Zarah-Ilay teninao

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024
  • Hira ara-pilazantsara

ความคิดเห็น • 40

  • @josephrafalimanana6766
    @josephrafalimanana6766 ปีที่แล้ว +1

    MITSAPA SY MIZAHA TOETRA MIHITSY NY TOMPO KA! FA DISO LE ANDRANAMANA OE TSY MATORY NY TOMPO, FA TENA MODY MATORY MIHITSY IZY NITSAPANA NY APOSTOLY TAMIN'IZANY, zany hoe asehony avokoa izay rehetra mety hofizahan-toetra rehetra hanitsina antsika, mila tefena aloha vao tena lasa tena izy AMEN.

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison ปีที่แล้ว +1

    Tsara bé
    🙏🧓💟🤵🙏
    Voninahitra ho an' Andriamanitra irery ihany

  • @raharivony8212
    @raharivony8212 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko fa tena tsara na ny tonony na ny feony France le 19 juillet 2023

  • @razafindramanitrasalohymen8238
    @razafindramanitrasalohymen8238 4 ปีที่แล้ว +3

    Ilay teninao no andrasako hoe MITSAHARA , dia ho vita ny adiko. Amen

  • @suzannerasoa6557
    @suzannerasoa6557 6 ปีที่แล้ว +3

    Mankasitraka lehibe fa tsara Jesosy Kristy Tompontsika Amen

  • @Mamisoarak
    @Mamisoarak 3 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka fa mankahery ahy be ilay hira❤

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 6 ปีที่แล้ว +3

    ndriiiiiiiii mba tiako lotry zany hira zny mankasitraka e!

  • @judithfrancia9183
    @judithfrancia9183 6 ปีที่แล้ว +2

    Amen b
    TOMPO O Misaotra Anao izahay fa ts nanda ny antsonay IANAO tao @ady mafy izay hiatrehanay Amen

  • @budelu2461
    @budelu2461 6 ปีที่แล้ว +3

    ndriii, mahaontsa kely anah le zaza mitsoka sodina

  • @josealain3112
    @josealain3112 2 ปีที่แล้ว

    mankasitraka tompoko f ten tsara le hira

  • @landryriane3670
    @landryriane3670 2 ปีที่แล้ว

    Deraina Jesosy

  • @leonierasoanotahianjanahar1118
    @leonierasoanotahianjanahar1118 4 ปีที่แล้ว +1

    Merci fa tena tsara le hira

  • @NantenainaRAKOTONIRINA-ul7zo
    @NantenainaRAKOTONIRINA-ul7zo ปีที่แล้ว

    malaelob z marita ilai Zaza mitsoka sodin😭😭😭😭

  • @sitrakarasoasimbola1854
    @sitrakarasoasimbola1854 2 ปีที่แล้ว

    Tompo o vonjeo aho
    amin'ny tsy finoako

  • @farazuliette5961
    @farazuliette5961 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra be'tsaka Zarah mafinaritra be hira ❤️❤️❤️

  • @FIERENANARAVONJISOA
    @FIERENANARAVONJISOA ปีที่แล้ว

    tiako loatra ny hira Zarah mankasitraka tompoko

  • @tatianavalerie6918
    @tatianavalerie6918 6 ปีที่แล้ว +3

    Tsara ny Tompo

  • @gilbertjoachimrabetafika5601
    @gilbertjoachimrabetafika5601 6 ปีที่แล้ว +1

    mampahery tanteraka na dia betsaka aza ny tafio drivotry ny fiainana sy ny fizahatoetra dia hain adriamanitra no mandamina izay misaotra mahereza

  • @mavoketaka1302
    @mavoketaka1302 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara ilay hira fa kosa Andriamanitra tsy matory fa isika olombelona no matetika tsy mihaino ny feony fa diso mirona amin'ny fahalalahana amin'ny tsy nalehany. Na eo anefa aza izany tsy tokony ahakivy satria atsika satria miaraka mijaly amintsika izy Tompo ary tsy manary atsika izy.

  • @randrianatenainasidonie1773
    @randrianatenainasidonie1773 6 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka anareo fa tsara be hafatra ankira

  • @yayachristine1988
    @yayachristine1988 6 ปีที่แล้ว

    Mba soloy A lehibe lay Andriamanitra azafady M.GILBERT a

  • @bakolynirina6585
    @bakolynirina6585 7 ปีที่แล้ว

    Misaotra e. Tena mampahery indrindra

  • @zicorabesoa-do9do
    @zicorabesoa-do9do 7 หลายเดือนก่อน

    Mpiva

  • @suzelleandrianasolo2854
    @suzelleandrianasolo2854 3 ปีที่แล้ว

    👏👏👏👏👏👏👏

  • @dialisoafifaliana4303
    @dialisoafifaliana4303 6 ปีที่แล้ว

    Tompo ô. Mifohaze andaminidray ny fianako

  • @SamsungGalaxy-rb4gm
    @SamsungGalaxy-rb4gm 3 ปีที่แล้ว

    Misaotr betsak oo

  • @bluedana815
    @bluedana815 6 ปีที่แล้ว

    tsara jesoa mifohaza ee adaminidray ny fiainako a

  • @sineandriamananekena3188
    @sineandriamananekena3188 4 ปีที่แล้ว

    Marina lotra!

  • @evahfarasoa3252
    @evahfarasoa3252 6 ปีที่แล้ว

    Mambabo fo tokoa

  • @dinaniainaramahefarisoa3991
    @dinaniainaramahefarisoa3991 6 ปีที่แล้ว

    Misaotra mampahery e

  • @andoniavonadia3331
    @andoniavonadia3331 6 ปีที่แล้ว

    Tsara ny tompo ee

  • @NantenainaRAKOTONIRINA-ul7zo
    @NantenainaRAKOTONIRINA-ul7zo ปีที่แล้ว

    👏👏👏👏👏👏👏👏👏🙏🙏🙏🙏📑📑📑✅🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @hainanivomalala7825
    @hainanivomalala7825 2 ปีที่แล้ว

    .

  • @aronasadratriniainaandriam1579
    @aronasadratriniainaandriam1579 4 ปีที่แล้ว

    tsitan