Zay ilay toriteny ka ts maintsy lazaina ny marina fa raha tokoa mahatsiaro fa voatsindrona anao dia mandiniha tena ary miova mijoroa ary taomy ny namanao mba handray fanapahan-kevitra ka hiova e
Hebreo 4:12_Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra, sady maranitra noho ny sabatra roa lela ka maninteraka hatrany amin'ny fihaonan'ny aina sy ny fanahy ary hatrany amin'ny fihaonan'ny famavany sy ny tsoka; hainy tsaraina ny eritreritra amam-pisainan'ny fon'ny olona.
Raha tena kristianina nareo mianakavy dia manaiky izay lazain'ny raiamandreny ara-panahy. Mino aho fa voateny daholo ireo mpitondra teo aloha fa ianareo no mora marary fo loatra
Matoa mahatsapa tena voakasika dia mahalala hoe anisan'ilay Heroda e. Ka Mila mibebaka e. Ovay ny famindra fa miandry anao Jesoa fa tsy hoe tonotononina fotsiny hoe mino an'i Jesoa fa Mila fiovana ao am po izay vao tena hoe tia Azy. Fa tsy izay manao hoe tompoko tompoko no hiditra amin'ny fanjakan'Andriamanitra fa izay manao ny sitrapony❤
Misaotra anao Andriamanitra Tompo, nanome à i malagasy, ny mpitandrina sahy mijoro miaro ny Malagasy, ,sambatra izahay, Tsy ny VOLA no mahasambatra. Fa ny teny dia sakafo tsara, misaotra Pastera
Nitomany indray vé ragova tamin'ity . Tamin'ny herintaona mantsy dia nigogogo rangahy io. Tena voatsindrona vé ranamana teto . Mamangy amin'ny fahavoazana ragova a raha mahatsiaro voadona anao ! Mafy anie ny pitiky ny afon'ny tenin'ny soratra masina e !
Ny asan'ny Fiangonana sy ny Raiamandreny rehetra dia tsy voatery hahafaly anao fona Ragova a. Adidiny ko ny manitsy ny tsy mety ary miaro ny madinika. Nareo no mahana am ratsy atao
AIZA LAY EZAKA FA TSY MISY MIPETRA-POTSINY LEROA IZY AN!!! FIRY NY OLONA TSY MIASA ETO 81% ny vahoakanao Mahatra dia mbola miteny foana ve anao hoe mety ity
aza adino Mr Le gouverneur fa ny toriteny dia politique t@ mpaminany ary maro ny novonoina izy ireo noho izany rehefa diniana dia ianao ilay mpitondra tsy mahajaka tenin Andriamanitra fa sao dia everinao fa mofo dobera arty io ry se
Ny Marina no aoka hiarahantsika miaina eto amin'ity firenena ity,loza ho an'izay tsy mandala sy mankato ny Fahamarinana,an-Janahary ny fitsarana ka tsy hitako izay mampifamaly amin'izany,mivavaka ho antsika rehetra hahatsapa tena ny tenako,Mankasitraka
Ataonay inona fotodrafitrasa ry Rasoamaromaka Asa maha mpitondra fivavahana ny miteny ny tsy mety fa rehefa tsy mety ny atao dia miteny reo fa izay ny adidiny MISY POROFO LEROA IZY MATOA MITENY ANTSIKA MADGASIKARA ZAO NO VOALOHANY AVY ANY AMIN'NY FARANY AMIN'NY FIRENENA MAHANTRA INDRINDRA ETO AMBONIN'NY TANY
Raha fehezina ve izany sa hoe raha azoko tsara ilay fanehoankevitra dia hoe tsy ny FJKM rehetra no miombonkevitra amin'ny Filohan'ny FJKM, Tsy ny Katolika rehetra no miombonkevitra amin'ny Firaisamben'ny EVEKA, fa ny vahoaka malagasy dia miombonkevitra tanteraka amin'ny volomboasary. Tena mahaha e; efa ny Mpanao politika indray izao no mahay fahagagana!
