Mr Rivo Rakotovao Adinonao sahady ve ny nisamborana anareo an'i Andriamananoro Augistin teny am-pandevenana Ary koa ny nampandosirana an-dRamatoa Razaimamonjy Claudine tany Maurice rehefa voasazy dia nolazaina fa alefa hotsaboina TGV - TIM - HVM mitovy daoly nareo fa aza mamita-bahoaka
Kkkkkkkkkk..ni geste naka sary fotsiny i ra 12% niaraka tam solontenan ny sadec et madagasca mba hibgesiavaby am.mpomba az fa nihaona aho sy ny solotenan nt sadec asa angamba namfy lainga am reo akohogadiny mpomba az ireo zngambs iz ka hilaza fa hznampy az oo solotena io??? Tsy nis resaka momba firotsahan kifidina az ho maire ny fihaonana fa geste fotsiny luaka am dahalemeny 12%...
Tapitra matin n'y poison tsirairay ireo gadra politika rah tsy teo rajoelina..ary toa tsy mis olona matin n'y poisons intsony ao tsiafah am zao, danz be fandrosoana tam fitondran ny sasany an!!!!,ar toa tsy lany i robinson ????
Sy afakandro
Hapetrao malaky ny paikady ! Go, go go !!!
Alefa nahoda ❤❤❤ zah moa ts dia mahay politika fa rah amiana RINA andriamasonora zn de ahone
Amaiza izy rah maitre Anitra tsiadia laniko loatra
Amia Rina zalahay ❤❤❤❤❤ alefa rina alefa rina
Rivo rakotovao ts pare amnaka Rina fu de na Tataka io rah milatsska Ao
Alefa rina
Alefao Maître Hanitra e. Rina reo iany de tode vita😊
Omeo any maitre😂Lobo e, eo tsika mahita izy
Tandremo fa ao majunga hono i siteny miaraka aminy tgv
Tsy hitako hoe inona moa no olana tsy andoavana le hetra dia milatsaka dia hita eo tokoa hoe matahotra ve ny mpitondra
Nga n'y fitsarana e, n'y haro tandrokin'ny vozona rehetra ko de giazan'olotokana daholo, mampalaelo,
Mr Rivo Rakotovao
Adinonao sahady ve ny nisamborana anareo an'i Andriamananoro Augistin teny am-pandevenana
Ary koa ny nampandosirana an-dRamatoa Razaimamonjy Claudine tany Maurice rehefa voasazy dia nolazaina fa alefa hotsaboina
TGV - TIM - HVM mitovy daoly nareo fa aza mamita-bahoaka
Kkkkkkkkkk..ni geste naka sary fotsiny i ra 12% niaraka tam solontenan ny sadec et madagasca mba hibgesiavaby am.mpomba az fa nihaona aho sy ny solotenan nt sadec asa angamba namfy lainga am reo akohogadiny mpomba az ireo zngambs iz ka hilaza fa hznampy az oo solotena io??? Tsy nis resaka momba firotsahan kifidina az ho maire ny fihaonana fa geste fotsiny luaka am dahalemeny 12%...
Efa mandroso bé Madagasikara ra tsis alabato rajoelina tena 7 % Io miampy taux de participation tsis atsasamanila vahoaka malagasy mpifidy akory lelafo iany vodiny e