AMPY ZAY! TSY MAHAVITA MAMPANDROSO I ANDRY RAJOELINA,...

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 26 ธ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 22

  • @Pierrot-jf5qr
    @Pierrot-jf5qr วันที่ผ่านมา +19

    MAHAGAGA MIHITSY TY MIMENOMENONA ISAN'ANDRO TY.
    INONA NO TSY ANESORANA AZY TEO E. EFA HITA FA TSY MISY DANDROSOANA DE MBOLA EO FONA.

    • @RamanambitanaTahinjanahary
      @RamanambitanaTahinjanahary 23 ชั่วโมงที่ผ่านมา +2

      hotrany jamba pory ko kindindrenty tsita pory nao nga vo mihetsika kely de feno pitandronfilamina ny tanana ary tena mamono

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 8 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Ary tena ôtran'ilay teny ratsy havoakanao.mihintsu zany vavanao zany an! Mbay tany fa mamofona!!!
      F'angaha koa moa tany tsisy fanjakana eto Madamagasika ? Tsy maintsy hahetsika ny mpitandro filaminana rhf misy biby romotra!!!

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p วันที่ผ่านมา +9

    Fanjakana biznabe ty Fanjakana ity .Ry zareo mianakavy no manakarena fa ny vahoaka mahantra .Mahantra ambony ny arena akibon ny tany madagascar

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p วันที่ผ่านมา +10

    Voatsindry daholo ny mpitandron nyfiliminana.ny tribunal ny ceni tsisy afaka miteny na dia 1 aza .

  • @andryraherison6129
    @andryraherison6129 วันที่ผ่านมา +9

    Fa ilay mpampianatra maninon ra miray hina dia miaraka tsy miasa daholo e

  • @claudiamiray4857
    @claudiamiray4857 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา +3

    Gouverner c'est prévoir. TSY METY INTSONY IO RAFITRA IO.
    Tsy ny filoha ANDRY RAJOELINA ihany akory no olana eto, io rafitra io no TSY METY INTSONY, ianareo mpanohitra miteny isan'andro isan'andro androany io NO HANGORON-KARENA rahampitso RAHA TSY OVAINA IO RAFITRA IO.

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 วันที่ผ่านมา +2

    Acta non verba ! Action => réaction !

  • @dood587
    @dood587 23 ชั่วโมงที่ผ่านมา +6

    Ry Constant (MFM) itony no tena misintona ny mpanohatra ho tsy tafa satria miditra anaty valan'ny mpanohatra izy Dia mivoaka Ary hizara vato fotsiny !! Satria karazany maro tokoa ireto indépendants ireto dia seza no tena tadiavina !!!

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 8 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Tsy haino angaha ny anarany : Raveloson CON!!!!

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 17 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    Ianao ity koa anie Raveloson toa momba an'ity Rajoelina ity ndraindray eh , efa hita fa tsy mahomby, mampahantra vahoaka, tsy mahafaka ny fahantrana ny vola fafy katrana sy vola zarazaraina tsinjotsinjo ity , ire Koveta sy jiron'akoho tia zarazara ireo sisa no tia an'i CEDRIC 8cm

  • @radorakotobe5034
    @radorakotobe5034 13 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    Lazainareo fa tsy misy ady eto Madagasikara ka tokony tsy hahantra zany. Sahiko eto nefa ny miteny fa io adilahy politikanareo mpanao politika masiso io de tena mafy nohon ny tany misy ady lazainareo. Ka aza manome tsiny ny hafa fa aleo samy hahatsapatena ho tomponandraikitry ny fahantranay vahoaka madinika ianareo rehetra.

  • @MarieAkerley
    @MarieAkerley 4 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Miala ry devoly

  • @filohafitea2798
    @filohafitea2798 16 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Paikady hampivoatra ny Gasy no tokony ho katsahintsika fa izay nitrosa tamin'ny mpamatsy vola aoka hanonitra,fitantanana sy rafitra no tena olana eto Madagasikara

