Efa nolazainao teo fa tsy zanakao izy 3.....courage Nadia isika vehivavy natao izaka ny tsy rariny foana ...fa avoahy ny hira fa mino aho fa eto ianao no hisandratra... Velontsika foana ny zanantsika e ..Zanahary eo foana.....raha azoko tsara dia te halaza noho i Nadia izy...lasa nandroso ny asany hoy izy ...bravo Nadia...courage Nadia c est pas la fin du monde
Oh iry Rangahy! Ianao miteny fa 《 vie privée nay ity tsy tantaraiko aminareo》. Nefa ianao mitanisa zanaka telo i Love, i Brad sns. Miteny koa anao fa misy zanaka tsy manan-tsiny. Eto koa ianao mitantara ny fomba fisarahanao. Fantatrao soa fa Facebook zava-tsarotra. Ny valiteny mendrika omena ireo dondrona ireo tsy inona laha tsy ny fahanginana. La meilleure réponse que l'on doit à un imbécile 《 intrusif》 est le silence. Courage.
Natonao fakana buzz ho anao Nadia mba hapandroso ny orinasanao de dakanao ambavafo izy Efa niandry poinse enw de zara aza nisy an'io netinao profitena fisaraanao aminy
Bon courage anao havako o! Je n ai rien contre Didie black mais elle ne devrais pas cataloguer trop sa vie je veux bien elle est une diva mais mitraka chakala sois forte mirevy anao io bandikely ol ary tena tia anareo 4 mianaka de toute son âme crois moi tsy misy olo hafa afa tsy anao aval anaty llohany ao ny gasy balarora cha 17:43 ky d'à maro don t worry about it it doesn t NY hazo avoir halan drivotra matter
😢😢😢 mampalahelo nagnino nitenena ato koa raha momba Zaza io Love nefa olona jiaby tsisy nahay zany fa natany Black nadia ana papany tsiheko ino varany ana miteny tiako daholo nizaza nefa black niteny ana marina IZY fa tsinankaratsy ana hum lelahy momba Zaza tena mampalahelo Zaho 🥹🥹🥹🥹 7:52
Ten ts d salam elah ral ka N vady les ts mba ialana n’a d ijaly otran aon Vomay mu vavanol zan Atao aon l voady tany amnn église Ty ten ts band,d sah v elah ndray andro elah we voay Band pelaka elah n’a d bokina b otranio
Trna olo ratsy rnao manary olona am sarotra . Tena otrany olona tsy manana anabavy . Dr tena tst mba mamoangoraka anao v ny mahita azy mitomany na dde tena oe ady inona ary . Ten atsy lelah enao ty pffffff
Bonjour. Zafady fa misy zavatra maha gaga naka. Refa maty i FLASH B . marina malaelo black- nadia. Fa ts tokony izy mandalo malaelo @ zo de ho sarainw. Donc mandinia keli re zafady eee. Tokony ra nisy zavatra ts zakanw @ couple nareo. Ts tokony @ zo anw isaraka @ nazy. Fa tokony embesanw manintsi2 zay anw vo namoaka tao ampo nw
Mon frère tu es bon a rien !!!. Je ne te connais pas. Mai c'est ne pas le moment d'offenser là. Tu veux être une star aussi ou comment , dit nous la verité ???. Don ambanina n'y star !!! Pourquoi ???. Tu veux sa place ???. En plus vadinao le olo. Tu viens de faire le faut pas là, Va demander pardon à B-N. Bogosy sans objectif cert a rien !!!.
Le olona ko de ma nisy sira be lotra @fiainanolona,kara zaho de mijery fo fa tsisy hidirako na ta kely, Fa MBA gaga fotsiny oe ine ty???? Tokatrano tsy MBA ahah aka zany, aleo n'y olona no haminavina REfa tsy hitany nareo miaraka, zay point
Tsy haiko loatra hoe inon mou zan n fautenle bandy ty . Adalan Nadia no te hilaza voloan eo hoe nisaraka reo. Donc aleo iz hanazava . Hoanareo le miten hoe manao jupe . Ny fitiavana tsy azo forcena donc rehefa ts mety de mialà .
Zay ty mba nieno direct Black fa izy tsy ary niteny oe boka @ histoire dreo sy flash b nahatonga nareo nisaraka. Tellement izy malaelo dia nizara ny marina hoe ao anaty fisaram panambadina ihany ko izy. Resaka samy hafa no nataony.
Efa nolazainao teo fa tsy zanakao izy 3.....courage Nadia isika vehivavy natao izaka ny tsy rariny foana ...fa avoahy ny hira fa mino aho fa eto ianao no hisandratra...