Ny anay indray dia mahazo lesona sy fananarana daholo ny rehetra, hampianarina foana hitondra tena araky ny fampianaran'i Kristy. Izahay rehefa zendra voatifitry ny toriteny dia mba miezaka miala amin'ilay toetra ratsy ary misaotra. Raha olona mihevitra fa manao ny tsara dia tokony ho faly ary maheno ireny teny ireny. Matoa tafitohina amin'iny dia mahatsapa tena izany fa andevozin'ny demonia manao fitondrantena maloto eo amin'ny fitantanany.
Tss Krismasy aona tamin'ny andron'i Heroda? Nahaterahan'i Jesoa anie no Krismasy e!afabaraka.....tonga ny hafatra zany,nahatsiaro voantsindrona ny mpitondra,ko raha voantsindrona ianao de miova,mibebaha fa mbola tsy tara e!
Manao krismasy n'i Eroda tokoa mo zany pasteur a ! Nga MBA mahalala Baiboly enao ry HERY rasoamaromaka a ??? Anga mo izy nanonona anaran'olona e?? Aza mitapy e,
HAHAHAHA, HIHIHIHI, Tena hita mibaribary mihitsy ny tsy fahampian'ny ATI'DOHAN' IRETO MPITONDRA MALAGASY. KOBOKOBOIN'NY MARINA ANGAH ? NY MPAMOSAVY MANDEHA A NY ALINA AZA ANIE KA HITA FOANA E ! Ary efa hita atramin'ny ela anie ny ataonareo é ! Fa tsy misy sahy miteny. Ary tsy miteny anareo ilay Pasitera, fa mitory izay tantara nisy teo aloha.
Ramakamaro dia Mpisolelaka an'i CEDRIC promax izany , Tsy ampy finoana izy izany matoa lasa any @ Fiangonana Zandriny , tsy aty aminay izany Ramakamaro an , Izany toriteny izany manko "non comment", Manakiana ny hafatry ny EVEKA, izao indray ny toritenin'i Pasitera KRISMASY, tena mazava anie , fa nareo mihintsy no HERODA be eto MADAGASCAR eto ,
Fa mila avahana tsara ny teny mamaritra ny atao hoe "le politique"= fitondrana vahoaka sy ny hoe "la politique" = fomba mifono hafetsena hahazoana miakatra tsy andrariny eo amin'ny fitondrana vahoaka ..... tsy misy olona eto ambony tany tsy manao politika saingy ilay karazany kosa no tsy mitovy . Ka "le politique" ve sa "la politique no resahina eto ka asa aloha..... mba diniho kely ihany izany aloha!
Tsy marina ny hoe tsy tokony hanao politique ny mpitarika ny fiangonana. Ny pasitera sy ny mopera dia solon'i Mosesy, i Mosesy izay nanao politika mba hiarovana ny vahoakan'Andriamanitra, indrindra raha mahatsiaro mijaly ireo vahoakan'Andriamanitra ireo.
Ny mpitondra fivavahana eto a madagascar mihitsy no tsy mandray ny andraikiny fa miandry ny mpitondra fanjakana fotsiny ka lasa manenjika iny sisa no ataony tsy mba miezaka tahakany ezaka ataony père Pedro père
Ombako manana teninao ,,,marina lotra ,,firy no MBA mahavita otran père pedro,,mety efa MBA nisy fandrosoana tsartsara kokoa fa varina mitango rakitra hatrany.
Matoa nareo tsy faly amin iny hafatra iny de mahatsapa tena ianareo zany fa le ataonareo tsy mety mihitsy no voatonona. Tokony magina ianareo hando tratra fa tsy mbola hiezaka hanamaritena indray. Raiso ho lesona izay voalaza tompoko mba entinareo hanitsina izay tsy mety ataonareo eto amn ny firenena.
Tsy nasiana mivantana nefa mahatsiaro voa
❤❤❤❤❤❤🙏🙏🙏🙏 misaotra Pasteur, Zagnahary homba anao mandrakariva.
