Mankasitraka sy mankatelina tegna mampalahelo be lay tantara sady misy lesona azo alaina ao agnatiny Tegna Marigny Anatra sy Lesona lay izy e tsara be lay tantara 😍 🥰 ❤❤😘😘👍🏻👍🏻🙏🏻🙏🏻❤❤
Henjana zany ditra jaza ka ,fa tena misaotra ny Tompo aho fa niterak zaza lahy telo ,fa hatreto tsy mbola nanafitohina aho iz,reo ,fa tena zaza hendry sy matahotr an Andriamanitr ,27ans ny lahimatoko zao
Mankasitrala tompoko❤️🎧🇲🇬
Merci beaucoup ❤❤🎉🎉
Misaotra nizara
Tena makasitraka feno fa misaotra betsaka nizara tompoko
Mankasitraka sy mankatelina tegna mampalahelo be lay tantara sady misy lesona azo alaina ao agnatiny
Tegna Marigny Anatra sy Lesona lay izy e tsara be lay tantara 😍 🥰 ❤❤😘😘👍🏻👍🏻🙏🏻🙏🏻❤❤
Mankasitraka heee fa tsara ny tantara ary mitondra lesona be❤❤
Henjana zany ditra jaza ka ,fa tena misaotra ny Tompo aho fa niterak zaza lahy telo ,fa hatreto tsy mbola nanafitohina aho iz,reo ,fa tena zaza hendry sy matahotr an Andriamanitr ,27ans ny lahimatoko zao
Mankasitraka tompoko ❤
Enjana nareo eh rah vehivavy no teto akaikiko teto mety tsy sasatra za nampangina aza
Merci bcp
Henjana ny fiafarany ity tantara ity , sendra ny zaza maditra mafy loha . Anatra sy lesona tsara ity
Merci beaucoup ❤🎉