Ry Maria ô, mba tantano ny dianay_Katolika Malagasy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 16 พ.ย. 2023
  • Ry Maria ô, mba tantano ny dianay
    Arovy re fa zanakao izahay
    Ampio re mbola lavitra ny dia
    Ry Maria ô, Reny mamy be fitia
    1- Omeo hery izahay mba tsy ho very
    Arovy koa izahay ho tody soa
    An-danitra any
    2- Fiainanay ianao, ampinganay
    Fanantenanay ny ho eo anilanao
    An-danitra any
  • ภาพยนตร์และแอนิเมชัน

ความคิดเห็น • 5

  • @SitrakiniainaMarie-hn4ul
    @SitrakiniainaMarie-hn4ul 7 หลายเดือนก่อน +4

    Masina Maria Reninay ,mivavaha ho anay🙏

  • @FanomezanaRomuald
    @FanomezanaRomuald 3 หลายเดือนก่อน +1

    🙏Mba tatano ny dianay 🙏
    🙏Reny Mamy be firy🙏

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 6 หลายเดือนก่อน +1

    Tantano ny dianay reny masina o
    Misaotra betsaka amin'ny fitahinao reny mamy be fitia

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 5 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka anao mizara
    Makasitraka tompoko.

  • @user-io1bk5fb6i
    @user-io1bk5fb6i 4 หลายเดือนก่อน

    😍😍😍🥰🥰🙏🙏