Ariane - Ampelatananao | Nouveauté Clip Gasy 2016 |
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 2 ต.ค. 2024
- album deja disponible sur toutes les plateformes legale:
imusiciandigit...
Cliqué sur s'abonner pour voir tous mes clips : Ariane officiel
Nouveauté Clip Gasy 2016
Titre: Am-pelatananao
Artiste: Ariane
Contact 0347915813
Facebook: Ariane rakotoson
/ ariane.rakotoson
2020 tena manampeo Ariane 🇲🇬👍😘! Mankasitraka e!👏
Izy tokoa no mpanome soa ... Tiako b io hirano io Arian...A/tra hitahy antsika jiaby
mankasitraka amin'ny kanto entinareo e, mafinaritra sady manome hery sy fanahy ho anay e
merci
Ampelatananao tanteraka Tompo o mba tena iriko!
tsara tokoa ianao RAYooh mpamindrafo,isaorana ianao Riane fa nideranao an'i TOmpo ny feonao tsara ary ny hiranao d maneho ny mahalehibe NY Tompo ary ny fametrahana isan"andro ny fiainana sy izay atao eo ampelatanany ,mankasitrakaee
Tena mahfinaritra be tompo anie itahy anao sy ampitombo ny finoanao be be kokoa mankasitraka e
Tsara b mints le izy merci bcp
mafinaritra eeee
tsara tegna tsara ..merci
Variete ampifitia
Variete ampifitia
tena tsara loatra ! indrindra fa ny tononkira .mankasitraka e!mirary soa hatrany.
TSARA BE ILAY HIRA
Bravo ariane sy Christian kely
❤❤ampelantananao❤❤
Christian kely manaova ela théâtre na du genre
Tsara be fa tohizo hatrany
mankasitra ranga!!!!!
ho tokantrano sambatra avokoa ny tokantrano MALAGASY rehetra @zany tononkira izayàzao famaranana ny taona 2018 sy fandraisana ny taona vaovao
Wow...please what's the meaning of this song?
Tena mbola tsy leo anty hira ity mitsy aho alu hatr@ zao e! Tena mamelombelona tuko le iz
Tsara ilay hira. Fa tsy azoko ny tian'ilay clip misy mpivady miady ambara, nefa ilay hira hoe tsara ianao
Gasy Tia Miasa ny tiny ambara de ilaina ny mifamindra fo le pardon et la réconciliation
Torio Kristy, azo atao tsara ny miala amin'ny hiran'izao tontolo izao e! kanto tokoa ity hiranao vaovao ity, mampitombo ny fitiavana an'i Jesosy e!
ampelatananao, tena manaiky an"i Jesosy ange izany e
Mahafinaritra daholo ny hiranao ry Ariane. Samy ankafiziko ny talentanao sy Joseph d' Af rahalahinao.Misaotra ny Tompo aho mihaino ka midera Azy @ ireo hiranareo.Izy anie hitahy anareo hatrany!
Ampelatananao ny faniriko rehetra, Fa tsara loatra enao Ry Tompo malala!Amen!!!!
Ampelatananaoooo. Marina izany. Voninahitra ho an' i JESOSYYY!!!!
Nomeny soa tokoa ianao: Feo manga ahafahanao midera sy mankalaza ny Anarany! Tohizo fa tsara e !!! Hita ianao fa havan'Njakatiana!!!!! Ao @ nareo ny feo e!!!
merci eee
Tsisy fisaorana marina e ! Tena mankasitraka ,manimanina anareo aty an-tany lavitra aty !!!
tena mafatifaty kely i christian kely mlay le hira n' andriamanitra e!! tiko be ry Ariane an misaotrae!!
