album deja disponible sur toutes les plateformes legale: imusiciandigit... Je vous invite à s'abonner a ma chaine youtube: Ariane officiel Ariane - lavitra anao contact 0347915813 Clik sur s'abonner
mankasitraka Ariane fa aty antany lavitra aty dia tena manembona ny tanindrazana tsara fa tohizo ny hiranao e! na ny zanako aza efa mahay ny hiranao ; mankalaza e!
Lasa ny saiko mandinika anao Mahatsiaro irery aho rehefa tsy eo ianao Fa lavitra anao, zaho aty mahatsiaro anao Olo-tianao izy koa lavitra mampanontany Mba ino eky ra ataony ambadika any Tsy hoe tsy matoky valeur koa zaho misy ahiahy F'izaho aty mahatsiaro anao lavitra any Mandigny anao zah mbola tia Fa lavitra anao zah sahira Manahy ny foko ho very ve Lazao re, raha mety ve ? Miverena anao Loso anao Olo-tianao izy koa lavitra mampanontany Mba ino eky raha ataony ambadika any Tsy hoe tsy matoky valeur koa zaho misy ahiahy F'izaho aty mahatsiaro anao lavitra any Miasa loha mandinika anao rô tiako ee!!! Mandigny anao himpody ankilako eto Nankeza anao f'izaho aty mijaly Loso anao nandeha tsisy olo eky mahasolo anao Ny tena vao maika miteny irery Nohon'ny senton'ny fo sy ireo tebiteby Zaho aty mahatsiaro nefa... Loso anao
Zany mhtsy Lao izy ,merci Ariane
ndriii,io ni hira ndri belou 😘😘
tsara b lé hira é !!ao tsara indrindra lé guitarre
misaotra an'i ariane tena tsara le hira
Toujour le meilleur.
octobre 2020 mbol akafiziko atrany a
tsara ka :)
mafinaritra be le hira
❤
aia loatra ma anw fa maty ni atooo
Soa be!
Tiako eky hira ty aiii
tsar b le hira f otrin mak areo?
mankasitraka Ariane fa aty antany lavitra aty dia tena manembona ny tanindrazana tsara fa tohizo ny hiranao e! na ny zanako aza efa mahay ny hiranao ; mankalaza e!
❤❤❤
Style Njakatina an
Lasa ny saiko mandinika anao Mahatsiaro irery aho rehefa tsy eo ianao Fa lavitra anao, zaho aty mahatsiaro anao Olo-tianao izy koa lavitra mampanontany Mba ino eky ra ataony ambadika any Tsy hoe tsy matoky valeur koa zaho misy ahiahy F'izaho aty mahatsiaro anao lavitra any Mandigny anao zah mbola tia Fa lavitra anao zah sahira Manahy ny foko ho very ve Lazao re, raha mety ve ? Miverena anao Loso anao Olo-tianao izy koa lavitra mampanontany Mba ino eky raha ataony ambadika any Tsy hoe tsy matoky valeur koa zaho misy ahiahy F'izaho aty mahatsiaro anao lavitra any Miasa loha mandinika anao rô tiako ee!!! Mandigny anao himpody ankilako eto Nankeza anao f'izaho aty mijaly Loso anao nandeha tsisy olo eky mahasolo anao Ny tena vao maika miteny irery Nohon'ny senton'ny fo sy ireo tebiteby Zaho aty mahatsiaro nefa... Loso anao
mankasitraka e
Tena tsara sady tsy makaleo mitsy
Gasy aho ARIANE,be ny tsara,fa ny solofony koa tena mamiratra anaka mampahery Prosper Rabary
Sitraka DJ Style m
Milay e
QUELQUN PEUT TRADUIRE SVP J4AIME BEAUCOUP ET J AIMERAIS COMPRENDRE DE QUOI IL PARLE
Ity tegna tiako am hiranao jiaby zoky eee et bonne année❤❤😂😂🎉
merci
Za tena mpankafy Ariane be mhtsy ,mety be amiko daholo lay hira Merci bcp
Tsara feo ain, en plus tiko beu le hira
lavitry n'y tanindrazana e...tsy eritreretina fotsiny...
mankasitraka @ le feo. ...reveko be
merci
Tsara be, tiako be ❤🙏☺
cousin'i Njakatiana :D :D
Tu es loin de moi et je souffres de ne pas pouvoir être au près de toi.
💓
tsara lay tonokira mampatsiaro at an tany lavitra !!!!!makasitrak eee
Arian je misy lien de famille njakatina ee
ity hira ity ian no tena préfereko atreto
Manembona !!! tsara le vazo,
otran oe zanak'i njakatiana ve ?
Ie
ckyiro lorrain Hahaha sa ko mba te iresaka azany
karima bakare cousin n i Njaka tina io
ckyiro lorrain neveux Njakatiana Ariane
P
mlay be
mlay be
tsar sad mapatsiar anle ol ray las lavitra an
tsar b le vazo f merci e!
Reveko be ity vazo ity 2018
ahatsiarovako olo araiky zay😥😥
tsara beu mits
milay be le hira e!mankafy anao fona!
tena tiako be ity hira ity! misaotra ny nizara
Aro malatsadranimaso ek iz zan aii 😍😍😍😍😍
manja e!matotra b le vazo
tsara an!!
Misotre !!!Milay be le hira
Huum zay rah tiako way
Hiran'i Njakatiana izany o
,
tena ao tsara le hira ka
Fa tena oe milay e,merci Ariane
eka lay eh lavitra ano sahira!!!!!
tsar kous e :) :p
TOP TOP Mankasitraka eeeeeh
ho an'i M..... sûr!
vivent les amoureux
Tsara
TSARA LE HIRA EEE
zany ah
tiako e
TSRA KOA IO HIRA IO KA TSYS KIANINA
romain szczepanski
tsara be e! j'aime ô
tena tsara le hira
Tiko be 🥰🥰🥰
Masika é
Tsara 😘
j'aime trop ! merci bcp
Mahay mihira
Tiko be !!!!
❤❤❤
aiai! Tiako!
merci @ le hira tiko be ❤❤❤❤
❤
❤
Merci Ariane !
mankasitrakeee
MATSIARO!!!!!!!!!!!!!!!!