♪♫ Koike - Fisarahana ♪♫ Eny tonga izao ny fotoana Izay hisarahana Eny tsapako fa hay Mafy tokoa ny fisarahana Eny tsy tantiko ny hanatrika Izao fotoana izao Mangoraka ny foko malahelo Ka dia veloma, veloma re no hapetrako Enga anie isika hisy fihaonana Indray andro any Amin’izay hifaly, hifampihomehy Sy hifampiantoraka O!o!o!o Veloma e! O!o!o!o Aza manadino e! O!o!o!o Manorata
Ty ny hirako tam zah mbola kely, mampanembonembona 🥲 Efa ho 20 taona aty aoriana dia mbola tadidiko foana ny tonony satria tsara loatra le hira. Tokony mba mahazo 1 million de vues kosa rangah tony hira tony a!
Hiranay sy neny izy inty. MBo hain la moa fa maman zareo ny tompon izany hira zany. hihii. Any ianao ry neny keliko. Efa niteraka telo anie za sy Manoa e. Manana ny toetran jy doly izy roa volohany,hahaaa. le farany le feon jy lava lela kely,hahaaa Tiako jy
tonga izao ny fotoana Izay hisarahana Eny tsapako fa hay Mafy tokoa ny fisarahana Eny tsy tantiko ny hanatrika Izao fotoana izao } bis Mangoraka ny foko malahelo Ka dia veloma, veloma re no hapetrako Enga anie isika hisy fihaonana Indray andro any Amin’izay hifaly, hifampihomehy Sy hifampiantoraka O!o!o!o Veloma e! O!o!o!o Aza manadino e! O!o!o!o Manorata
♪♫ Koike - Fisarahana ♪♫
Eny tonga izao ny fotoana
Izay hisarahana
Eny tsapako fa hay
Mafy tokoa ny fisarahana
Eny tsy tantiko ny hanatrika
Izao fotoana izao
Mangoraka ny foko malahelo
Ka dia veloma, veloma re no hapetrako
Enga anie isika hisy fihaonana
Indray andro any
Amin’izay hifaly, hifampihomehy
Sy hifampiantoraka
O!o!o!o Veloma e!
O!o!o!o Aza manadino e!
O!o!o!o Manorata
Yrany sy nenay rehefa matory❤
2022. iza koa no mbola miheno anazy ty?
Tsr be le hira ranga ah mrc any koike mintsy ❤❤😢😢😢😢😢
11 NOVEMBRE 2020 mbol misy mihaino ve
Dec 2024 ? ? ? ? Aiza daholo isika
Je suis là 😂😂
Ty ny hirako tam zah mbola kely, mampanembonembona 🥲 Efa ho 20 taona aty aoriana dia mbola tadidiko foana ny tonony satria tsara loatra le hira.
Tokony mba mahazo 1 million de vues kosa rangah tony hira tony a!
Très jolie chansons koike.zao tia mihira gasy
Mampalahelo tsy nitohy tsara feo be izy io angavina izy mba ihira
Courage zandria
Za teo ivato, nanao veloma ny famille 🥺🥺
Hiranay sy neny izy inty. MBo hain la moa fa maman zareo ny tompon izany hira zany. hihii.
Any ianao ry neny keliko. Efa niteraka telo anie za sy Manoa e. Manana ny toetran jy doly izy roa volohany,hahaaa. le farany le feon jy lava lela kely,hahaaa
Tiako jy
Tiako bé a. 😍
Avril 2021❤️
Aout 2021😌❣️
10 2022❤😭
Tiako loatra😍😍
2023 ❤ presque fin été 😢 22 août.
tomany sisa tsy ataoko rehefa mahatsiaro aho
Ia ty mbo minjanjy hira toy manahak ahy @ 2024 zao.
Juin 2024❤❤
Antitra za ty fa mbola tadidiko ihany ity hia ity ... Mankasitraka mainy fanembonana e
Hay ve koiky mihira izy ty eee tam tantara nahenoko azy fa tsy fantako
ny maman'i Koike jocelyne nihira tao amin'ny tarika Vetson'androy, an'io tarika io ny hira
Il a quel âge Koike?
J'aime beaucoup cette chanson
Decembre 2024
2021 present
2 May 2024 mbl mieno e❤😢😢❤
mankasitraka e
❤❤😢31juillet 2023
21 Novambra 2022
Tsiaro sisa e😭😭
30octobre2023😢❤
Mahatsiaro olo nisaraka zah eky @ hira ty loso nalain' ivazah
Mahafinaritra bé lay hira
j'aime beaucoup
Ndrii . Tadidiko tsara zay fotoana zay
Mars 2022
Mrc koike tsara le vazo
Tiako trop
❤
Septembre 2022☺️
❤😭
Azala😢😢😢
27 juillet 2024 😊
❤❤❤❤❤
Mach 2021
Janvier 2023 🥹
Ty hira atramn zao refa mieno azy za de mbola manganohano atrany ny masoko
😢😢❤
😢😢😢😢,,😭😭😭😭😭
Juin 2022
💔💔
♥️♥️♥️😭😭
tikobe izany hira izany
Delira aho
Je suis fière de vous.
02Septembre 2024
Veloma e
Tiako
tena manga feo ranamana
tonga izao ny fotoana
Izay hisarahana
Eny tsapako fa hay
Mafy tokoa ny fisarahana
Eny tsy tantiko ny hanatrika
Izao fotoana izao } bis
Mangoraka ny foko malahelo
Ka dia veloma, veloma re no hapetrako
Enga anie isika hisy fihaonana
Indray andro any
Amin’izay hifaly, hifampihomehy
Sy hifampiantoraka
O!o!o!o Veloma e!
O!o!o!o Aza manadino e!
O!o!o!o Manorata
:'(
❤❤😢31juillet 2023
😢❤❤