Podcast : Ny namonoana ny Mpanjaka Radama II, resadresaka miaraka amin'i Helihanta Rajaonarison

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ม.ค. 2025
  • Ny namonoana ny Mpanjaka Radama II, resadresaka miaraka amin'i Helihanta Rajaonarison, mpahay tantara
    Tamin'ny alin'ny 11 may 1863, nampivarahontsana ny tantara nitranga tao an-dRova, satria nampiasana hamonoana olona ny lamba.
    Maty nokendaina tamin'ny lamba ny Mpanjaka Radama II. Izany no natao, satria tsy azo alatsa-drà ny Andriamanjaka.

ความคิดเห็น •