ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Shhhh!!! Mbola Tojo no mavesatra
Ity Monja Roindefo ity mihitsy anie no nampidi-kizo an'Antananarivo, ary nampilentika an'i Madagasikara t@ 2009 rehefa naka ny fitondrana fa tsy niandry fifidianana e!Mody mahay miteny eo kanefa poizina miaro vatomamy.
Antira e
Ianao no tena mpamadika vahoaka efa depute' ianao mbola milatsaka indray ho benitanana indray
mety mihitsy ny strategian'i tojo tsy mi pointe amin tony fandaharana tsy misy dikany tony
Ianao aza miatsaravelatsihy ry monja , f'anga moa tsy ianao no praiminisitra t@reny 2009 reny ko , ianao no anisan' namotika ny fiainan 'malagasy
Aza mirediredy eo ry monja a...tonga dia miverena any amin'izay nihavianao any fa fa tsy adala akory ny vahoaka Antananarivo
N'a akotsombe s Antanimora sud aza ts hahalany azy ka marin teninao hoe Dana mody😂Nef ts sahy mody any Izy
Mijanona lesy rhf tsy manambola ampiasaina à!,efa impiry nilatsaka teo moa fa very VOLA FOTSINY. EFA TSY TIAN NY VAHOAKA FA MBA SAINA TONGA🤣🤣🤣🤣🤣
Alexa Monja a, pbm karana daholo mintsy le teneninao reo mahatonga le olana Eto, efa namidin zanak' Antananarivo @ karana le renivohitta
Mbola hiresaka @ Mr Ravatomanga i Ngah journaliste
Bien dit
NGAH IZY IHANY ?
Izay hifanarahanareo ao 😂😂😂🙋🏿♂️
Marina loatra ny anao. Tsy hita izay programa aroson'izy ireo ary indrindra ny vola hanaovana azy.
Mba mahalal menatra ry tia seza ah...ndao hifidy an TOVO re olona ah
Dia inona zany no niafarany tao fa tsy lasa nifanaratsy fotsiny indray, lasa mapme e!😢😢
I gasikara mbola hiera amin'i pablo
Hafahafa anao ty Gascar e,ango masonao ty ee kara .....mamo ndraha
Diso adiresy monja
Ilay tanjonareo koa mapme be koa aiza no ahomby! Samy te ho lohany e😂😂😂😂
Ianao azavmpanongana e Tsy Mila bendy Toliara Antananarivo
Samy efa manana n'y azy fa rah Hendry tokoa le mpikarakara de ataovy tsara n'y fanarahmaso n'y n'y FIFIDIANANA MBA tsy HISY n'y fangalarmbato ataony reo efa mpangalatra avo lenta mpanal MERCI PREZIDA REO
Molia Akotsombe any iha Moja redefo milatraky président fokotany aloha am zay ts diso tany niaviana😂😂😂
kkkkkkkkkkkk hay ve nisy an zany eeeee
Mandehana miaraka @ irmar daholo
"Tsy misy ady ara-politika" hoy Gascar. Ohatran'ny tsy manao politika izy milatsaka ho ben'ny tananan' Antananarivo 😀.
Samy manana ny fikasana ho tanterahana koa maninona no ampijapy train ny mpifaninana eh!?
Vao manomboka manao politika dia efa samy mitady ny tombotsoany sahady!
Mpamadika firenena
Mivavaka ho anao frères hitanareo Tulear io fa tena reraka tahio nareo ny antena fa ny anolo tsy ho meany tahiny Jesosy nareo ao iaby
samy malemy ve no hiaraka de anao inona!! eto tana nge nareo e
Mampaĺahelo miits l tsy fahaizana manao politika eto Mada , ilàina fon ny diplôma eh
Tsara alooha raha mitambatra fa efa tena tara tokoa aloha
Lasa koty kota le fitadiavana vola poste maizina?
TENA I TOJO ZAN NO PROBLEME DE CE PAYS POUR LE PSEUDO OPPOSITION? tsis ilàna azy dol reto fakona mpanohitra reto sanabav
Te hihinana daholo, ianateo. Politika mloyo daholo izany
sahiko no milaza fa ity Antananarivo ity no tena mampahantra any Madagascar😢
Fantatrao moa hoe efa nalohan'Antananarivo i Rajoelina? Efa lasan'i Tim avokoa ny Député Retra.---> Izao anefa, ny Faritra 5 anefa nandany azy avokoa, toy izany ihany koa tamin'ny FIloham-pirenena.Koa, iza marina no manimba an'i Madagasikara?
@@Tiana_Rakoto efa hatry zay fa tsy sambany Andry Rajoelina io fona ,Antananarivo io no mitarika fahantrana Madagascar ,fetsy nefa tsy mahay mampandroso firenena
Gascar fenosoa? Ianao tsisy diploma?ambony?fa inona moa le diplomanao agronomie ve economie ve ?tssd?