TONGA TRARA NY HAFATRA MRC PASTEUR
Zay ilay toriteny ka ts maintsy lazaina ny marina fa raha tokoa mahatsiaro fa voatsindrona anao dia mandiniha tena ary miova mijoroa ary taomy ny namanao mba handray fanapahan-kevitra ka hiova e
Indrisy
Tsy an'ny antoko politika 1 ny firenena fa an'ny Malagasy rehetra
Lozan'izay nandroba firenena
(Tsy misy fanononana anarana eto)
NATIANAREO NA TSITINAREO DE TSIMAITSY TORINA NY FAHAMARINANA FA ANDRIAMANITRA NO TOMPOTENY FARANY
Mankasitraka an'i Pasitera sy Eveka
Alléluia, Amen tena marina izany
Mandresy hatrany ny MARINA na ho ELA na ho haingana 🇲🇬🫶❤️
Hebreo 4:12_Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra, sady maranitra noho ny sabatra roa lela ka maninteraka hatrany amin'ny fihaonan'ny aina sy ny fanahy ary hatrany amin'ny fihaonan'ny famavany sy ny tsoka; hainy tsaraina ny eritreritra amam-pisainan'ny fon'ny olona.
Tena izay mitsy 🙏
La vérité ça tue
Mankasitra indrindra Tompoko o 🙏🌹
Mety ho samborina ndray zao io pastera io fa milaza ny marina mankasitraka pst ❤️❤️❤️🎁🎁🎁
@@NiainaJessica
Zay bak ahaizagn rô fa fanjakana dictateurs. Tsisy raha manjary raha ataondrô fanjakana tsy manjary vahoaka matiny jaly , Ary reo tsisy hegnatra fa le monde entier mitokiky jaliny Madagascar nefa feno haregna
Fanjakana la poisse , mampahantra Tanindrazagna hikambanagna , dictateur
❛ Aza manao Krimasin'i Heroda,
Mpanjaka adala nomem-pahefana,
Ka aleony ny vahoaka no naripaka
Hiarovana mafy ny sezany,
Raha vao reny fa nisy Mpanjaka teraka tany Betlehema ❜ (Filohan'ny FJKM - 2024)
Kay, izany hafatra, iza re ity Heroda ity e!?
Mbola ho avy hamaly izy ka. Dia fantatsika eo hoe iza izy?
Merci Pasteur ❤️♥️
Demerde anarô
La Vérité blesse .
Tsy ahoany fitondrasany Rajoelina .
Tsy mitsabatsabaka pasteur .
ary ataovo tsara ary ny fitondrasany Rajoeligny fa tsy hiteny pasteurs raha tsara ny fitondrasny ..
Misaotra pastera 🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Azo raisina Sady mitombina ny teninao Pasteur
Raha tena kristianina nareo mianakavy dia manaiky izay lazain'ny raiamandreny ara-panahy. Mino aho fa voateny daholo ireo mpitondra teo aloha fa ianareo no mora marary fo loatra
Merci Pasteur ❤️♥️
Mankasitraka anao Tompoko t@ ny fanazavana ny @ krismasy ny heroda
Nahatsairo voadona indray i Ramakamaro, , zahay aloha Fier d'être FJKM, ka tsy handeha any @ fiangonana Zandriny mihintsy , aoka hazava
❤❤❤marina tsy maty pastera misaotra anao ❤
Iao aloha tena tiako ny toriteny io
Matoa mahatsapa tena voakasika dia mahalala hoe anisan'ilay Heroda e. Ka Mila mibebaka e. Ovay ny famindra fa miandry anao Jesoa fa tsy hoe tonotononina fotsiny hoe mino an'i Jesoa fa Mila fiovana ao am po izay vao tena hoe tia Azy. Fa tsy izay manao hoe tompoko tompoko no hiditra amin'ny fanjakan'Andriamanitra fa izay manao ny sitrapony❤
Maivana be Raha itony no gouverneur mitondra faritany .
Tena ambany dia ambany
Mavesa-danja!
NY FOTOPISAINANY TENA MAHAMENATRA
Very fanahy mbola velona le rangah ti.