Velontsika foana ny zanantsika e ..Zanahary eo foana.....raha azoko tsara dia te halaza noho i Nadia izy...lasa nandroso ny asany hoy izy ...bravo Nadia...courage Nadia c est pas la fin du monde
Oh iry Rangahy! Ianao miteny fa 《 vie privée nay ity tsy tantaraiko aminareo》. Nefa ianao mitanisa zanaka telo i Love, i Brad sns. Miteny koa anao fa misy zanaka tsy manan-tsiny. Eto koa ianao mitantara ny fomba fisarahanao. Fantatrao soa fa Facebook zava-tsarotra. Ny valiteny mendrika omena ireo dondrona ireo tsy inona laha tsy ny fahanginana. La meilleure réponse que l'on doit à un imbécile 《 intrusif》 est le silence. Courage.
Miarahaba anao Razandry , tena manam -pahendrena ianao tompoko , ary fiainana privé amiko dia tsy tsara avoaka eto ! Tohizo hatrany ny fahendrenao sy ny fanajan- tena izay anananao tompoko ! Toetra Malagasy isika , koa aza hoazon'ny fakam- panahy tompoko ! Tena manahirana ny toe- tsaintsika Malagasy , miala tsiny tsy ny rehetra akory izany tompoko !
Mankahery anao Razandry , ary enga anie mba hatanjaka ho salama soaman- tsara ianao !
Bonne chance @ hoavin'ny fiainana mandrakizay !
bandy manao jupe inona ko ary no mba erahana black an tony bandy jombilo tony
F nisy nanontany vie privée nareo moa sa agnao no tonga tsy lera eto😂😂😂olo malaza tokoa
Natonao fakana buzz ho anao Nadia mba hapandroso ny orinasanao de dakanao ambavafo izy
Efa niandry poinse enw de zara aza nisy an'io netinao profitena fisaraanao aminy
De tsy hay mitsara olo fa sao matahotra sida koa izy a. Raha ny fandehany resaka zany no marina sy mazava dia atahorana ny zava misy
Zao fikana jombilo izao ! mba mahalala menatra fa bandy manao jupe , ny tena bandy tsy manao toe-tsaina otranzao ! matsiravina
Fa mba manetry tena aloha anao mampahery anazy satria efa miteny oe nahazo tombony ny niaraka taminy
Bon courage anao havako o! Je n ai rien contre Didie black mais elle ne devrais pas cataloguer trop sa vie je veux bien elle est une diva mais mitraka chakala sois forte mirevy anao io bandikely ol ary tena tia anareo 4 mianaka de toute son âme crois moi tsy misy olo hafa afa tsy anao aval anaty llohany ao ny gasy balarora cha 17:43 ky d'à maro don t worry about it it doesn t NY hazo avoir halan drivotra matter
Resaka mpivady koa tsy misy idiran'olona fa adalana no mampihahaka fiainana eto .
Nadia koa zalay eh avelao any miaraka @ Zaza reo tsy mety Io . Aleo miaraka @ olo mitovy taona aminao.
Milaza tsy manalabaraka azy ianao ko maninona no ao anaty blem izy no nisarahana, poff lehilahy tsy manjary
😢😢😢 mampalahelo nagnino nitenena ato koa raha momba Zaza io Love nefa olona jiaby tsisy nahay zany fa natany Black nadia ana papany tsiheko ino varany ana miteny tiako daholo nizaza nefa black niteny ana marina IZY fa tsinankaratsy ana hum lelahy momba Zaza tena mampalahelo Zaho 🥹🥹🥹🥹 7:52
Olonkendry ianao. Aza ariana fotsiny izy 4 mianadahy. Tena marina. Aleo discret foana am fiainan-tokantrano
Nisahako anazy 😂
Tsy hay lohany tsy Hay vodiny
Sarimbavy koa ty manino laha tsy mamaly iha vie privé nareo zany tkn na niteny izy nangina fona anao fa tsy manisy jupons esitse eee.tsy manjary mihintsy anao
Ten ts d salam elah ral ka
N vady les ts mba ialana n’a d ijaly otran aon
Vomay mu vavanol zan
Atao aon l voady tany amnn église
Ty ten ts band,d sah v elah ndray andro elah we voay
Band pelaka elah n’a d bokina b otranio
Trna olo ratsy rnao manary olona am sarotra .
Tena otrany olona tsy manana anabavy .
Dr tena tst mba mamoangoraka anao v ny mahita azy mitomany na dde tena oe ady inona ary .
Ten atsy lelah enao ty pffffff
Eny na de am aretina mahafaty aza ve? Tsy sangisangy sida zany e
Ka ino no ataonao eho , Nadia koa ma'kalagy , inao taloha tsy nisy anio ranga Io de nandeha n'y fihainanao, de ataovy mitovy @ taloha fona eh .