Miadiva les aaaaaa
Tahiana oua tsy lasa !!!!
😂
Olona itranao ve no hiady @ fahatrana........ Ary ianao be la ao
Shhhh!!! Mbola Tojo no mavesatra
Ity Monja Roindefo ity mihitsy anie no nampidi-kizo an'Antananarivo, ary nampilentika an'i Madagasikara t@ 2009 rehefa naka ny fitondrana fa tsy niandry fifidianana e!
Mody mahay miteny eo kanefa poizina miaro vatomamy.
Antira e
Ianao no tena mpamadika vahoaka efa depute' ianao mbola milatsaka indray ho benitanana indray
mety mihitsy ny strategian'i tojo tsy mi pointe amin tony fandaharana tsy misy dikany tony
Ianao aza miatsaravelatsihy ry monja , f'anga moa tsy ianao no praiminisitra t@reny 2009 reny ko , ianao no anisan' namotika ny fiainan 'malagasy
Aza mirediredy eo ry monja a...tonga dia miverena any amin'izay nihavianao any fa fa tsy adala akory ny vahoaka Antananarivo
N'a akotsombe s Antanimora sud aza ts hahalany azy ka marin teninao hoe Dana mody😂
Nef ts sahy mody any Izy
Mijanona lesy rhf tsy manambola ampiasaina à!,efa impiry nilatsaka teo moa fa very VOLA FOTSINY. EFA TSY TIAN NY VAHOAKA FA MBA SAINA TONGA🤣🤣🤣🤣🤣
Alexa Monja a, pbm karana daholo mintsy le teneninao reo mahatonga le olana Eto, efa namidin zanak' Antananarivo @ karana le renivohitta
Mbola hiresaka @ Mr Ravatomanga i Ngah journaliste
Bien dit
NGAH IZY IHANY ?
Izay hifanarahanareo ao 😂😂😂🙋🏿♂️
Marina loatra ny anao. Tsy hita izay programa aroson'izy ireo ary indrindra ny vola hanaovana azy.
Mba mahalal menatra ry tia seza ah...ndao hifidy an TOVO re olona ah
Dia inona zany no niafarany tao fa tsy lasa nifanaratsy fotsiny indray, lasa mapme e!😢😢
I gasikara mbola hiera amin'i pablo
Hafahafa anao ty Gascar e,ango masonao ty ee kara .....mamo ndraha
Diso adiresy monja
Ilay tanjonareo koa mapme be koa aiza no ahomby! Samy te ho lohany e😂😂😂😂
Ianao azavmpanongana e
Tsy Mila bendy Toliara Antananarivo
Samy efa manana n'y azy fa rah Hendry tokoa le mpikarakara de ataovy tsara n'y fanarahmaso n'y n'y FIFIDIANANA MBA tsy HISY n'y fangalarmbato ataony reo efa mpangalatra avo lenta mpanal MERCI PREZIDA REO
Molia Akotsombe any iha Moja redefo milatraky président fokotany aloha am zay ts diso tany niaviana😂😂😂
kkkkkkkkkkkk hay ve nisy an zany eeeee
Mandehana miaraka @ irmar daholo
"Tsy misy ady ara-politika" hoy Gascar. Ohatran'ny tsy manao politika izy milatsaka ho ben'ny tananan' Antananarivo 😀.
Samy manana ny fikasana ho tanterahana koa maninona no ampijapy train ny mpifaninana eh!?
Vao manomboka manao politika dia efa samy mitady ny tombotsoany sahady!
Mpamadika firenena
Mivavaka ho anao frères hitanareo Tulear io fa tena reraka tahio nareo ny antena fa ny anolo tsy ho meany tahiny Jesosy nareo ao iaby
samy malemy ve no hiaraka de anao inona!! eto tana nge nareo e
Mampaĺahelo miits l tsy fahaizana manao politika eto Mada , ilàina fon ny diplôma eh
Tsara alooha raha mitambatra fa efa tena tara tokoa aloha
Lasa koty kota le fitadiavana vola poste maizina?
TENA I TOJO ZAN NO PROBLEME DE CE PAYS POUR LE PSEUDO OPPOSITION? tsis ilàna azy dol reto fakona mpanohitra reto sanabav
Te hihinana daholo, ianateo. Politika mloyo daholo izany
sahiko no milaza fa ity Antananarivo ity no tena mampahantra any Madagascar😢
Fantatrao moa hoe efa nalohan'Antananarivo i Rajoelina? Efa lasan'i Tim avokoa ny Député Retra.
---> Izao anefa, ny Faritra 5 anefa nandany azy avokoa, toy izany ihany koa tamin'ny FIloham-pirenena.
Koa, iza marina no manimba an'i Madagasikara?