Tsara be ity hira ity ary tena mampihetsim-po tokoa fa ilay anaovan-dry zareo azy eto eto tsi tiko, aleoko ihany mihaino azy hirain'ny mpiangona ao aminay
: Raha mbola velona aho ka miaina ety, Ampy ahy Jeso, ampy ahy Jeso Izay no hany faniriako Tompo ô, Ny hirakitra am-poko f’ampy ahy Jeso Andrandraiko anio ny maso hifantoka Aminao Tsy hijery akory izany ady hanafotr’ahy Ny hany hitalahoako sy hangatahiko Aminao ô Ampy ahy Jeso, ô ampy ahy Jeso Tano mafy aho mba hifikitra Aminao Tsy ahoako izay ho valifatin’ny tsy tia Ny hany hitalahoako sy hangatahiko Aminao ô Ampy ahy Jeso, ô ampy ahy Jeso Na ho jamba aza ireo masoko ireo Ka esorina amiko ny aina sy ny feo Ny hany hitalahoako sy hangatahiko Aminao ô Ampy ahy Jeso, ô ampy ahy Jeso Hametraka hevitra tononkira.serasera.org/hira/imprimerie-adventiste/ampy-ahy-jeso tononkira.serasera.org
"TOMPO ô Ianao no any fahafenoana ho anay tsy ankanavaka izay mandray Anao. Tsy misy tahaka Anao. Heniky ny Voninahitrao izao rehetra izao. Ianao irery no omemboninahitra." Kanto ary tsara tokoa ny tononkira, ny feonkira , ny bankira sns tsy misy kianina fa mankasitraka. Koa isaorana ny mpamoronkira sy mpitendry ary ny mpihira rehetra sy ny mpizara.
Jesoa o, tsara loatra Ianao
Ampy ahy Jesoa❤❤❤,wow!!mandrakizay
Ampy Ahy Jeso .
Steps to Christ Choir .
Misaotra an'i Elisa nizara 😊
Niany italahoako sy angatahiko aminao !!!! anw lay jesosy no itariridalana ny fiananay !!! Amen
Eny Ho Ampy Ahy Tokoa I Jesoa Amen
Zay ni ahy no faniriko tompo ni ifikirako aminw amen
Tsara ilay hira, fa aleo respectena foana ny SOLFA note d'origine, temps sns
Amen !💒💒💒💌💌💌🙏
Ampy ahy Jeso. Amen
Ampy ho ahy JESO , n'iza n'iza mankahala JESO ihany no tena TIA
Tsara be ity hira ity ary tena mampihetsim-po tokoa fa ilay anaovan-dry zareo azy eto eto tsi tiko, aleoko ihany mihaino azy hirain'ny mpiangona ao aminay
Ampy ahy anao jesoa tohano mafy aho mba hatoky anao
: Raha mbola velona aho ka miaina ety, Ampy ahy Jeso, ampy ahy Jeso Izay no hany faniriako Tompo ô, Ny hirakitra am-poko f’ampy ahy Jeso Andrandraiko anio ny maso hifantoka Aminao Tsy hijery akory izany ady hanafotr’ahy Ny hany hitalahoako sy hangatahiko Aminao ô Ampy ahy Jeso, ô ampy ahy Jeso Tano mafy aho mba hifikitra Aminao Tsy ahoako izay ho valifatin’ny tsy tia Ny hany hitalahoako sy hangatahiko Aminao ô Ampy ahy Jeso, ô ampy ahy Jeso Na ho jamba aza ireo masoko ireo Ka esorina amiko ny aina sy ny feo Ny hany hitalahoako sy hangatahiko Aminao ô Ampy ahy Jeso, ô ampy ahy Jeso Hametraka hevitra tononkira.serasera.org/hira/imprimerie-adventiste/ampy-ahy-jeso tononkira.serasera.org
Ampy ahy jeso amen
Ampy ahy Izy e!
ampy ahy Jeso. Amen!!!
Super chanson
Ampy ahy Jeso!!
Tena tsara, misaotra
Tena ampy antsika mihintsy Jesoa
ampy ho ahy ianao jeso!!amen
Ostie Ivato i
Mpihira: Steps to Christ. Tonony sy feony: A. Raoeliarijaona (Version Originale nohirain'ny Amboarapeo Imprimerie Adventiste)
misy an'ilay mandeha solo iny kou @ voloa lehilahy tsara feo b ! enoko @ radio vaoz mahasoa fa zay no tiko indd
Zany tokoa Jesosy a; ampy ahy Ianao; aza manary ahy fa ianao no antom pisiko sy antony ahavelomako
Tsy hitady an'iza intsony aho fa "Ampy ahy Jesoa".
Misaotra ...
Amen
"TOMPO ô Ianao no any fahafenoana ho anay tsy ankanavaka izay mandray Anao. Tsy misy tahaka Anao. Heniky ny Voninahitrao izao rehetra izao. Ianao irery no omemboninahitra."
Kanto ary tsara tokoa ny tononkira, ny feonkira , ny bankira sns tsy misy kianina fa mankasitraka. Koa isaorana ny mpamoronkira sy mpitendry ary ny mpihira rehetra sy ny mpizara.
Ampy ahy Jeso ♥♥♥
Amen Derana ane ny tompo
Ampy ahy mandrakizay Ianao Jesosy,
merci Elisa a! ampy ahy Jeso
ts6 hafa mbola hanampiana anao Jesosy satria tena ato anatin'ny foko Ianao no mitoetra "Ampy ahy Ianao Jesosy"
Jesosy irery ihany no azo itokina!
Ampy ahy Jesoa
tsara e mahereza ny Tompo mampahery
Ampy ahy JESOA
amen be
Tena tsara
TSARA LOATRA
Ampy ahy jesoa ny hotalahoko @ minoa jesoa ampy ahy jeso
tegna tiako mary hira io ampy ahy jeso
Mankasitraka fa afaka mihira amn tonony
Ampy ahy ianao Jeso o
ts jereko na misy adosarotra
tsy ahoako izay valifatin'ny tsitia !misy foana io e! ampy ahy Ianao Jesoa !! Raha mbola velona koa
ka mino dia tsy maintsy zahana toetra. Ka tsy iainana ve zany tononkira zany?
LOHARANON'NY:
-FIFALIANA
-Fiadanana
-Fitiavana
-Fahombiazana
sns.. KA HOY AHO HOE:
" AMPY AHY JESO "
Ampy ahy jesoa 2 zay no hany faniriko tompo
tena marina indrindra zany tononkira zany
Tiako be le hira, fa iza kay no mihira an'io ry Elisa RHEN azafady?
Step to Christ no mihira azy
@@Elisarhen Merci beaucoup
@Elisarhen mba afaka mahazo ny mail nao ve azafady 🙏