Reveo manja fotsiny rangah le fiainana misy ny pile de misy ny face de otrizay koa misy n'y mpanenjika de misy ny enjehina
Bonjour. Zafady fa misy zavatra maha gaga naka. Refa maty i FLASH B . marina malaelo black- nadia. Fa ts tokony izy mandalo malaelo @ zo de ho sarainw. Donc mandinia keli re zafady eee. Tokony ra nisy zavatra ts zakanw @ couple nareo. Ts tokony @ zo anw isaraka @ nazy. Fa tokony embesanw manintsi2 zay anw vo namoaka tao ampo nw
Tena marina mihintsy 😏izy olo voalohany tokony hi épauler an'i black Nadia Amin raha mahazo an'azy Zao izy koa Mbola manampy
C'est un lâche pour moi 😏
Hainareo aya zay fandehandresaka ao. Sady saro pady lay izy satria toa.misy resaka sida, ka raha marina izany dia atahorana ny fifindrany aretina satria nisy olo roa nitovy partenaire zany tany aloha tany donc.....Sao ao raha
Delicat kosa resaka Sida zegny ka aleo mitandrina .... raha marina fa maty Sida lay ramatoakely, nefa izy roavavy nisy ftona nitambatra tao, dia anjaranao ny manohy ny tantara....rariny ity razoky ity ra naka saina aloha
inona moa zany le ataowe vady efa vita mariazy moa ve zareo ?
Ela zany mamelona zanaka rafilahy zao misy ratsy aminao zandry
Sarimbavy.
Hatrizay nareo itanay nilamina mafinàritrà tsara ka @ zo ve nareo isaraka tampoka . Mandinia kely alo anadahiko eee. Tokan- trano zany ts maintsy misy adiady fa ts solutions fisarana directe zany ra vonona anambady anw. Mipodiana re aiza mieno vavan- olona zany . Misaotra tompo ko
Vy tsy mikitrana irery koa maninona izy omena tsiny , hainareo moa zay jaliny tam fiarahany izy roa tao, aza miditra am fiainany ol
Mifankatiava avao ra! Man❤❤
Mon frère tu es bon a rien !!!. Je ne te connais pas. Mai c'est ne pas le moment d'offenser là. Tu veux être une star aussi ou comment , dit nous la verité ???. Don ambanina n'y star !!! Pourquoi ???. Tu veux sa place ???. En plus vadinao le olo. Tu viens de faire le faut pas là, Va demander pardon à B-N. Bogosy sans objectif cert a rien !!!.
Aza magneky ho slave mbola andevozy dra vola
Mifandefera lehiretsy aaa. Miverena fa marary ilay olona
Tsara ai ny mangina surtout resampitiavana tonkatrano zegny, misy vady aby olo jiaby io,ary nisaraka nefa tsy karaty
Ary tsy dadany love loa zany ngahy ty ra ny fahazoako ny resany😂
Zakoa sek tegny Kara zegny 😅
Misy alika masika zany an😂
Ny Tompo hitahy anao oh !
Kabaro afa koa ty ê.Nisaraka mba iro ty sa beuzz koa ty.
Nanino no tsy nijanona tany hôpital tany tena
Le olona ko de ma nisy sira be lotra @fiainanolona,kara zaho de mijery fo fa tsisy hidirako na ta kely, Fa MBA gaga fotsiny oe ine ty???? Tokatrano tsy MBA ahah aka zany, aleo n'y olona no haminavina REfa tsy hitany nareo miaraka, zay point
Tu as raison
😮
Tsy haiko loatra hoe inon mou zan n fautenle bandy ty .
Adalan Nadia no te hilaza voloan eo hoe nisaraka reo. Donc aleo iz hanazava .
Hoanareo le miten hoe manao jupe .
Ny fitiavana tsy azo forcena donc rehefa ts mety de mialà .
Zay mits, sady tsy hay na nisy nifandraisany tam resaka Sida nahafaty olo raiky iny ny npisaraka andry zareo.
4:56
Courage
salantapy !
Tegna marigny ndrek resanao ti vu privé tsi tokony avoaka eto
Zay ty mba nieno direct Black fa izy tsy ary niteny oe boka @ histoire dreo sy flash b nahatonga nareo nisaraka. Tellement izy malaelo dia nizara ny marina hoe ao anaty fisaram panambadina ihany ko izy. Resaka samy hafa no nataony.
Possible suite resaka sida iny koa itony resaka itony satria nisy olo roa nitovy partenaire zany tany aloha tany.
Ary tsy nifampiteraka zany izy roa, mazava ny resaka ty lehilahy ty.... zay no tiany hazavaina eto.
Noheveriko fa milay kay lehilahy manao zipo ty
Mora Mivadika Olo
Black nadia n'a tien avoir avec la mort de flash B, seul dieu donne la vie et donne la mort .
Mais y avait l'histoire de Sida, zay no mety mampisahotaka an reo jiaby satria nifangaroaro tao ka ny aretina mifindra
Zandry aa, raha za amin'ny placen'ialahy , aleo mangina dia ny mahasoa no himasohana
C es ca pffffff
Essaye de voir plus clair zandry !
Mba miangavy re fa d tena fahotana be angaha le izy tsy azo hifonana mandefera d mody @vadinao
Tsy nifampiteraka izy roa raha io filazany io
Tsisy zanany ao am black aveo mety mataotra resaka sida iny izy
Mindao mipoudy @ vadinao