rija Rasolondraibe(Karaoké)
มุมมอง 2062 หลายเดือนก่อน
Karaoké évangélique Malagasy Madagasitsara nj:isika izay velona ka mbola mitoetra no hakarina hiaraka aminy ho eny amin'ny rahona hitsena ny Tompo any amin'ny habakabaka; dia ho any amin'ny Tompo mandrakariva isika.ITesaloniana 4:17
Ny mangina -Joseph d'Af(Karaoké)
มุมมอง 2312 หลายเดือนก่อน
Karaoké évangélique Malagasy Madagasitsara nj:Jesosy hiady ho anareo, fa hianareo kosa hangina Eksodosy 14: 14
Azonao antoka ve -N'Iray feat Ny Avo(Karaoké 2)
มุมมอง 722 หลายเดือนก่อน
Karaoké évangélique Malagasy Madagasitsara nj:
Famonjena -N'Iray feat Ny Avo(Karaoké)
มุมมอง 202 หลายเดือนก่อน
Karaoké évangélique Malagasy Madagasitsara nj:
Finoana marisika -Rija Rasolondraibe(Karaoké+Choeurs)
มุมมอง 1102 หลายเดือนก่อน
Karaoké évangélique Malagasy Madagasitsara nj:
A/C: Rija Rasolondraibe Ny hazo nandre Anao, maina hatramin’ny fakany Ny mpanjono nandre Anao, saika tsy omby hatramin’ny lakany e Ny sakaiza nandre Anao namaky tafo ny solution Ny trondro mandre Anao lasa banky foibe Nanao livraison Nanao livraison Miakatra sy midina indray hoa ny anjely e ! Manao livraison Lazaiko marina aminao, mivoha ny lanitra amin’izao Mivoha ray olona e, mivoha eo amin’ny zanak’olona Amintsika Andriamanitra e, mivoha ny lanitra e, mivoha aminao, Manao livraison Ny mofo nandre Anao nitombo amantaonina e Ny maso nandre Anao dia niverina tamin’ny laoniny e Ny tafiotra nandre Anao e mangina ny solution Ny magy nandre Anao, banky foibe! Nanao livraison Nanao livraison Miakatra sy midina indray hoa ny anjely e ! Manao livraison Lazaiko marina aminao, mivoha ny lanitra amin’izao Mivoha ray olona e, mivoha eo amin’ny zanak’olona Amintsika Andriamanitra e, mivoha ny lanitra e, mivoha aminao, Manao livraison Ny maty aza mandre ny feo e, niantso azy ho velona Aza manamafy e ny fonareo e zanakolombelona e hanampitsofina ve ? Ny foko omeko anao e, ny fianako rehetra omeko anao e Ny fiderako omeko anao e, ny tsara indrindra omeko anao e Ataoko livraison Ataoko livraison Aiza ilay tanana e ataovy ambony ilay tanana e Aiza ilay tanana e ataovy ambony ilay tanana e Aiza ilay tanana e ataovy ambony ilay tanana e Aiza ilay tanana e ataovy ambony ilay tanana e Derao, jesosy e derao e derao e Derao Jesosy e derao e, derao e Derao Jesosy e derao e, derao e Derao Jesosy e derao e, derao e Asandrato e, derao e, Derao Jesosy e Derao e Asandrato e, derao e, Derao Jesosy e Derao e Asandrato e, derao e, Derao Jesosy e Derao e Asandrato e, derao e, Derao Jesosy Ny maty aza mandre ny feo e, niantso azy ho velona Aza manamafy e ny fonareo zanakolombelona e hanampitsofina ve ? Ny foko omeko anao e, ny fianako rehetra omeko anao e Ny fiderako omeko anao e, ny tsara indrindra omeko anao e Ataoko livraison Ataoko livraison
🙂🙂👍👍
Lasa instrumental be fotsiny tsy mba misy fitaritana tsy ahafahana manao repère
Mankasitraka retsy a Tena tieko be hira ty
Mankasitraka 🤩
tsisy fisôrana ô🙂
Misaotra indrindra tompoko, ny karaoke ato aminareo tena tsara indrindra, hotahian'Andriamanitra hatrany anie ianareo
tsisy misy fisôrana ô,d isika rehetra tahin'i Jesosy ô🙂
Rapide iy any an misaotra namana
Karaoké pepe
❤ 0:38 😮
Tsara tompoko fa misaotra❤❤❤❤
Maro zaka mahakivy an-tany e! Misy ôlogno tsy tia 'zah Manavakavaka e! Manao tsinontsinona. Fa Jesôsy tsy kara 'zegny Sahy nanolotra ny Ainy Mba tena tia 'zah Na 'tah mpanonta. (X2) Ref: Halan'olo 'zah ô!! ôh! Fa tian-janahary e! Enjehin'olo 'zah Vao maika manjary e! Halan'olo 'zah ô!! ôh! Fa tian-janahary e! Raha ianao manano ratsy 'zah Jesôsy mamaly e! .... Zanahary no miady ho an'akah Ka 'zaho tsy mavozo ô! Fantany ny ao anatiko e! eh! Na 'tah tsy mivôlagna. Izy mandray fifonako ô! Sy mamela avy hatrany arô! Victoire ho an'akah Anatin'ny ôlagna. (X2) Ref: Halan'olo 'zah ô!! ôh! Fa tian-janahary e! Enjehin'olo 'zah Vao maika manjary e! Halan'olo 'zah ô!! ôh! Fa tian-janahary e! Raha ianao manano ratsy 'zah Jesôsy mamaly e! (X2) Raha ianao manano ratsy 'zah Jesôsy mamaly e!.... -------- Rohy: tononkira.serasera.org/hira/herify/tian-janahary
