Amen amen matokia ny tompo aleo miaino ny fampianarany averimberina fahasoa ny fanahiko ny miaino ny fampianarany pst tantely miaotra any jesosy aho nanomezany anao ho hiraka solo tenany mankasitraka pst tantely
Ho avy Jeso, ho avy Jesoa handray ny olony, ho avy Jesoa ka moa ve anisany aho ? mila mibebaka sy miala amin ny fahotana rehetra, tsy miaina amin'izany intsony, ary mandray sy mino an'i Jesosy, manaraka Azy. Tsy mikatsaka ny harenan'ny tany fa Jesosy no zavatra rehetra. Amen.
Aoka isika tsy hanamelo-tena fa efa nafahan' i Jesôsy Tompo be fitiavana-RAHA TENA KRISTIANINA MARINA ISIKA dia tsy tokomy hifona ho an0'ny tenantsika fa HO AN'NY HAFA satria RAHA TENA KRISTIANINA MARINA ISIKA dia tokony HAHAZO ANTOKA 100/100 isan'andro,isan-tsegôndra fa HANDOVA NY LANITRA ka hakarina avy hatrany raha vao maneno ny trompetra.
mankasitraka indrindra ny am toriteny. tena izany tokoa ny fihavian Jesosy no tokony hilofosan'ireo fiangonana maro be fa tsy ny mameno paosy. mibebaha ho avy jesosy

Mankasitra pastera
Amen mankasitraka indrindra Pastera Tantely
Amen mankasitraka
AMEN, marina daholy fampianaranao zoky be
Mankasitraka pasteur 🙏❤ 2021 👌🙏
Jesoa oh'Mandray Anao ho mpamonjiko sy Tompoko aho, ary Ianao no handidy sy hanapaka ny amiko iray manontolo amen🙏
Misaotra anao tsy mikely aina mihiakiaka mitory ny filazantsaran’ny Tompo Jesosy! Ho tahiana hatramin’ny farany anie ny asa fanompoanareo.
Ho avy Jeso, ho avy Jesoa handray ny olony, ho avy Jesoa ka moa ve anisany aho ? mila mibebaka sy miala amin ny fahotana rehetra, tsy miaina amin'izany intsony, ary mandray sy mino an'i Jesosy, manaraka Azy. Tsy mikatsaka ny harenan'ny tany fa Jesosy no zavatra rehetra. Amen.
Hoavy Jesosy , vonona ve izaho sy anao ? Haleloia Maranata Jesosy Tomponay ooo
Mankasitraka indrindra toriteny tompoko ! AMEN
Andao hiara-hifona amin'Andriamanitra isika rehetra fa ratsy loatra izao zavatra ataotsika izao !
Amen !
Mankasitrak eh!
Amen lehibe ny tompo
Oui Jésus revient bientôt ! préparons-nous à rencontrer notre Seigneur !
Amen,hoan Andriamanitra irery ihany anie ny haja sy Voninahitra, mankasitrak
Amen
amen
Que la vérité soit prêchée