Merci Fernand pour le vrai.....za maka izy
Misaotra anao Andriamanitra Tompo, nanome à i malagasy, ny mpitandrina sahy mijoro miaro ny Malagasy, ,sambatra izahay, Tsy ny VOLA no mahasambatra. Fa ny teny dia sakafo tsara, misaotra Pastera
Nitomany indray vé ragova tamin'ity . Tamin'ny herintaona mantsy dia nigogogo rangahy io.
Tena voatsindrona vé ranamana teto . Mamangy amin'ny fahavoazana ragova a raha mahatsiaro voadona anao ! Mafy anie ny pitiky ny afon'ny tenin'ny soratra masina e !
Devoly ô
MISAOTRA PASITERA ...AMEN...AMEN...HODIO TSY HITA NY DEVOLY MIREHEREHA FA BE VOLA TOA IZAO
Mianara manetry tena zao fiainana tsy manjary ny gasy d mbola mahita havaly foana manodiava anareo io fampahoriama ataonareo an vahoaka malagasy io
Tandremo fa fahavalon'ny olombelona ny fahatezerana sady manimba fahasalamana😅😅😅😅
C est grave à ceux qui prennent ça à travers
Matehagnompa mitsy ity ramaromakandoza ity sanabavy anio😮
La vérité blesse izay mandeha @ mazava tsy matahotra ny maizina,lozan'ireo izay mahita ny tsy mety anefa tsy miteny .
Ambava homana am po mieritreritra
Ny asan'ny Fiangonana sy ny Raiamandreny rehetra dia tsy voatery hahafaly anao fona Ragova a. Adidiny ko ny manitsy ny tsy mety ary miaro ny madinika. Nareo no mahana am ratsy atao
Thank you Pastor
Ho hitantsika eo e
AIZA LAY EZAKA FA TSY MISY
MIPETRA-POTSINY LEROA IZY AN!!!
FIRY NY OLONA TSY MIASA ETO
81% ny vahoakanao Mahatra dia mbola miteny foana ve anao hoe mety ity
Mbola miteny Andrimanitra mbola miala nenina Izy.Misaotra Jesosy a!
Hery Ôda 😂😂😂
😂😂
TSY MAHAZAKA NY MARINA IO.
Ka Pasitera anie manao politika eh. Sortir par la grande porte allant ala retraite. Politika io eh.
N'y manao n'y ratsy ihany no mahana
Ahiko HISY baiboly manara-penitra hivoaka ndraiky avy any andapa Anny
Kodiarantsarety ny fiainana eeee misy farany raha jiaby mahalalà tsy tiana
IANAREO MPISOLELAKA NO henjehan ny eritreritra matoa mahatsapa fa voatsindrona
Ny panompon ' Andriamanitra dia manapita ny afatra avy amin ' Andriamanitra, fa asakasaka izay anamafy atoka
aza adino Mr Le gouverneur fa ny toriteny dia politique t@ mpaminany ary maro ny novonoina izy ireo noho izany rehefa diniana dia ianao ilay mpitondra tsy mahajaka tenin Andriamanitra fa sao dia everinao fa mofo dobera arty io ry se
Be fotokatoky ny alahelom bahoaka ny fisolelahana ary izy io ko😂💔
Olona vendrana no tsy mahalala fa manakorontana ity olomboahosotra ity
NAreo zanaky , Heroda ireto mihintsy no manimba ity Firenena ity
Novonoiny ny zaza mba hiarovany ny sezany 🤔🤔🤔
Nampalaelo ireo zaza tao tulear
Misaotra Pasteur a
Aza mangina tsika mitory ny marina TOHINA NY MPANAO RATSY
Tena henjana ilay vola kah.
Matahora an Andriamanitra ianao Rasomaromaka sy forongony Rajoelina devoly be Ianao Rasomaromaka mbola hoavy anjaranao mbola hotsaraina ianao
Ahhhhhh aza manao krisman i R.
