Aza bé resaka zéro sy ratsy saina ry malagasy maloto saina. George BUSH rainy, no filohan' Amerika, taty aorina 2001 George Bush zanany no lany. Tsy nisy resaka t@ vahoka satry tany sy olona mandroso Amerikanina tena mandroso bé koa ny famakafakany saingy ny gasy zatra nozarain' DJ Andry RAJOELA ny JIRON'AKO sy bonbons ry DONDRONA. Ny sasany vokisan' DJ Andry RAJOELA ny vola azonao @ vidin' harepirenena amidiny any @ arabo any Dobay.
Bravo makasitraka oo alefa zanaky dada. Honneurs a vous le fiston
Alefa Tojo Ravalomanana aaa!ny Tompo ombanao!mirary soa hatrany e!❤
Alefa Tim
TOJO RAVALOMANANA NO HO LANINAY ETO ATANANARIVO
Tojo no lany eo
Ndrina Razanamasy 👍👍👍
Aza mitatara angano e
Bé resaka daholo fa ts hita Zay Zavatra Maty paika . Blabla
Vakina fotsiny Gascar a!fitondrana no nividy anao e!mandiso fanatenana ny olona nifidy anao ho Député
Narary saina lay madame bevava iny, inona no nampihemotra ?
Misy rivotr reny e
io dadafara io ratsy saina. Zah bevoka hitany tsara hiampita de saika hitsahiny. Nitsiny fotsiny teo ANALAKELY teo. Normal. La tsy lany filohampirenena tamin'ny izy nilatsaka iny. De zao indray mody hialokaloka amin'ny ben'ny tanana ao. De hanao fanaperam-pahefana ao
Bla bla bla fa seza daholo no tadivin'ireo 😢
Tojo no ho lany eo nefa za manahy ts ho afaka hapandroso fa ataony rajoel ts afamanao na in na in