TANTARA GASY MAMPATAHOTRA ADEMONE
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 10 ก.พ. 2025
- TANTARA GASY MAMPATAHOTRA ADEMONE
Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.
😿😿👹👹mamp horikoditr be le tantar fa misaotr
Tena mila vavaka isanandro ny fiainana mba tsy ho fitaovana fifalin'ny devoly.
Mankasitraka nizara tompoko. Misy lesona azo tsoahina
Ataov sérieux ato ve tantara ty merci bcp
Eny o, ato no misy azy 😊 mirary soa indrindra tompoko 🙏
grave be merci f tsara e🥰
Tsara ny vita gasy tohizo fa tsara
Miasa sady mitandregny ato ❤️❤️
Mba mora maty ko ry Ademone zany
Misaotra ee
Rahalina mifankahita @ tantara hihihi
Hihi mirary tontolo andro mahafinaritra tompoko 🙏
Msaotra betsaka fa tena tsara b ity ❤🙋♀️🎧
Mankasitraka tompoko 🙏❤️
Mercie boucoup ,tiko bé
Mangataka tohiny azafad
Tena mahafinaritra be miheno ny tantara nareo sady ba mahalina be ko
Misaotra betsaka oo 🇲🇬🇲🇬🇰🇼💞
Mankasitraka tompoko 🙏❤️
Misaotra betsaka t@ tantara fa nahafinaritra e 👍👍
Mankasitraka tompoko 🙏❤️
Misaotra betsaka fa efa ela n te iaino anty tantara ty😊
ademone iray manontolo ve tompoko ity azafady :) :)
Eny tompoko 😊
Merci mampitaitaina b an
Mirary soa indrindra tompoko ❤️🙏
Misaotra indrindra nizara tantara ho anay ooooo de mirary soa hatrany
Tsy misy fisaorana tompoko 🙏 mirary soa indrindra 😊🙏
Mankasitraka tompoko 🙏🏽👍🏾🎧🥰🎧🥰🎧🥰🎧
Mirary soa indrindra tompoko ❤️🙏
mankasitraka fa tena tsara b, mahazo mangataka Radera sy Ramery v
tsy misy fisaorana tompoko, ezahina jerena dia alefa eto ra mahazo :) Mirary soa indrindra tompoko ❤️🙏
😊😊😊😊😊p
T'en mapataotra b😅
Misaotra betsaka
Mampatahotra ilay tantara.Tantara ohatran'ny vanimpotoana 2001 nefa efa misy manao FB
Misaotra nizara tompoko
Tsy misy fisaorana tompoko, Mirary soa indrindra ❤️🙏
Misaotr Nizara ❤️
Mirary soa indrindra tompoko ❤️🙏
Mankasitra e tena tsara be
Mba aza atao ela re tohiny e
eny tompoko :)
Mafinaritra le tantara, niala voly ery dans nihaino,ahazahoana lesona, sy finoana ,misaotra ny nizara
This is like a mix up between van helsing x lady dimitrescu
Misaotr nizara eh !
Tsy misy fisaorana tompoko. Mirary soa indrindra ❤️🙏
Misaotra atrany nizara tompoko de mirary soa atrany
Mirary soa indrindra tompoko ❤️🙏
Mankasitraka fa efa ela no nitadiavako an'ito tantara ito
Mirary soa indrindra 🙏
Mihainoa finaritra tompoko 🙏❤️
Misaotra betsaka topoko ô !
Mirary soa indrindra tompoko ❤️🙏
Miandry ny tohiny tompoko,fa tsara be
Misaotra Nizara ô 💖👌🇲🇬
Mihainoa finaritra tompoko 🙏
Misaotra betsak tompoko
Mirary soa indrindra tompoko ❤️🙏