Nandeha ny hafatry ny EVEKA, nahatsiaro voadona , nandeha koa ity ny toriteny, nahatsiaro voantraingo, tsy nanonona anareo anie ireo OLOMBOHOSOTRA ireo eh, nareo no mahana @ ratsy ataonareo an'ity Firenena ity ! Mba menatra , fa efa afabaraka tanteraka
Efa tsy matahotra an'Andriamanitravtokoa ireto miaramilan'i Eroda, ka mandeha an'trany am-piangonana manafika ireo ankizy tsy manan-tsiny😮😮😮😮Matoa izy ireo tohina t@ iny torinteny iny dia fantany fa marina ny voalazan'i Pasteur!😅😅😅😅😅.
Efa sepotry ny tavy ka misefosefo @ ny haseporan ny fahatezerana😂😂😂
Jesosy oh. Aza mba athée eh
🎉🎉🎉
Aza mandainga, aza mamgalatra, matahora an' Andriamanitra... Tsotra be ilay izy ary satnatria hanakorotana.
Avelao hifampitana hiady eto eee zay malemy resy..
Vodona ny atiny
Ny Marina no aoka hiarahantsika miaina eto amin'ity firenena ity,loza ho an'izay tsy mandala sy mankato ny Fahamarinana,an-Janahary ny fitsarana ka tsy hitako izay mampifamaly amin'izany,mivavaka ho antsika rehetra hahatsapa tena ny tenako,Mankasitraka
Efa samy namono vahoaka avy ireo mpitondra nifandimby toe, efa samy nanao krismasy ny Heroda avy. De gaga ianao....
Ataonay inona fotodrafitrasa ry Rasoamaromaka
Asa maha mpitondra fivavahana ny miteny ny tsy mety fa rehefa tsy mety ny atao dia miteny reo fa izay ny adidiny
MISY POROFO LEROA IZY MATOA MITENY
ANTSIKA MADGASIKARA ZAO NO VOALOHANY AVY ANY AMIN'NY FARANY AMIN'NY FIRENENA MAHANTRA INDRINDRA ETO AMBONIN'NY TANY
Raha fehezina ve izany sa hoe raha azoko tsara ilay fanehoankevitra dia hoe tsy ny FJKM rehetra no miombonkevitra amin'ny Filohan'ny FJKM, Tsy ny Katolika rehetra no miombonkevitra amin'ny Firaisamben'ny EVEKA, fa ny vahoaka malagasy dia miombonkevitra tanteraka amin'ny volomboasary. Tena mahaha e; efa ny Mpanao politika indray izao no mahay fahagagana!
Samia mande @fiangonana ze tiny e, manaova n'y mety s'y Marina de tsy ahatsindrona anareo n'y tori teny atao!
Ataovy ôtran Lala Rsendrahasina ref tsy mahay miaina e
Pasteur maivandoha mits ity
ERÔDA
Rehefa tsy rariny ny atao ny mpitondra dia tsy maintsy miteny ny fiangonana na iza faly na iza tsy faly.
Ny anay indray dia mahazo lesona sy fananarana daholo ny rehetra, hampianarina foana hitondra tena araky ny fampianaran'i Kristy. Izahay rehefa zendra voatifitry ny toriteny dia mba miezaka miala amin'ilay toetra ratsy ary misaotra. Raha olona mihevitra fa manao ny tsara dia tokony ho faly ary maheno ireny teny ireny. Matoa tafitohina amin'iny dia mahatsapa tena izany fa andevozin'ny demonia manao fitondrantena maloto eo amin'ny fitantanany.
Tss Krismasy aona tamin'ny andron'i Heroda? Nahaterahan'i Jesoa anie no Krismasy e!afabaraka.....tonga ny hafatra zany,nahatsiaro voantsindrona ny mpitondra,ko raha voantsindrona ianao de miova,mibebaha fa mbola tsy tara e!