misotra am le tononkira🙂
Tsy misy fisaorana fa ianareo no hisaorana mampivelatra ny karaoke évangelique malagasy. Mba mangataka hira maro hafa svp, merci @@madagasitsaranj4119
@@gabrielange6991 afaka miditra membre ao am fb karaoké hira fiderana ianao d mahita betsaka
❤
Andriamanitra dia Mpanao ny Tsara ka ny Zanany iany koa dia mahavita asa tsara!!Soli Deo Gloria
👍👍
😍🥰 Tsara
Tsar o
misôtra ôô
Mankasitraka fa nilainay b ty, tohizo fa tsara.
Misotra. Ooo, d tsisy fisaorana e
👏👏
😢❤❤
❤❤❤❤
§UPER !
Tsara foana izay mivoaka
🙂🙂👍👍
Alléluia ❤❤❤
🙂🙂👍👍
Misy diso ilay tononkira
Mahay manao ny zavatra rehetra Ianao (Rija R.) Misaotra Anao, izahay, noho ny haben’ny fitiavanao Fa na tombon'andro na fofon'aina, tsy misy tsy nomenao Mahatsiaro sambatra, heniky ny fitahiana, noho ny famindram-ponao Nahita ny herin'ny fifaliana, ka misaotra Anao izahay #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahagagana Famonjena, fiantrana, fo honena, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao, fitiavana Ianao #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahalalana Fitahiana, fitondrana, fifaliana, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao ….. Mankasitraka, misaotra fa efa nanararaotra ny fanatrehanao Voakasiky ny herin'ny fanahy, izahay vavolombelona fa velona Ianao Tafatoetra, tamana, amin'ny firaisana amin'ny fanahinao Nilatsahan'ny fanavaozan-tsaina, velon'aina ka misaotra Anao #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahagagana Famonjena, fiantrana, fo honena, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao, fitiavana Ianao #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahalalana Fitahiana, fitondrana, fifaliana, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao #Tombony ho ahy, Andriamanitra fanahy Manana Anao, manana Anao #Fa fitiavana Ianao, ka misaotra Anao izahay #Tombony ho ahy, Andriamanitra fanahy Manana Anao, manana Anao #Fa fitiavana Ianao, ka misaotra Anao izahay #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahagagana Famonjena, fiantrana, fo honena, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao, fitiavana Ianao #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahalalana Fitahiana, fitondrana, fifaliana, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao #Tombony ho ahy, Andriamanitra fanahy Manana Anao, manana Anao #Fa fitiavana Ianao, ka misaotra Anao izahay #Tombony ho ahy, Andriamanitra fanahy Manana Anao, manana Anao ……….. #Fa fitiavana Ianao, ka misaotra Anao izahay
Ianao no ilaiko Ianao no hirin'ny foko ianao no ilaiko Tariho ahita anao. (X2) Tariho ahi i i...ta anao! .................. Ouh ooo! ouh ooo! .................. Ka hirahira no hasandratro 'Zay no ifandraisako amin'ny fo Ho ren'ny tany aman-danitra Ianao no Andriamanitra. (X2) Izaho ho ampakarina Ianao no mpampakatra Ho latambatra iray Rehefa any amin'ny mandrak'izay. Izay no antony ilazako Izaho anao, Ianao ho ahy Satria feno ny tontoloko Noho ny fitiavanao!!!....... Tsisy ny tsara mihoatra Anao Mihazona ahy ny tànanao Raha lavitra Anao aho dia irery Ny anilanao no feno hery. (X2) Feno hery!... feno hery!... (Feno hery) Tsisy karah Anao! Feno hery!... feno hery!... (Fa feno hery) Tsisy karah Anao! Ka tsy nihahotra aho ny hanatona Nanolotra ny foko ho anao Dia noraisinao tam-pitiavana ity foko nitalaho Na tsy mendrika aho dia Novonjenao. (X2) Na tsy mendrika aho dia Novonjenao.
