Rehefa fotoam-pialan-tsasatra moa Dia maka rivotra ho’aho ry madama Izaho irery ihany no hany tavela Mijerijery ny tanana Ny andro ririnina iaraha-mahala Fa mamirifiry sy mamanala Tonga ty satry ny fakam-panahy Hizaha namana mba hanafana Tsy nanahirana ahy velively Ny hitady sipa na madimozely ô Saingy angamba fitsapana Fa tonga tampoka ho’aho i madama Nidobodoboka mafy ny foko Nivalaketraka nihanahana madama anefa nidrinkina mafy Sy nangataka fanazavana Navadibadiko teo ny saiko Nikaroka hevitra hialana bala Ny fahendrena dia ny mangina Mifona mivalo any aho ry malala Tsy nanahirana ahy velively Ny hitady sipa na madimozely ô Saingy angamba fitsapana Fa tonga tampoka ho’aho madama Ry lehilahy tena maivan-doha Na ny endrikao aza toa mankan-doa Maharikoriko ny toetranao Fa be rendrarendra sy lalao Ny tokantranoko no anaovao Hadalana tsy fanao Mieritrereta ihany re F’efa mba olon-dehibe Raha ny alaheloko no amparina Angamba izy tsy tafarina ô Saingy aleoko mamela azy Voninahitr’ilay mariazy Fanajana ilay mariazy Indray mitoraka ity aloha Dia ampandeferiko ny hambom-po Saingy raha misy ny faharoa Dia ho vita hatreo koa ny antsika roa Ry vehivavy izay mihaino Ka mandre ity hira ity Aza ilaozana ela ny vady Raha tiana haharitra ho’aho ny fitia
Manaja n'y mariazy no hafatra eto. :-)
Rehefa fotoam-pialan-tsasatra moa
Dia maka rivotra ho’aho ry madama
Izaho irery ihany no hany tavela
Mijerijery ny tanana
Ny andro ririnina iaraha-mahala
Fa mamirifiry sy mamanala
Tonga ty satry ny fakam-panahy
Hizaha namana mba hanafana
Tsy nanahirana ahy velively
Ny hitady sipa na madimozely ô
Saingy angamba fitsapana
Fa tonga tampoka ho’aho i madama
Nidobodoboka mafy ny foko
Nivalaketraka nihanahana
madama anefa nidrinkina mafy
Sy nangataka fanazavana
Navadibadiko teo ny saiko
Nikaroka hevitra hialana bala
Ny fahendrena dia ny mangina
Mifona mivalo any aho ry malala
Tsy nanahirana ahy velively
Ny hitady sipa na madimozely ô
Saingy angamba fitsapana
Fa tonga tampoka ho’aho madama
Ry lehilahy tena maivan-doha
Na ny endrikao aza toa mankan-doa
Maharikoriko ny toetranao
Fa be rendrarendra sy lalao
Ny tokantranoko no anaovao
Hadalana tsy fanao
Mieritrereta ihany re
F’efa mba olon-dehibe
Raha ny alaheloko no amparina
Angamba izy tsy tafarina ô
Saingy aleoko mamela azy
Voninahitr’ilay mariazy
Fanajana ilay mariazy
Indray mitoraka ity aloha
Dia ampandeferiko ny hambom-po
Saingy raha misy ny faharoa
Dia ho vita hatreo koa ny antsika roa
Ry vehivavy izay mihaino
Ka mandre ity hira ity
Aza ilaozana ela ny vady
Raha tiana haharitra ho’aho ny fitia
Hafa ihn hira taloa,,,matsiaro fahatanorana mieno ty hira
ary mba nankaiza ilay version taloha! mba tsara feo koa ilay taloha iny!
Sofia
Tsraa ito Fa mbola hafa ihany le taloha raha amiko manokana
J'ADORE cette chanson
Zany ka hira marina💗
Hatsiarovako ny fahazazako ity hira ity
Refa tia d tia fa n'a tsy eo ary madama d tsy koi.zah bandy fa réveko b ny valiny teniny le sipa (tokatrano no zvtr lehibe indrindra)
Marina zany hooo
Fampitandremana ireo lehilahy tsy azo antoka raha vao tsy eo ny vady
2019😍
Tsar ka 🎶🎼😁😁
Tena tsara izany hafatra izany :)
Mafy e
ririnana ve de T-shirt no anaovanao
ririnina any Toamasina ane ka ny alina ihany no mangitsy e! krkrkr. ny atoandro tsisy izay maha ririnina azy
Hira ny fahatanorako :)
Tsisy le version taloha in ve hira ty
za koa mba mitady lay version originale, taminy cassette
❤❤
milay ilay tononkira sady mazava tsara
2024. ndriiii
Tsara feo be le Sipa mihira