AFA-BARAKA I MADAGASIKARA❗RESIN'NY NOSY COMORES AMIN'NY LAFINY REHETRA ISIKA❗

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 29

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 หลายเดือนก่อน +10

    Izany mihintsy no tokony ho ao antsain- tsika Malagasy tsirairay avy : ( ny tody tsy misy , fa ny hatao ihany no miverina ) ! Hataon'ilay Zanahary hahita mavaivay tsara isika Malagasy @ fahantrana , satria mahay vava sy miavona tsy feno ! Samy olombelo iska rehetra eto ambonin' ny tany , koa tokony samy manaja ny hafa tompoko !

  • @rivoramamonjiharison151
    @rivoramamonjiharison151 หลายเดือนก่อน +4

    Tena mahamenatra , ....

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 หลายเดือนก่อน +4

    Dia mbola mi- werawera no ataon'i lay mpitondra pondro- dory
    Tsy mahagaga fa DJ n'lasa prezidà

  • @shakuruabdu4478
    @shakuruabdu4478 หลายเดือนก่อน +4

    Zay mihitsy. Iny vola nampindramina i Comores no nahavitany nikarakara ekipam-pirenenany : nandoavany karaman'i mpanazatra vozongo ireny. Iny vola iny nobidianany saran-dalana ny fiaramanidina indroa amby roapolo mandroso miverina. Ny hôtels, sakafo ary tambin-karaman-dreo boey kely maditra reny. Ajanoko eto ty resaka. Sao dia toy ny rano an-damosiny drakidraky.

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน +3

    T2 le malagasy

  • @pissounerakoto197
    @pissounerakoto197 หลายเดือนก่อน +1

    Ilay Mpitehaka, Mpisolelaka koa aloha Dia tena lany henatra mihintsy

  • @pissounerakoto197
    @pissounerakoto197 หลายเดือนก่อน +1

    Tokony hifona @ Comores i DJ

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 หลายเดือนก่อน +3

    Na ny mihaino azy aza maharikoriko
    ,

  • @pissounerakoto197
    @pissounerakoto197 หลายเดือนก่อน +1

    Zao tena resin'i Comores @ lafiny rehetra mihintsy

  • @josianebastien2400
    @josianebastien2400 หลายเดือนก่อน +3

    Tia manambany sy mandatsa ny malagasy. Eto amintsika aza misy miteny fa gidro ny olona avy any morontsiraka.
    Ny toetsaina malagasy no ambany ary izay no tsy mampandroso antsika, mifanavaka ara-poko. Ny toe-tsaintsika mitotongana.

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 หลายเดือนก่อน +3

    Hambo diso toerana. ny comoriana misasa vao mandeh mivavaka mosquée. Ny malagasy misaika 1 fois mois. Surtout zao tsisy rano. Pouahhhhh. Fffff
    Ça cent la banane 😢😢😢😢😢

  • @dadahrakotoniaina7197
    @dadahrakotoniaina7197 หลายเดือนก่อน +4

    Nisafidy Filoha ohatran'io isika ka samia mijinja ny nafafiny. MAMPALAHELO

    • @jobellsybevahiny1996
      @jobellsybevahiny1996 หลายเดือนก่อน +2

      Fa nga atsika no nisafidy azy fa tsy ny fangalara-batony ?Izy tompony ihany no nifidy izy

  • @meltinasoa604
    @meltinasoa604 หลายเดือนก่อน +4

    Atra amn'izay de resy fona ny gasy eh .
    Fa tsy vo faha any président Rajoelina

  • @AndriantsoaRamamonjy
    @AndriantsoaRamamonjy หลายเดือนก่อน +1

    Mila fahamatorana ny fitondrana firenena
    Mila Olona mahatsinjo lavitra ary manana drafitea Maty paika
    Hampandrosoana fa tsy manao populisme
    Azo fantarina vé Tompoko hoe
    Ny fahamatoran'ilay filoha kaomorianina sy ny fahaizana misafidy ny laharampahamehana , ary manatanteraka ny promesses electoralles no nampandro an'ibkomorm

  • @rigobertarsenerafiringason7517
    @rigobertarsenerafiringason7517 หลายเดือนก่อน +3

    Tsara ihany mifona e!

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 หลายเดือนก่อน +3

    Ataovy ihany be geste e 😅😅😅

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p หลายเดือนก่อน +2

    Gestiavan ny comore ny malagasy am zao

  • @rogerrakotondralambo9321
    @rogerrakotondralambo9321 หลายเดือนก่อน +2

    Comores peut nous prêter du Franc CFA

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p หลายเดือนก่อน +2

    Zao ataon ny comore mirefotra
    Madehana misambomtra vola any am comore .

  • @farirabemanantsoa6111
    @farirabemanantsoa6111 หลายเดือนก่อน +2

    Tena mampalaelo mihintsy ilay fisainana MANAMBANY Na ity lohateny hoe "Afa-baraka fa resin'ny nosy COMORES" ity aza. Fa raha France na Russie no maharesy antsika dia tsy afa-baraka ve? Ny mivarotra masikita sy manao gardien dia ASA toy ny asa rehetra ary ireo MALAGASY maro be mitady ravin'ahitra any Dubai sns... ve izany dia ambany??? Mila miova tompoko isikao!

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 หลายเดือนก่อน +4

    Firenena EFA zéro MBA mahalalà miondrika Ry mpitondra fa tsy menatra satria tsy gasy ve eeee????

  • @ClorithoNirvola
    @ClorithoNirvola หลายเดือนก่อน +1

    Fa Comoros zany tsary naresy gasy io

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere2024 หลายเดือนก่อน +1

    Aiza ny vokatra ny mada oil makaiza ?

  • @coolman3322
    @coolman3322 หลายเดือนก่อน +1

    kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk atsika gasy anie mandeha aminy loha fa tsy tongotra . marina resaka serge io . lany toaka ny cerveau tsika eto .vision jusqu'à aminy horona ny vision

  • @AngelineRasendrasoa-m4t
    @AngelineRasendrasoa-m4t หลายเดือนก่อน

    Anatra ho an'ny rehetra izany.tsy adala n'y taolo n'y laza hoe havadibadio impito n'y lela vao miteny. misy antony izany.fehiny aza manambany n'a manao tsinotsinona ny hafa f mety Io olona ambanianao Io n hamonjy anao indray andro any.

  • @SylviemariePeerally
    @SylviemariePeerally หลายเดือนก่อน

    Ny olana dia mila manao sport daholo ny olona izay te hanao sport ,aza hatao ambany javatra ny sport fa isika manao ambanin-dravatra fanaovana sport , ny firenena rehetra dia ataony ohatry ny asany ny fanaovana fanatajaha tena.

  • @adolpherandriamampandry
    @adolpherandriamampandry หลายเดือนก่อน +1

    C;est faux ! Madagascar avec son PR sucré a vraiment prêté de l'argent aux Comores : une avance notable de 50 kg d'Or !!!! Vive Madagascar ! Vive la pauvreté extrême des Malgaches.