ONITR: Aceem Radio]

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 25 ม.ค. 2024
  • #gasyrakoto #tantara
  • เพลง

ความคิดเห็น • 25

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 6 หลายเดือนก่อน +6

    Hanalako ny alina indray ity aloha .
    Hafa koa ilay anarana Onitra zany .
    Mankasitraka ny mpandray anjara rehetra fa mahay ianareo 😊

  • @solangejamilahalnoor6822
    @solangejamilahalnoor6822 6 หลายเดือนก่อน +2

    Mankasitraka tompoko 🙏 tena mampalahelo sady mafinaritra le tantara. Misy lesona azo tsoahina.Misaotra betsaka 🎉❤. Ho elavelona anie anareo mpilalao tantara sy mpiasa rehetra nikirakira ! Fa tena hafapo sy talanjona mihintsy zao @ fahaizanareo milalao tantara. Mankasitraka indrindra tompoko 🙏

  • @KirakiraService
    @KirakiraService 6 หลายเดือนก่อน +1

    Zoky #Gasy Rakoto tena namana mahafatra-po. Mirary soa hoa azy isika e👍

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 6 หลายเดือนก่อน +1

    Mankasitraka sy mankatelina anaro jiaby tompoko ❤❤tegna mahafinaritra sy mampalahelo lay tantara sady misy lesona azo alaina ao agnatiny, ka Misaotra betsaka indrindra tompoko miandry ny tantara vaovao indray 🥰 ❤ 🥰 ❤ 😘🙏🏻🙏🏻❤👍🏻👍🏻❤❤

  • @maminiainarasolofo4421
    @maminiainarasolofo4421 6 หลายเดือนก่อน +1

    Bjr dol o, vô hihaino d Tonga d pouce bleu sy commentaire e. Mankasitraka hatrany fa mampialavoly ery n tantara eto amin'ny TH-cam. Mihaino fôna fa ts mila oe miandry ora n'a fotoana. ❤❤❤😊

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr
    @GarciaMarieGarcia-uh6cr 6 หลายเดือนก่อน +1

    Misaotra nizara mahafinaritra le tantara❤❤❤ na dia misy mampalahelo kely aza 😢😢

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 6 หลายเดือนก่อน +1

    Tsara ny tantara. Misaotra Gasy Rakoto

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 6 หลายเดือนก่อน +1

    Tsara be le Tatara fa misaotra nizara❤❤❤

  • @gshvs8057
    @gshvs8057 6 หลายเดือนก่อน +1

    Makasitraka indrindra tompoko tsara be❤😊

  • @corna8495
    @corna8495 6 หลายเดือนก่อน +1

    mankasitraka 🇲🇬 🎧 🇰🇼

  • @user-nq5om1wx2m
    @user-nq5om1wx2m 6 หลายเดือนก่อน +2

    Mankasitraka indrindra ❤❤❤

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 6 หลายเดือนก่อน +1

    Mankasitraka indrindra Tompoko 🙏 🎉❤

  • @tahinachantal8275
    @tahinachantal8275 6 หลายเดือนก่อน +1

    De misaotra hatrany ary mankasitraka ko❤❤🎉mafinaritra be

  • @juliotplaisud4441
    @juliotplaisud4441 5 หลายเดือนก่อน

    Makasitraka tompoko ooo tsara le tantara eeeeee

  • @user-dw4nl5zq9c
    @user-dw4nl5zq9c 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka nareo nizara❤❤

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra nizara!! Tsara be!!

  • @kallakelly
    @kallakelly 6 หลายเดือนก่อน

    Mampareni-tsofina ilay kio kio kio kio 🤣🤣🤣 Feon-jorery ve ?
    Fa misaotra amin'ilay tantara.

  • @Sahel-zz8vd
    @Sahel-zz8vd 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra e🎉❤

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 6 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka indrindra tompoko ❤

  • @famillerichard9004
    @famillerichard9004 6 หลายเดือนก่อน

    😊👌

  • @yousafyousaf3693
    @yousafyousaf3693 6 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko mercy nizara

  • @apop3771
    @apop3771 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka

  • @marrymarry8826
    @marrymarry8826 6 หลายเดือนก่อน

    Makasitraka hatrany tompoko

  • @user-nt5en2xi5h
    @user-nt5en2xi5h 6 หลายเดือนก่อน +1

    Mb hafakely

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 4 หลายเดือนก่อน

    Misaotra ny mpanoratra & mpilalao ary ny mpizara