tsy aleo v manao hira évangélique @zay fa tena ao @nao ny talenta dia torio n filazantsara mankasitraka
Patrick Jocelin andriamihajamamitiana e
Patrick Jocelin andriamihajamamitiana l
Mankasitraka fa tena tsara,,tohizo👍👍👏👏👏
Patrick Jocelin andriamihajamamitiana toizo'fatsara
Patrick Jocelin andriamihajamamitiana ttctcctttfctfr sopa
Tsara B le tononkira miampy ilay fanajana B...an'ILAY TSITOHA...Hafa mihintsy HaleloYAH
J'ai découvert aujourd'hui c'est très belle chanson merci
🙏🙏🤦🌹🌹❤️❤️
TSARA TOKOA!!!! Dia mba tsy ho anana fiainana tokantrano soa avokoa izay olona manambady rehetra mijery an'ity clip ity eee... Avy @ny ny fitiavana. Merci pour cette belle chanson Ariane, ta voix est tout simplement sublime ! :)
Mankasitraka ee tsara ny midera ny jesosy christy ampelatananao ny fiainako Ray ô Amen
tena mankasitraka rangah zoky an tena tsy maintsy ho lasa panakanto evangelique iany ianao an za minno an zany tohizo fa tsara e tahin'Jesosy e
amen be eee!
Mankasitraka e! Tiako be mihitsy ary tsy mankaleo. in 3 nihaino de haiko ny mihira azy
Tsara ny Tompo tsy manary zany izy refa mino @ fo .
Coucou, je trouve vos chansons très belle de mélodie et de voix, mais je ne trouve pas de traduction français sur internet.. j'aimerais beaucoup savoir de quoi elles parlent!! des lyrics fr bientôt? merci pour leur douceur en tout cas
Natendry16 Bjr cc cv
Hll cmcv
Tsara loatra ianao ry Ray...mpanome n soa tokoa.Am pelatananao...faniriko hatrizay n eo akaikinao.Ny fahsoavanao toko a no mbola nahtoy zao ahy s mahtsar ahy.Hiran Ariane tiko indrindr ity hira ti...msaotr ndrindr oh.Mrar soa.
❤❤❤
Ampelatananao ny fiainako Tompo o!!!
ny faniriko hatrizay ny eo akaikinao tononkira.serasera.org/hira/ariane/am-pelantananao tononkira.serasera.org
Tsara mafnaritra tohizo antrano attany
Nandresy lahatra ahy ny hiranao ny feonao tena hitako sy henoko fa velona Andriamanitra misaotra fa tena fahasoavana nomeny anao ny feo ka maniry hiheno ny hira fiderana manaraka
Ny jesossy mi pifalina n'a ra miadi sipana vevavy si lela pa pa reconsilier ni vie de couple ravi m'y vavako 😊
Dieu est grand, Dieu est amour. merci!
TIAKO RANGA TY HIRA TY I,HILA ISANANDRO MINTS ZA MIHAINO AZY;MANKASITRAKA ARIANE A
merci fa tsr be le hira de msy question kely mangitingik nah kely zfd fa bola zandriny Arinna ve Christian kely v
mbola misy anle album lesy aty amiko ô!! le ambiny le namidy tamin'iny
Anananreo ny FEO - Njakatiana sy Ariane - Mankasitraka.
mankasitraka eh!!!! tsara be le hira midera an'Andriamanitra!!! tsara be le feo!!!!!
Bon courage zoky vonona Zaho hanao ze MBA vitako
Tsara ny midera ny Tompo e, tena mahafinaritra ny hiragnao raiky ity, mavelombelogno ny fanahy
Cette chanson est émouvant
THANK YOU SO MUCH ARIAN MAY GOD BLESS YOU .
thank you
mahafinaritra l'hiranao
Ao tsara
misaotra zoky ariane a tena trara ranga ilay ira a!Misaotra ny tommpo e ^-^
tena natao hidera ANANDRIAMANINTRA ianao
tsara e
Tsara daholo na ny toniny na ny feony. Misaotra
Ny fahasoavanao no naha toy izao ahy,mankasitraka e tena TSARA ny Tompo!
Am-pelatananao,faniriko hatrizay ny eo akaikinao,ny fahasoavana no naha - toy izao ahy sy mahatsara ahy,be fitia Hianao mandrakizay❤❤
tsara loatra rehefa hira fiderana, ity hira no tiako ndrindra am hiranao
Ny fahasoavanao no naha toy zao ahy !tsar Ianao ,tsar ny hiranao
tokony mapiara-peo enao sy Joseph D'AF fa samy maay miira
Misaotra fa tena tsara be !