Areheto ny Jiro (SLKM) Tao anaty alina mangina no Nandre ny feonao niantso aho ka nifoha Tao anaty torimaso mahasodoka No nisintonanao ahy hitsangana hivoaka Tao anaty rendrarendram-pianana nahasondriana no nitenenanao mafy hoe aza variana Miangaha ka mandehana tanteraho Ny asam-panompoana nanirahako anao Tao anaty aizim-pito ny teninao nanao hoe hareheto ny Jiro, hazavao ny haizim-be hareheto ho hita, izay matory aoka hifoha tanteraho dia ho vita Hafafazo ny voa. Tao anaty aizim-pito ny teninao nanao hoe hareheto ny Jiro, hazavao ny haizim-be hareheto ho hita, izay matory aoka hifoha tanteraho dia ho vita Hafafazo ny voa. Tao anaty olana sy aretina sy hakiviana No nanamboaranao lalana aho ho fitahiana Tao anaty fisedrana nifanesy No nananganana ahy hivoaka ho mpandresy Ka raha mbola homenao tombon’andro hatrany Dia ho entiko manao ny asanao anie izany Raha mbola omenao vatana hafaka hiasa Hiazakazaka aho hanao mihoatra noho ny lasa Tao anaty aizim-pito ny teninao nanao hoe hareheto ny Jiro, hazavao ny haizim-be hareheto ho hita, izay matory aoka hifoha tanteraho dia ho vita Hafafazo ny voa Tao anaty aizim-pito ny teninao nanao hoe hareheto ny Jiro, hazavao ny haizim-be hareheto ho hita, izay matory aoka hifoha tanteraho dia ho vita Hafafazo ny voa
Mba mangataka an'liay Bodokely izay miandry anao tompoko
enao anga tsy ao am groupe Karaoké hira fiderana fa efa nisy nanao ao io
Merci beaucoup😍
tsisy fisôrana ô^,misy karaoké koa ao
@@madagasitsaranj4119 oui , efa hitako , misaotra indrandra
Misaotra anao zahay (Ndriana R) 1 Misaotra anao zahay ry Ray noho ny fitiavanao Ny haizin-kitroka nisy ahy indro fa nidiranao Dia hazavana lehibe no indro fa naposakao Ka ravoravo erý ny fo izay midera Anao Refrain : Inona àry no havaliko Anao Noho ireo soa efa narotsakao Dia hazavana lehibe no indro fa naposakao Ka ravoravo erý ny fo izay midera Anao 2 Na dia tsy mendrika ry Ray ireto te hidera Anao Dia notoloranao tokoa ny fanavotan-dehibe Na dia mahantra aza re dia novidian'ny zanakao Tamin'ny ràny izay madio mba isan'ny Anao Refrain 3 Dia menatra tokoa ry Ray hifanatrika Aminao Kanefa noho ny zanakao dia indro fa manantona Nanery ahy izany foko resin'ny Fitiavanao Ilay fo maniry mafy Anao ka indro hanjakao Refrain
No voice here yal
Mankasitraka foana e 🙏
Tsisy fisaorana oo
Merci beaucoup
tsisy fisôrana oo🙂
merci e
❤️
tiako lotra jesosy ô! ❤️❤️❤️
Marina loatra 🙂
Mankasitraka. Tsy hangina isika fa hilaza ny asany hatr@ farany
Tsisy fisaorana o ,marina izany tsisy ahasakana antsika hanatona an'i Jesoa
Hery david
Mankasitraka indrindra 🤍
tsy misy fisaorana o 🙂
🤍🤍🤍🤍🤍🙏🙏🙏🙏🙏🤍🤍🤍🤍🙏
🙂👍
Mankasitraka indrindra tompoko !
tsy misy fisaorana e 🙂👍
Satriko hagnano 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Amen 💞🙏💞
Tana ilay original mihitsy izy izany. Mankasitraka. Isan'ny hira nanamarika ny fiainako ary ankafiziko. th-cam.com/video/gFz-jj32CrE/w-d-xo.html
tsisy isaorana e,tena marina fa hafa ny fifaliana avy amin'i Jesosy 🙂🙂🙂
Tsara ny Tompo
Marina :Tsara Izy sady mpanao ny tsara 🙂
Misaotra betsaka 🙏
tsy misy fisaorana o🙂
Tena tsara n'y Tompontsika. Mankasitra nizara ity feon-kira ity s'y tenin'Andriamanitra. :-)
tena marina TSARA IZY, tsy misy isaorana e🙂
Amen 🙏🙏
"samy hahatsapa tena ho olom-baovao"... tsara! misaotra ô!
tsy misy fisaorana o 👍🙂
Merci eh 💖
tsy misy fisaorana o 👍
Haleluiaaaaaa, tsara be
Merci o!
Jesoa no isaorantsika e 👍👍👍