Ho porofo izany f'izaho d mpanompo efa vita sedra, izaho ilay tsinontsinona ... efa natsanganao ! misaotra e
Tsara be.mankasitraka de ho tahin Jesosy fona anie nareo mirahalahy.
waoouhh .tena tsara midera an Tompo ❤❤❤.mankasitraka
Mankasitraka fa tsara be,ho tahian'i Tompo hatrany e
mankasitraka be dia be de Tahian'i Jesosy
mankasitraka!!! miandry ny fampisehoana an-tsehatra miaraka sisa
misaotra ny Tompo nanome anareo an'izao talenta izao.. tena tsara!
Tena niavaka kosa ty indray mande ty a❤❤Duo magnifique
waouuuuh😍🥰 feno voninahitra, mahombiaza hatrany
Tokony mba asina live miaraka Rojo Ny Avo sy Joseph d’Af
❤❤❤❤❤❤❤❤Makasitraka ô
Mankasitra
Mahefa be amin’ny asan’ny Tompo
TSARA - TENA HOE TSARA MAHEFA BE AMIN'NY ASAN TOMPO❤🙏
Tiko loatra, duo Magnifique, maniry nouveauté anareo mirahalahy sy seho antsehatra miaraka, mahefabé hatrany❤🩹❤🩹❤🩹
Tsara ny Tompo, tsara be
Tena mafinaritr ❤❤
Mafinaritra be 😍🎵🎶🎧
Mankasitrak anareo hatran ee
tsara loatra e!!mankasitraka de hotahiana lalandava ee!!
Tiako be izy zany
Tsara beee❤❤❤ mankasitraka
Enfin nampiaram-peo izy 2 🥰, mahefà be @ asan'ny Tompo
Samy henjana nareo mitsam.
Mankasitraka eh 🎉
❤❤❤❤💗💗💞mamy be wa e!❣❣💓💗💝💖
masterclass
Waouh 👏😍
Misaotra betsaka e
tsaraaa be
Tsara mahafinaritra. Mba manaova ndray moa nareo mirahalahy. Mba mampiara-peo. Nareo. Tahiany Tompo hatrany 😍 mankasitraka eh 🥰
Tsara be, Soli deo gloria. Bravo
Tsara loatra !!
WOUAH, GOD BLESS YOU
WOUAOUHH
Tena tsara 🙏
milay😍
Deraina Jesosy . Tsara be ❤
Asio Episode 2 ty Rojo ann
Tsara loatra e! Misaotra anareo mampahery
Tsara loatra ❤❤ Merci beaucoup
Tsara loatra ... 🙏
Tena tsara! mankasitraka sy mankahery hatrany!
Tena tsara b❤❤mankasitrak 🙏🙏
Mankasitraka ❤ Mahefà be @ asan i Tompo 🙏
♥️♥️♥️
Alléluia tsara be😍😍😍
mba seho an-tsehatra miaraka moa e;
Tsara Dia tsara ..❤️❤️❤️🙏🙏Gloire à Dieu
Tsara be😍😍😍😍mankasitraka eee, Glory to God💥💥
efa ela izao n nandrasako fa ity izany le izy mbola manantena hiranareo manonkana koa e
Tiako be mintsy ty. Explosif be
Tena tsara be 🎉🎉❤️❤️
Mankasitraka fa mamy loatra e! 🌹Efa miandry ny manaraka sahady 😊...Mirary anareo hahefà be 🙏
TSAR NY TOMPO E
mes deux chanteur adoreé ....
Tena tsis hira tiako tsouny afa tsy ty hira ty,misaotra fa tena mampahery
Mampanembona ny any an-tanana 😢... Mahantra gasikaraw feno tsy fandriampahalemana.. fa mahamanina hatrany ❤