  • @Arithmetik_des_Zufalls
    @Arithmetik_des_Zufalls วันที่ผ่านมา +4

    Tany an-tsekoly dia tsy nahay nihaino na tsy niraharaha izay nolazain'ny mpanabe azy izy dia tsy dia lasa lavitra intelektoalimanta. Rehefa nanao an-kery ny fazahoana fahefana faratampony ara-politika egzekotiva indroa misesy izy ka azony izay niriany dia TSY lasa lavitra indray koa izy satria mbola manao ny fanaony indray: tsy mahay mihaino sy mahazo ny tian'ny vahoaka ambara aminy. Ohatry ny haingom-batana fotsiny ny sofina raha ho an'i POTY 2024 sy ny ekipany raha jerena ny zavatra ataon'izy ireo sy ny tsy ataon'izy ireo. Sa mety any amin'ny decoder (betro) mihintsy no misy defekta ka tsy misy ifandraisany ny "signals" miainga avy amin'ny vahoaka sy ny "reactions" n'ingiahy rainy sy ireo apparatchiks. Tsy ferana izany rehetra izany satria efa tena mivaona be amin'ny tokony ho izy ny zavamisy manjo sy mianjady amin'ny be sy ny maro eto amintsika. Mahafinaritra sy ahafantarana ary ahatsiarovan-javatra maro ilay fandaharana. Misaotra ny mpanolotra sy ny vahiny.

  • @harvelrandriamihevitra8514
    @harvelrandriamihevitra8514 18 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Misaotra indrindra tomoko aminy fanazavana isantsokajiny de ino ary ny hoataontsika mba hialana amin'izay ? De omano fa biby tsy misy lohany hoy ny fiteny tsy handeha

  • @melybridge-ps1vg
    @melybridge-ps1vg 17 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Tsaroko tsara teny mamako zay taminy izy mbola velona ,rah merina hoizy mitondra Madagascar ho ratsy hoizy sady mijaly vahoaka hoizy 2001 mamako niteny anizany.

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 19 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    Tsy mahavita mampandros.i rajoelina...ny tena lehibe dia mahavita manorina..ary mahavita mampiseho am vahoaka fa hay ahavitana zavatra tokoa volam bahoaka dradradradraina azo avy am mpamatsy vola ireo fa tsy hietraketrahana vidianana air force one!!hanaovana orin asa hoan ny tombotsoa manokana..omeo daty mba nazahoan dravalomanana trophée am fahaiza mampandros hoenizahay!!!omeo daty mba nazahoandravalo grade am.leader ship de l afrique hoe izahay!!!volam bahoakanhrtraketrahan ny vadin ny sasany hanaovana shoping any paris...volam bahoaka gaspiller na omena député zaraina tany am hotel pown d or...harenam bahoaka volamena navela nitrandrahan ny sinoa bojo teto a madagascar nefa dia ny malagasy dradrain iz ireo ankehitriny fa mahantra indrindra eran tany...mba omeo date mba nazahoan drajao trophe am fahaiza manorina sy leader ship hoe izahay??? Tsy hoe ka handroso i madagascar am rajoelina...fa mba maneho fahaiza manorina am vahoaka am volam bahoaka....zay...fa ny fahantrana dia tompon andraikitra tam zany i ravalo na rajao...na fizarana vary tsinjo izany tsary hita na tam ravalo na rajao...avelao ny vahoaka hitsara.

    • @LantoWEBER
      @LantoWEBER 18 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

      Ianao ity angamba no tena Jamba ka tsy mahita ny fahorian'ny vahoaka , sa ilay nahazo tombotsoa manokana t@ ity fitondrana'ny Radomelina ity . 😢😢😢😢 mampalahelo raha toa ny anao ny fisainan'ny rehetra ary tsy androso mihitsy Madagascar

  • @user-sadika
    @user-sadika วันที่ผ่านมา +2

    Resaka fahatran'iMcar dia, statisque apetrakin'ny occidental izay itiavany azy. Mbola misy ny firenena mbola mahantra nohon'i Mcar, hoatra TAHITI. Tsy izany mihintsy no anaovany ny statistique, ary aza mandainga , fa ny anareo dia fahankalana sy tsy fitiavana, no tena marina.Inona no mba zavatra vitanareo minomenona ireo . Ny alika tsy maintsy mivoavoa foana na inona misy na atao.Un chien ne fait de la politique , mais il fait sa sienne politique. Rehefa tsy mahatanty dia mamonoa tena izay angamba no mety aminareo ireo.

    • @Arithmetik_des_Zufalls
      @Arithmetik_des_Zufalls วันที่ผ่านมา +4

      Hay ve firenena izany TAHITI izany ;-) no sady hoe mahantra lavitra nohon'ny tanindrazan'ny malagasy. Mifanaraka tsara amin'ny fahalalanao ny fahitanao ny fahaiza-manaon'ilay filohanao. Tohizo fa tsara! ;-)