Hiran'ny Tily Malagasy - Indreto vonona - Fanabeazana SKOTO

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 30 ธ.ค. 2014
  • Hira sapaoritra fanokafana hetsika TILY (TEM), miaraka amin'ny tonony sy feony atolotry ny Fanabeazana Skoto.
    ----------
    Mpamorona:
    Tonony: Sefo RANDRIA
    Feony: RADO (Andriamanantena Georges)

ความคิดเห็น • 6

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Hiezaka ho olom-banona n'y skoto. Tompo o tahio n'y tanindrazana. Amen 🙏

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 3 หลายเดือนก่อน

    Anjakao ny tanindrazanay Tompo o

  • @vissindroiziarson327
    @vissindroiziarson327 7 ปีที่แล้ว +1

    Tily aho ka vonona!!!
    Ho ela velona anie ny TEM!!!

    • @skotef
      @skotef  7 ปีที่แล้ว +1

      Mirary soa ny mpikambana sy ny fikambanana manontolo isika. Ho vavolombelona mijoro amin'izay tanjona sy zava-kendreny tokoa anie izy ireo.
      Miarahaba an'ise koa amin'izao vanin'andro fankalazana ny nahaterahan'ny mpanorina izao.

    • @vissindroiziarson327
      @vissindroiziarson327 7 ปีที่แล้ว +1

      Misaotra eh!!!
      Samy tahiny Tompo aby!!!