Tsara mety be aminao rythme
Avadiho pejy Ariane manarak zandrinao tsara midera Tompo mankasitraka
😘😍
Mihira évangélique mihintsy no tena mety aminao zandry an! Tsara be 😊
^
Mankasitraka !!! Tsara Andriamanitra ary apetraka eo apelantanany n fianana rehetra,, amen samy tahin'i Tompo🌹🌹
FANIRIANTSOA Anna suzy tsara mihitsy izany akia engane mba hotahiny tompo ÷??????
ity hira ity no mba tena ankafiziko . Mety eeee
trop belle chanson j adore
ny fahasoavany no naha toizao antsika e,derao izy!
Marina loatra tahiny tompo atsika jiamby eeee
tena tsara , tiako daholo ny hiranao fa ity no tena tiako. merci
ampelatananao tokoa ry Ray ny fiainako..enao no nahatoizao ahy
Phot nc
Isaorako nianarany Anandriamanitra irery iany Amen
Trar fatohizo ee
tsara toko izii...mafinaritra le hirehh..tohizo fonahhh
tiako e! misaotra!
mankasitraka @Hira :deraina ny Tompo tsara b
tena tsara be le clip ariane fa misaotra
Tsara loatra ❤❤❤❤
TOHIZO FA MILAY NY VAZONAO OK! MANKASITRAKA
jaime bien !! sotreee
merci.eo ampelatanany avokoa zay ataonao
Misaotra fa voaraiko daholo ny hafatra.
rehefa misy tenin'Andriamnitra kely sy otrzay v dia efa hoe midera?? aiz ho aiz ao ny place misy an'i JESOSY , takona tanteraka , tsy misy maha samy hafa anzao amin'ny hiran'izao tontonlo izao , NY FIVERENAN'I JESOSY NO MSG MAIKA INDRINDRA EFA AKAIKY IZY FA MIBEBAHA AZA MANDANY FOTOANA AMIZAO FA JESOSY TORINA .
Samy manana ny andram-piainany ny olona tsiraray hany ka tsy terena ny hampidirana ny teny hoe "JESOSY". Misy dingana mandrakariva eo amin'ny fiainam-pinoana ary tsarovy fa voafetra ny fanehoana ao anatin'ny kanto!
mr6
Tsara mihitsy rangahy ty hira ty a
Fa ny fahasoavanao no nahatoy izao ahy sy mahatsara ahy
Tsara tena tsara
merci Ariane
très belle chanson
mankasitraka ny tenako
Fier d'avoir un grand artiste comme toi à Madagascar... Bravos, très très belle chanson, très belles paroles... Respect.
4476😅😅😅😮😅
tena naveriko in 3 l hira fa tena kanto.
tohizo fa tsara e😊😍
Mankasitraka o
tiako henoina foana ity hira ity ...
raitra sady milay
magnifique chanson! merci
merci
Mankasitra indrindra e!tena tsara!
À quand un duo miarak@ Josef d'af? :)
Mankasitraka Ariane an!
Endrey ilay fitia,
Natolotrao ahy
Nomenao ilay hosotra hanafak'ahy
Fa Ray ooo, tsara ianao
Ianao mpiandry ondry, tsara fanahy
Tsy mba manary na mpanota aho
Fa Ray ooo, tsara ianao
Fa ianao mpamindra fo
Fa ianao mpanome soa
Ref Am-pelatananao, ny faniriko hatrizay
ny eo akaikinao
Ny fahasoavanao, no nahatoy izao ahy
sy mahatsara be fitia ianao Mandrakizay !!!!! (x2)
Am-pelatananao...........
Ianao ilay masoandro, mamiratra ho ahy
Tsy mety maty fa mamelona ahy
Fa Ray ooo, tsara Ianao
Ianao mpiandry ondry,
tsara fanahy dra fo
Fa Ianao mpanome soa
Ref: .... Fa tsara Ianao,
fa Ianao mpanome soa
Ho deraiko tokoa Ianao ry ilay Tsitoha
Ref: ....
mankasitraka e,tsara be le hira
mahagaga ny fasoavany tompo
Famaninona no misy 👎
mafinaritra be le hira