FANADIHADIANA MOMBA NY SKOTO - 2016

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 29 ก.ค. 2016
  • Fandaharana fanadihadiana novokarin'ny I Broadcasting Company ary nivoaka tamin'ny 25 jona 2016.
    ---------
    Atolotra ho anao izay te-ahalala bebe kokoa ny amin'ny Skotisma, anivon'ny Mpanazava sy Tily Eto Madagasikara, mivondrona ao amin'ny FSM (Firaisan'ny Skotisma Malagasy).
    Miompana indrindra amin'ny fankalazana ny faha-80 taonan'ny Mpiandàlana Sampana Mena, anivon'ny TILY ETO MADAGASIKARA.
    Ahitànao koa ireo lovitao sy mpanazava, ary fijoroana vavolombelona sy fizaràna avy amin'ny Ray aman-dReny sy ireo fiaraha-monina.
    Rehefa avy mahita ity ise, dia ahafantatra bebe kokoa anay sy ny tontolonay... TONGASOA!

ความคิดเห็น • 1