Miova miharatsy
Enjana
Nareo moa ilay mafy be o! Sa ahoana gouverneur
Manao krismasy n'i Eroda tokoa mo zany pasteur a ! Nga MBA mahalala Baiboly enao ry HERY rasoamaromaka a ??? Anga mo izy nanonona anaran'olona e?? Aza mitapy e,
Ny fampianarana dia natao ho an'ny olona rehetra fa raha mahatsiaro fa voadona ianao dia raiso @ lafiny positif mba
hampety ny lalanao
Toa efa voasoratra ao anatin'ny baiboly n'y haratsianareo
Mazava ny hafatra. Sa ahoana gouverneur? 😂😂😂
HAHAHAHA, HIHIHIHI, Tena hita mibaribary mihitsy ny tsy fahampian'ny ATI'DOHAN' IRETO MPITONDRA MALAGASY. KOBOKOBOIN'NY MARINA ANGAH ? NY MPAMOSAVY MANDEHA A NY ALINA AZA ANIE KA HITA FOANA E ! Ary efa hita atramin'ny ela anie ny ataonareo é ! Fa tsy misy sahy miteny. Ary tsy miteny anareo ilay Pasitera, fa mitory izay tantara nisy teo aloha.
Efa zany mihnts zavatra misy amin'izao , Sady toriteny ireny efa ara panahy , fa anjaran'ny tsirairay mandinika
Vérité blesse 😂😂😂 Ary magnino moa koa izy no andifasagna lay hafatra
Ary izy mihitsy no mahatonga fahantragna ny madagascar
De iza le anakiray ? I Kaina !
Mbola hamaly bontana koa zao Heroda an!
Ramakamaro dia Mpisolelaka an'i CEDRIC promax izany , Tsy ampy finoana izy izany matoa lasa any @ Fiangonana Zandriny , tsy aty aminay izany Ramakamaro an , Izany toriteny izany manko "non comment", Manakiana ny hafatry ny EVEKA, izao indray ny toritenin'i Pasitera KRISMASY, tena mazava anie , fa nareo mihintsy no HERODA be eto MADAGASCAR eto ,
Ataorako ho lasa tampoka io governora io rahotra izao no fandeny
Teny Ray aman dreny
Misaotra Pasitera
ANDRIAMANITRA RAY I,MISAOTRA BETSAKA @ SORATRA MASINA .
Mivavaabavapoaba ry Ali Baba bet les 40 voleurs .
Test zakan’i lego ny MARINA!!!! Krkrkrkrkrkrkrkr
Fa mila avahana tsara ny teny mamaritra ny atao hoe "le politique"= fitondrana vahoaka sy ny hoe "la politique" = fomba mifono hafetsena hahazoana miakatra tsy andrariny eo amin'ny fitondrana vahoaka ..... tsy misy olona eto ambony tany tsy manao politika saingy ilay karazany kosa no tsy mitovy . Ka "le politique" ve sa "la politique no resahina eto ka asa aloha..... mba diniho kely ihany izany aloha!
N'y jiro s'y rano ara tsisy mahaZao mbola mitohy n'y délestage n'y sinibe hiakarany voay
Tsotra sady marina ee
Tsy marina ny hoe tsy tokony hanao politique ny mpitarika ny fiangonana. Ny pasitera sy ny mopera dia solon'i Mosesy, i Mosesy izay nanao politika mba hiarovana ny vahoakan'Andriamanitra, indrindra raha mahatsiaro mijaly ireo vahoakan'Andriamanitra ireo.
Ny mpitondra fivavahana eto a madagascar mihitsy no tsy mandray ny andraikiny fa miandry ny mpitondra fanjakana fotsiny ka lasa manenjika iny sisa no ataony tsy mba miezaka tahakany ezaka ataony père Pedro père
Ombako manana teninao ,,,marina lotra ,,firy no MBA mahavita otran père pedro,,mety efa MBA nisy fandrosoana tsartsara kokoa fa varina mitango rakitra hatrany.
Enao koa afaka manao toy i père Pedro Tonga de manaova refa tongasaina fa tsy adidiny pasitera izany
Maro raha hita.
Matoa nareo tsy faly amin iny hafatra iny de mahatsapa tena ianareo zany fa le ataonareo tsy mety mihitsy no voatonona. Tokony magina ianareo hando tratra fa tsy mbola hiezaka hanamaritena indray. Raiso ho lesona izay voalaza tompoko mba entinareo hanitsina izay tsy mety ataonareo eto amn ny firenena.
Samia mijoro sy mandray ny andraikitra tandrify azy ...
Izany mihitsy no tokony atao